VARATRA MITRITRA ORANA MIKIJ
1. endrika01
(
25/01/2008 06:47)
Efa lohahevitra napetrako tato @dinika ihany izy \'ty tamin\'iny volana Déc lasa teo iny.Mbola betsaka ny fanotaniana mahaliana ahy,ka dia averiko eto indray satria ilaiko ny fanampianareo namana.HONO HO\'AHO RAHA TENA NATUREL IRENY VARATRA MILATSAKA IRENY\"Inona no tokony hatao mba hanakanana azy tsy hiatefa amin le olona na trano,na ny biby fiompy?Misaotra!
novalian'i tsiambaratelo ny 27/01/2008 12:41
