Dia ahona ndray ary zany!
1. badboy
(
24/01/2008 18:43)
[quote]: tsikera = fanonganana [quote]
Sao de kosa oe tsikera = fisarihantsaina (ho an'ny manantsaina mazava ho azy)??
Sao de kosa oe tsikera = fisarihantsaina (ho an'ny manantsaina mazava ho azy)??
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 05:11
2. badboy
(
24/01/2008 18:46)
Tsikera = fanonganana
Za kosa milaza hoe tsikera = fisarihantsaina(ho an'ny manantsaina mazava ho azy)
3. rakapy
(
24/01/2008 22:50)
Tsikera= fitadiavana ny mahasoa. Izay ratsy ario fa izay tsara kosa tazomy:-D:-D:-D
4. LazaDaddy
(
25/01/2008 03:05)
Ho an'ny mpanohitra: tsikera = tackle
Ho an'ny mpitondra: tsikera = Fingana Lehibe (Sahia Manao Fingana Lehibe) = atteinte a la securite de l'Etat
Ho an'ny mpitondra: tsikera = Fingana Lehibe (Sahia Manao Fingana Lehibe) = atteinte a la securite de l'Etat
7. Jeankely
(
26/01/2008 03:08)
Tsikeran'ny Mpanohatra Gasy = Fampisoana fa izy no mahay nefa nitondra tsy tafavoaka
8. badboy
(
26/01/2008 08:30)
tsikera mivadika sy miafara ho
- fidinana andalambe
- fanonganana
Za milaza hoe :
Tsikera tsy arahan'ny fiovan'ny pĂ´litikan'ny mpitondra avadika fidinana andalambe hanerena ilay fiovana "moyen de pression" "means of pressure"(otran'ny ataon'ny firenena demokratika rehetra angleterre, france, allemagne, amerika.....)
