mety ho iza ravehivavy?
183. rabilabila
(
01/02/2008 22:45)
:-D:-D:-D Hatraty io e!!
Tsy maninona raha ny maso no mitomany ,fa aza mipipi tlôty fotsiny =))=))
Tsy maninona raha ny maso no mitomany ,fa aza mipipi tlôty fotsiny =))=))
190. ikaretsaka
(
02/02/2008 00:18)
fijo:
hi hi i h aza matahotra toriteny moa ,fa fakana torimaso anie ireny e.rehefa azon'iny ndry dia mety hanofy fasika fotsy sy rano manga tarafin'ny vodilanitra mena;
tandremo fotsiny @ iny mipetraka eo aloha ka sendra pasitera manerika be sy tsy nanotsambava ka.....
simba ny makiazy..
192. xxx
(
02/02/2008 00:59)
ikaretsaka:
fijo:
hi hi i h aza matahotra toriteny moa ,fa fakana torimaso anie ireny e.rehefa azon'iny ndry dia mety hanofy fasika fotsy sy rano manga tarafin'ny vodilanitra mena;
tandremo fotsiny @ iny mipetraka eo aloha ka sendra pasitera manerika be sy tsy nanotsambava ka.....
simba ny makiazy..
:roll: inona koa izao no hidiran'ny pasitera eto =))=))
194. niryna
(
02/02/2008 02:06)
ikaretsaka::-D:-D
tandremo fotsiny @ iny mipetraka eo aloha ka sendra pasitera manerika be sy tsy nanotsambava ka.....
simba ny makiazy..
xxx:
:roll: inona koa izao no hidiran'ny pasitera eto =))=))
:roll:=))=))
cutie:
=))=))=))=))=))=))=))
:roll::roll: maninona hono ra -pasy =))=))=))
195. nandrianina1
(
02/02/2008 02:47)
TSY mety tapitra mitsy le dinika ry LD a! mbola tohizo kely ihany @zay record 2008:-D:-D
196. ikaretsaka
(
02/02/2008 03:06)
fijo:
aza matahotra toriteny moa ,fa fakana torimaso anie ireny e.rehefa azon'iny ndry dia mety hanofy fasika fotsy sy rano manga tarafin'ny vodilanitra mena;
xxx:
inona koa izao no hidiran'ny pasitera eto
hitory teny hampatory ko
197. LazaDaddy
(
02/02/2008 03:51)
nandrianina1:Tsy misy manaiky ho vehivavy ny namana rehetra =))
TSY mety tapitra mitsy le dinika ry LD a! mbola tohizo kely ihany @zay record 2008:-D:-D
200. LazaDaddy
(
02/02/2008 03:59)
nandrianina> inona indray koa no hidiran-dRavato amin'izany? Nareo mahita foronina ka...pasitera e...Ravato e... =))=)):-*
