mety ho iza ravehivavy?
82. Veloo
(
31/01/2008 00:49)
cutie a an3 tsy specifier aky a
fa izao fotsiny misy karazana fiangonana roa ao @ baiboly. Jereo ao apocalipsa ao
Ary Jesosy no lohan;ny fiangonan'ilay miakanjo fotsy.
fa izao fotsiny misy karazana fiangonana roa ao @ baiboly. Jereo ao apocalipsa ao
Ary Jesosy no lohan;ny fiangonan'ilay miakanjo fotsy.
85. Veloo
(
31/01/2008 00:56)
cutie tsara io ka misy fanantenana betsaka ao fa ndry aloha mila ampianariko ka hihihih
LD ary ila novaliako an;i cutie?????
LD ary ila novaliako an;i cutie?????
87. Veloo
(
31/01/2008 01:02)
cutie a, tsisy an;izany mihitsy rehefa tena fantatra ny tena dikany serieux e... au contraire...
88. Veloo
(
31/01/2008 01:05)
cutie a io aky safidy a....
Ny te ahafantatra dia mikaroka na tsy te ahafantatra.Izay mahatsara an;i Jesosy omeny liberte be tsika hihihihih
Ny te ahafantatra dia mikaroka na tsy te ahafantatra.Izay mahatsara an;i Jesosy omeny liberte be tsika hihihihih
89. nandrianina1
(
31/01/2008 01:14)
nandrianina> fa ahoana no itenenan ise hoe mety ho institution io? Azo hazavaina ve?
Fikamkanana voyante sy magicien sy karazany no tiko tenenina! efa kaody de koulera iraisan le fikambanana mintsy le volomparasy ra ny fahitako azy
Veloo> ekena ko io ka!nena netsy misy support ara_baiboly fa eritreritra mandalo nefa mitombona e:wink:
91. nandrianina1
(
31/01/2008 01:54)
inn no dikan'io ry veloo mmammatawatsa!
tohizako e! raisiko ndray le indice faharoa
mitombona be le iz fa ry zareo lo be sosy e! ary sty misaraka @ firavaka isankarazany ra mandinika nareo le @ filma reny
tohizako e! raisiko ndray le indice faharoa
2) miravaka volamena sy vato soa ary pèrila
Raha io voalaza io dia olona na fikambanana manankarena sy manana ny "maha izy azy" tokoa ilay "ravehivavy"
mitombona be le iz fa ry zareo lo be sosy e! ary sty misaraka @ firavaka isankarazany ra mandinika nareo le @ filma reny
92. LazaDaddy
(
31/01/2008 02:15)
cutie> sao kosa indray ary dia ny saina ihany no mampisy na tsy mampisy an-dravehivavy io? Misy afaka manohana izay hevitra izay ve? :)
93. ikaretsaka
(
31/01/2008 02:19)
LazaDaddy:
ikaretsaka> iza izany Hunt? Tsy fantatro izany ary tsy dia ivakiako loha fa ny Baiboly no dinihina eto.
i hunt no nitondra io theoria sy nanoratra boky be an'io hevitra tanisain'ialahy io
94. LazaDaddy
(
31/01/2008 02:25)
Baiboly io nosokafako io dia iaraha-mijery :) Tsy mila theorie be avy atsy sy aroa fa io no dinihina lalindalina kokoa :)
95. ikaretsaka
(
31/01/2008 02:32)
izy koa nanokatra baiboly de namelabelatra betsaka nohon'ny fanadihadianao dia nanoratra boky t@ 1994 basee t@ io tsimpona nalainao io
dia t@ book signings ny izy nisy ankizy 2 eme anee de theologie ni debates taminy
tratran'ny surcontrage de surconfusions, izy taty aoriana, satria tsy nihadihadiany tsara ny bokiny.
nataon'ny olona fihomehezana sisa..
ny secte naoriny aza maty momoka!
"na ny varavaran'ny Hades aza tsy haharesy azy" hoy i Jesoa ry Laza an
araka ny nitateran'i Md Matio azy ao @ 16:18:wink:

96. nandrianina1
(
31/01/2008 02:35)
sao kosa indray ary dia ny saina ihany no mampisy na tsy mampisy an-dravehivavy io?
faminanina ne io e! misy tokoa ravehivavy tompoko na kou we hisy ra mbola sty tonga
99. ikaretsaka
(
31/01/2008 02:49)
pissoa:.
Fa ahoana ho kaotin'i toi angaha ?!
Toa mahaliana an'i Laza be mihitsy mantsy ravehivavy io
possibilite koa io
mety koa hoe hoe sipan'i Laza taloha io fa tsy haiko izay histoire d'amour ny tany sy ny fifankazahoany/tsy fifankazahoany tany (azy izany) ka nahatonga azy ho liana.
manimanina tongolon'i egypte ngamba.. (izay indray tsy azo lavina) na voan'ny aza manadiso, na vopitika saingy tara ....
possibilite aby izany
soa aho fa tsy mahay maminany ohatran'i joany:-D
100. LazaDaddy
(
31/01/2008 03:25)
pissoa:Tiako ho fantatra mba tsy hidirako ao :)
Fa ahoana ho kaotin'i toi angaha ?!