mety ho iza ravehivavy?
22. nandrianina1
(
30/01/2008 03:05)
eny e! ka misy vhv manaparitaka fijangajangana sns
de ny fanotanina we iz io vhv io?
de ny fanotanina we iz io vhv io?
23. nandrianina1
(
30/01/2008 03:06)
de noraisiko lou le indice voalohany le color de any @ voyance io no be pampiasa8O
26. nandrianina1
(
30/01/2008 03:14)
le ravehivavymampijangajanga ka!
oh we manpijangajanga nyoul @ Andriamanitra satri taominy hino azy ny oul

27. LazaDaddy
(
30/01/2008 03:15)
yuka> Izaho koa tena liana, ary te hikaroka sy ahalala bebe kokoa hatrany ny marina. Izay no nanokafako an'ito adihevitra hifanakalozana ito, iaraha midinika sy mandalina ary mikaroka :)
"Ny hevitra misy fahendrena" ao amin'ny andininy faha sivy milaza fa "mipetraka amin'ny "tendrombohitra fito" izy io. Aiza no misy an'ireo tendrombohitra fito ireo? Tanana iray io sa sarisarin-teny? Nahoana? Raha tanana dia aiza io toerana io? Raha sarisarin-teny dia inona ny heviny?
Voalaza koa anefa izy fa "vehivavy janga lehibe, izay mipetraka eny ambonin'ny rano maro" (Apokalipsy 17:1). Ka ireo rano maro ireo dia tsy inona fa "olona sy vahoaka betsaka, sy firenena maro ary samy hafa fiteny." (Apokalipsy 17:15).
Raha izany dia manana fahefana sy miparitaka maneran-tany ravehivavy io! Misy azy ny firenena maro sy samihafa fiteny.
"Ary ravehivavy, ilay hitanao, dia tanĂ na lehibe, izay manjaka amin'ny mpanjakan'ny tany" Apokalipsy 17:18. "Tanana lehibe" izany ravehivay ary manam-pahefana miparitaka sy misy azy amin'ny firenena maro maneran-tany.
[u] hatreto izany izy io dia fantatra fa[u]
Mipetraka amin'ny tendrombohitra fito
Manana fahefana miparitaka maneran-tany
Manan-karembe
Mitafy lamba volomparasy sy jaky
Mitazona kapoaka volamena, feno fijangajangana
Tanana manjaka amin'ny mpanjakan'ny tany

28. nandrianina1
(
30/01/2008 03:17)
matetika ko resaka pblm amour no tena angatahan'oul any
vady:arrow:mangala-bady:arrow:mijangajanga:roll:sns

32. LazaDaddy
(
30/01/2008 04:40)
nandrianina> dia hajanona eto indray izany ny fikarohana sy adihevitra? :)
33. Rasiligaoma
(
30/01/2008 06:03)
ka ise ihany no rehefa tsy misy atokona intsony no manao :) eo sisa!
eo maimaika ery hoe karohy , hiadio hevitra ,
velaro aloha ny an'ise fa io fa io voyante io izany possiblite anankiray, io ny argument an'io namana iza ny an'ise?
Ny ahy izao ataoko hoe i Oprah , na i reine d'Angleterre, ireny izao vehivavy manambola

35. Rasiligaoma
(
30/01/2008 06:52)
hitan'ise izany? tsy ny milaza hoe iza no eritreretin'ise ho izy no ataon'ise fa ny mivanitika ohatran'ny voan'ny donaka!
37. Rasiligaoma
(
30/01/2008 06:58)
LazaDaddy:
dia hajanona eto indray izany ny fikarohana sy adihevitra? :)
8O
ise no nanajanona