Consommation : Invasion de produits périmés
1. badboy
(
26/01/2008 09:00)
De zay ve sisa no iafaran'ny gasy tsy ampy sôsy?? Mividy sy mihinana sakafo lany daty tokony hatsipy any anaty fako satria io no takatry ny vola antanana? Dia efa amambolana no ivalamparan'io varotra tsy aradalana sady manimba fahasalamana io dia tsisy etsika ataon'ny manampahefana! Sa kosa sao dia mpiraitsikombakomba? Sa fomba vaovao andringanana ny gasy mahantra anomezana toerana ho an'ireo sinoa sy vahiny hafa?
Mampalahelo ny mijery ny fitsitonganan'ny fiainan'ny gasy kely karama ao madagasikara na ny tsy an'asa!! Aiza ka ny sakafo efa tokony ho lasa fako avy no lasa vidimbola!! Sao dia mba tsy rariny!!!!
Mampalahelo ny mijery ny fitsitonganan'ny fiainan'ny gasy kely karama ao madagasikara na ny tsy an'asa!! Aiza ka ny sakafo efa tokony ho lasa fako avy no lasa vidimbola!! Sao dia mba tsy rariny!!!!
novalian'i badboy ny 26/01/2008 15:37
2. LazaDaddy
(
26/01/2008 09:15)
badboy:mahaliana izany r'ise...
Sa kosa sao dia mpiraitsikombakomba?
badboy:Tafiditra ao amin'ny "ezaka" fanafoanana ny mahantra koa izay angamba matoa avela malalaka ny fivarotana an'ireo
Sa fomba vaovao andringanana ny gasy mahantra
3. majakely
(
26/01/2008 09:31)
De meo vola ry zareo badboy de amizay afaka mividy zavatra tsy perimée:D
4. lemenakely
(
26/01/2008 09:47)
majakely:
De meo vola ry zareo badboy de amizay afaka mividy zavatra tsy perimée:D
izao kosa no atao hoe valy boraingona .. fa tena mampalahelo tokoa aloha ny mahazo ny gasy @ izao fotoana izao noho ny fahantràna ary tena mahalasa saina tokoa!!!!!!
5. menalamba
(
26/01/2008 09:55)
majakely:
De meo vola ry zareo badboy de amizay afaka mividy zavatra tsy perimée:D
Izao ilay fisainana zatra manao "mimi' ,oneo lava ,sy toloram-potsiny:roll:
6. badboy
(
26/01/2008 10:14)
majakely:
De meo vola ry zareo badboy de amizay afaka mividy zavatra tsy perimée:D
Tony angamba le isanle manakarena @ fivarotana kaly lany daty!!
Zao toetsaina zao le tsy menatry ny hamosavy ahafaty ny mpiaramonina aminy!
Manjakely = mpamosavy!!:evil::evil::evil:
7. badboy
(
26/01/2008 11:40)
Atsy ho atsy de hisy hilaza koa hoe "idirambola ny fitsindroana fako eny andralanitra"!!
8. ainaheri
(
26/01/2008 13:59)
Ny mikasika ilay sakafo lany daty ndray tsy any dago irery; ny any US zao otr'zany ko,ary misy efa fikambanana mitsy ilay izy ,efa nandé reportage,Lafrantsa ko torak'zany,samy maita ny mahamarary azy daholo ny tsi11 avy,fa an'ireo firenena lazaiko ireo alou ,mbola misy tsy lany daty ny sakafo sasany arin'ny magazay,misy sasany lany daty fa mbola tsara d alain'ny lerony!!
10. badboy
(
26/01/2008 15:15)
Samy hafa ilay hoe kaly akaiky lany daty arian'ny "supermarché" ka tsiponin'ny ngozo ao @ fakon'ilay "supermarché", sy ilay hoe kaly efa lany daty amidy eny antsena atsinjarany any dago. Raha omena fotsiny ilay izy mety tsy dia ho olana loatra satria samy mandinika izay mamety ny fiainany. Fa ilay hoe amidy tsy tafa!! Lasa lavitra loatra!!!
11. badboy
(
26/01/2008 15:37)
Bedebe ny "freegan" na mpitsipona sakafo arin'ny supermarché andafy no miditra hôpitaly!! Ka raha ny malgasy kely sôsy ary efa lany vola nividy sakafo tsy tokony hoanina no mbola marary aveo fa voapozin'ilay sakafo lany daty, ireo mpivarotra ve halahelo azireo ka hividy ny fanafody tokony hahasitrana ny tenany!
