mety ho iza ravehivavy?
101. rakapy
(
31/01/2008 03:33)
Tena mahalina ny mpino kristianina mihintsy ity resaka ato ity an? Za aloha tsy kristianina sady tsy nandalina ny baiboly fa mba mahafantatra zavatra kely ihany.
Io vehivavy karohinareo io dia tsy olona na fiangonana na institution araka ny voalazanareo fa firenena(Nation). Ny loko volomparasy dia fomba fanehoana ny caractere n'io firenena io fa tsy midika inona. Ny volamena sy peril dia mariky ny harena sy ny fahefany ary ilay kapoaka volamena eny an-tanany dia fanehoana ny fihetraketrahany nohon'ny fananany fahefana sy harena. Ny tendrombohitra fito dia mbola filazana firenena ihany koa.
Dia hitaro @zany ny hevitrareo Kristianina mpandinika ny baiboly fa izay ihany no sopapa azoko avoaka eto.Vita tompoko.

103. rabilabila
(
31/01/2008 03:40)
Mba andraso ny olona Rakapy a! Tratran'ny zandary eo ange ianao raha manao excès de vitesse e!:-D:-D
105. rakapy
(
31/01/2008 04:00)
Rabila> efa mirotsaka ny 5eme sady efa nahazo bex 6 aho ka aza sakanana tsony!:-D:-D:-D Lasa zao!
106. nandrianina1
(
31/01/2008 04:18)
rakapy>Tamdremo ary tsy ho voan' askidant ao aloha ao ka de tratranay ihany refa veo
107. rakapy
(
31/01/2008 04:34)
Mariana zany Nandrianina! najanoko aty anaty kirihitra ala ny tombila de lasa aho mirevy @ sisiny. Rehefa misava ny bex zay vao mandeha:-D:-D:-D
110. nandrianina1
(
31/01/2008 04:45)
Efa mafana ndray ve le dinika rakapy vo tapahana!
za ary efa vonona haka pikla mitsy mba we hiaino le izy! andraso eo wa fa lasa za lou

111. rakapy
(
31/01/2008 04:52)
Aza makaty fa za wa aty anaty kirihitr'ala sady efa nahazo bex? ka sa dia lasa film hafa no jouer-vana.:-D:-D:-D:
113. rakapy
(
31/01/2008 04:59)
Hitako nandalondalo tao anaty maizina tao de natsoiko de nanatona de nomeko bex de dozy de nilefa:-D:-D:-D
114. LazaDaddy
(
31/01/2008 05:05)
rakapy> vehivavy janga tokoa...fa ise tsy dozy dia...tsy nilefa? :)
115. niryna
(
31/01/2008 08:30)
nandrianina1:
fiangonana izay manohitra an'i kristy kanefa milaza izy fa mpanara-dia an'i kristy io ilay fiangonana izay hodidinin'ny tendrombohitra fito ary ao no hivoka ny mpanjakan'izao tontolo izao,andriamanitr'izao tontolo izao oops.
Mba itaro kely we ry nyrina
otrany tsy tantiko ny mahita an'io teny farany anelanelan' virgule sy oops io ry niryna
Miandry an'i laza nametraka ny sujet isika,fantany ny tiany ahatongavany .
Fa izao ary:toy ny safidy rehetra io,izay mandray azy dia raiso,izay tsy mino dia tsy maninona
Mila mamaky ny tenin'ny Daniela mpaminany vao mahazo ny lazaina ao amin'ny Apo.Ny pasitera na ny mpitondra fivavahana dia tsy mandalina an'izy io loatra fa sarotra indrindra raha samy teny ho hazavaina.
Misy firenena iray izay misy tendrombohitra fito mihodidina azy ary izy ireo no eo afovoany.
Ao amin'io firenena io no hipoitra ilay vehivavy janga.
Ilay vehivavy janga : ny fiangonana izay mino ny tenin'ny olona fa tsy maka ny tenin'Atra,mankahala ny tenin'Atra izany,milaza fa mino an'i kristy kanefa tsy mino fa misy fampianarana nataon'ny olombelona ao,tsy manaraka ny baiboly.
Io no atao hoe Beast na prostitute.
Babylon the great: vehivavy janga
Ilay babiloniana dia avy amin'ny teny hoe babel izay symbol hilazana ireo fiangonanana nanohitra ny tenin'Atra,feno finoana diso,izay manohitra an'Atra(Babylon the Great no filazana azy(false religion,sorcery ,astrology,and rebellion against God )Gen 10;8.10-.11:4.http://baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=47&andininy=13-13&dika=
Hatreo aloha fa amin'ny manaraka indray ho tohizako.
Religion Babylon na ireo anti-christ hanohitra an'ilay vehivavy janga .....
116. niryna
(
31/01/2008 08:32)
nandrianina1:
fiangonana izay manohitra an'i kristy kanefa milaza izy fa mpanara-dia an'i kristy io ilay fiangonana izay hodidinin'ny tendrombohitra fito ary ao no hivoka ny mpanjakan'izao tontolo izao,andriamanitr'izao tontolo izao oops.
Mba itaro kely we ry nyrina
otrany tsy tantiko ny mahita an'io teny farany anelanelan' virgule sy oops io ry niryna
Miandry an'i laza nametraka ny sujet isika,fantany ny tiany ahatongavany .
Fa izao ary:toy ny safidy rehetra io,izay mandray azy dia raiso,izay tsy mino dia tsy maninona
Mila mamaky ny tenin'ny Daniela mpaminany vao mahazo ny lazaina ao amin'ny Apo.Ny pasitera na ny mpitondra fivavahana dia tsy mandalina an'izy io loatra fa sarotra indrindra raha samy teny ho hazavaina.
Misy firenena iray izay misy tendrombohitra fito mihodidina azy ary izy ireo no eo afovoany.
Ao amin'io firenena io no hipoitra ilay vehivavy janga.
Ilay vehivavy janga : ny fiangonana izay mino ny tenin'ny olona fa tsy maka ny tenin'Atra,mankahala ny tenin'Atra izany,milaza fa mino an'i kristy kanefa tsy mino fa misy fampianarana nataon'ny olombelona ao,tsy manaraka ny baiboly.
Io no atao hoe Beast na prostitute.
Babylon the great: vehivavy janga
Ilay babiloniana dia avy amin'ny teny hoe babel izay symbol hilazana ireo fiangonanana nanohitra ny tenin'Atra,feno finoana diso,izay manohitra an'Atra(Babylon the Great no filazana azy(false religion,sorcery ,astrology,and rebellion against God )Gen 10;8.10-.11:4.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=47&andininy=13-13&dika=
Hatreo aloha fa amin'ny manaraka indray ho tohizako.
Religion Babylon na ireo anti-christ hanohitra an'ilay vehivavy janga .....
118. LazaDaddy
(
31/01/2008 20:50)
niryna> ny hevitrao no nanontanian'i nandrianina fa na izaho aza dia saika hametraka an'io fanontaniany io taminao.
rakapy> efa nisava ve ny bex sa tsy mbola? Fa angaha bex no nataon'ise tao anatin'ilay kapoaka volamena sa divay sa inona ilay fijangajangana tao?

119. ikaretsaka
(
31/01/2008 21:42)
badebilodam babilom ho'zy ny sovaly de bois taloha :-D le miodikondim-poana ireny
ooops :oops: azafady fa mba lasa ny vavako @ le babylon an'i niryna

120. fijo
(
31/01/2008 23:30)
laza an,sao dia hiandry an'i laza ,toa ny fiandrasana ny mesia eto izy ity????hoavy hoavy nefa tsy misy kay