mety ho iza ravehivavy?
122. LazaDaddy
(
01/02/2008 00:23)
fijo:
sao dia hiandry an'i laza ,toa ny fiandrasana ny mesia eto izy ity????hoavy hoavy nefa tsy misy kay
ikaretsaka:Tsy misy tokoa ve ny mesia ry ikaretsaka? :)
izay ange hoa
125. ikaretsaka
(
01/02/2008 00:38)
mbola ho tafitohin'io tsimpotsimpona io anie ianareo e.. vao eo i niryna no notenenin'i mbaliana de....
miala any ny 1
miala any ny 1
128. rakapy
(
01/02/2008 01:04)
Laza> Ka le bex aza efa nisava efa ela nohon'ny fiandrasana anao kno! Ilay resaka vhv mijaky mitondra kapoaka toa tsisy tohiny. Ka raha tsy voazavanao io dia tsy ho avy mihintsy ilay apokalipsa andrandrain'ny Kristiana. De ho lasanay Devoly ny seza.:-D:-D:-D
129. LazaDaddy
(
01/02/2008 01:06)
rakapy> tsy efa lasany ve ankehitriny?...ambara-pahatongan'ilay Andriamanitra tsy andrin'ny hafa fa andrintsika ihany? :)
131. nandrianina1
(
01/02/2008 01:32)
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=47&dika=
le babilonian sy le ravehivavy zany samy avy ao@ le tendombohitra ihany nefa mifamely v?
rakapy> efa mahita 129 km/h iz zany apidiro @zay le tirbo javascript:emoticon(':lol:')
Laughing
le babilonian sy le ravehivavy zany samy avy ao@ le tendombohitra ihany nefa mifamely v?
rakapy> efa mahita 129 km/h iz zany apidiro @zay le tirbo javascript:emoticon(':lol:')
Laughing
132. rakapy
(
01/02/2008 01:41)
Nandrianina> ka nenay anie mbola tsisy tirbo fa 403 n'i dadabenay no mbola hoentiko ity e!:-D:-D:-D 40 km/h no malaky indrindra.:-o:-o:-o
133. LazaDaddy
(
01/02/2008 01:55)
rakapy> resin'ilay bibidia taingenan-dravehivavy izany (3 vitesses) :)
135. rakapy
(
01/02/2008 02:01)
Fa rehefa mijanona @ parking ny azy dia depasser-tsara kosa!:-D:-D:-D
136. LazaDaddy
(
01/02/2008 02:01)
nandrianina>rakapy> Ravehivavy aza mety efa mitaingina Fiat fa mba mailomailo sao hoseny eo!
137. nandrianina1
(
01/02/2008 02:10)
kapy>depannena le vam dadabe fa tsy nen-dravehivavy kozy no depassena
LD>itako mintsy iny le tary anaty kirihitr'ala tary voa nagita ana de nirifatra ravehivahy
LD>itako mintsy iny le tary anaty kirihitr'ala tary voa nagita ana de nirifatra ravehivahy
138. rakapy
(
01/02/2008 02:21)
Laza> Aiza ihany ianreo sy ny vehivinareo e? miandry ny pokona OOO!!!:-D:-D:-D:-D
