mety ho iza ravehivavy?

41. Rasiligaoma ( 30/01/2008 07:14)
tsy misy fisaoratra! fa mba ho fanajana ireo namana tokoa r'ise dia na tohizana ilay adihevitra dia avoakan'ise ny hevitr'ise hodinihina fa tsy mihomehimehy fahatany ohatran'io fotsiny a!

ise no nanokatra ny adihevitra dia itaro , velaro ny hevitr'ise, hiaraha midinika fa tsy manokatra dia mitokona, raisosarisary an-tsaina ohatry ny hoe manompa be ao anaty tranompokonolona ise dia mandrehoka dia lasa!

aiza ilay fahaiza miaina n'ny milaza azy ho mpivavaka e?
42. LazaDaddy ( 30/01/2008 07:16)
43. niryna ( 30/01/2008 08:04)
LazaDaddy:

"Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany" Apokalipsy 17:4

Mino aho fa azo karohina sy fantarina tsara io "ravehivavy" hitan'i Jaona tamin'ny fahitany io. Ny antony itenenako izany dia satria misimisy ireo famantarana nosoratany momba azy io.

1) lamba volomparasy sy jaky
Eto dia efa vitsy ny tafiditra ao amin'io sokajy io. Vitsy ny toerana ahitana olona na fikambanana mampiasa lamba "volomparasy" sy "jaky"

2) miravaka volamena sy vato soa ary pèrila
Raha io voalaza io dia olona na fikambanana manankarena sy manana ny "maha izy azy" tokoa ilay "ravehivavy"

kapoaka volamena
Ahoana ny fihevitrareo an'izany hoe "kapoaka volamena" izany? Voalaza ilay "kapoaka volamena" fa tsy foana fa misy zavatra ao anatiny..."feno fijangajangana", inona ny "fijangajangana" eo imason'Andriamanitra?






fiangonana izay manohitra an'i kristy kanefa milaza izy fa mpanara-dia an'i kristy :arrow:io ilay fiangonana izay hodidinin'ny tendrombohitra fito ary ao no hivoka ny mpanjakan'izao tontolo izao,andriamanitr'izao tontolo izao oops.
44. xxx ( 30/01/2008 08:39)
Miala tsiny mialoha ,

Manomboka mandreraka ny dinika sasany eto @ ity rubrique ity, misy olona maromaro , ils se reconnaitront , dia tsy manao afa-tsy ny mifandramatra. ao ny mametraka fanontaniana mandrangitra an-kolaka, ao ny mamaly ironique lava raha vao ilay iray no miteny.

Tsy mba misy resaka tonga h@ izay tokony ho izy

Maninona kay raha hajainareo ny mpisera hafa eto

Eny e, tsy voatery hamaky sy hamaly koa moa izahay fa na izany aza

Misaotra
45. LazaDaddy ( 30/01/2008 11:58)
46. yuka ( 30/01/2008 13:56)
mba lina ery aho,saingy indrisy:(
47. ikaretsaka ( 30/01/2008 13:57)
ka mendrika ny hotohizana ve izany ilay dinika
48. pissoa ( 30/01/2008 17:40)
LazaDaddy:

"Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany" Apokalipsy 17:4

Mino aho fa azo karohina sy fantarina tsara io "ravehivavy" hitan'i Jaona tamin'ny fahitany io. Ny antony itenenako izany dia satria misimisy ireo famantarana nosoratany momba azy io.

1) lamba volomparasy sy jaky
Eto dia efa vitsy ny tafiditra ao amin'io sokajy io. Vitsy ny toerana ahitana olona na fikambanana mampiasa lamba "volomparasy" sy "jaky"

2) miravaka volamena sy vato soa ary pèrila
Raha io voalaza io dia olona na fikambanana manankarena sy manana ny "maha izy azy" tokoa ilay "ravehivavy"

kapoaka volamena
Ahoana ny fihevitrareo an'izany hoe "kapoaka volamena" izany? Voalaza ilay "kapoaka volamena" fa tsy foana fa misy zavatra ao anatiny..."feno fijangajangana", inona ny "fijangajangana" eo imason'Andriamanitra?





Fa ahoana ho kaotin'i toi angaha ?!
Toa mahaliana an'i Laza be mihitsy mantsy ravehivavy io. :-D:-D:-D
49. ikaretsaka ( 30/01/2008 17:44)
hihihihi eny tokoa ho'a

50. nandrianina1 ( 30/01/2008 18:13)
Tohizo ranga moa le izy a!
marenina eo ry pisso a!
51. nandrianina1 ( 30/01/2008 18:30)
fiangonana izay manohitra an\'i kristy kanefa milaza izy fa mpanara-dia an\'i kristy io ilay fiangonana izay hodidinin\'ny tendrombohitra fito ary ao no hivoka ny mpanjakan\'izao tontolo izao,andriamanitr\'izao tontolo izao oops.


Mba itaro kely we ry nyrina

otrany tsy tantiko ny mahita an\'io teny farany anelanelan\' virgule sy oops io ry niryna
52. pissoa ( 30/01/2008 18:37)
nandrianina1:

Tohizo ranga moa le izy a!
marenina eo ry pisso a!

refa tsy faly mibotsina :-D:-D:-D

53. niryna ( 30/01/2008 19:10)
xxx:

Miala tsiny mialoha ,

Manomboka mandreraka ny dinika sasany eto @ ity rubrique ity, misy olona maromaro , ils se reconnaitront , dia tsy manao afa-tsy ny mifandramatra. ao ny mametraka fanontaniana mandrangitra an-kolaka, ao ny mamaly ironique lava raha vao ilay iray no miteny.

Tsy mba misy resaka tonga h@ izay tokony ho izy

Maninona kay raha hajainareo ny mpisera hafa eto

Eny e, tsy voatery hamaky sy hamaly koa moa izahay fa na izany aza

Misaotra


asa tokoa aloha e,samy manana ny fandraisany ny tsiraray,marina izany teninao izany ,avadio fotsiny ny pejy dia vita rehefa tsy te hamaly tokoa e :D
54. LazaDaddy ( 30/01/2008 21:12)
nandrianina> fa ahoana no itenenan ise hoe mety ho institution io? Azo hazavaina ve?
55. fijo ( 30/01/2008 22:15)
laza an,tena hialako tsiny amin'ise,fa mampatahotra ahy,fa manoboka manao fitariandresaky ny sekta ise??????
56. LazaDaddy ( 30/01/2008 22:19)
fijo> inona moa no antony ialain'ise tsiny. Izaho anie hoy aho secte satria...niala tamin'ilay fiangonana lehibe nisy ahy...mamaky sy mitory ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao amin'ny Baiboly, sns...e :)
57. fijo ( 30/01/2008 22:24)
hi hi hi an an,ka manahy aho fa toa lasa toa ilay sekta manao tsianjery fotsiny ko.
58. LazaDaddy ( 30/01/2008 22:26)
59. fijo ( 30/01/2008 22:28)
ise no isan'ny mba mpandalina sy mandinika ilay boky tato,ko lasa manao tsianjery.izay no mampatahotra ahy
60. LazaDaddy ( 30/01/2008 22:39)
fijo> hiezaka tsy hanao tsianjery...ilay boky nindramina aza e :) :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107