mila fanazavana haingana

1. makezaka ( 24/01/2008 12:12)
Salut!
Ny vehivavy v ry zala ra mbola virjiny tsy tokony hisy hanakana kely farafaharatsiny rehefa miditra ny filahina (misy mantsy tsisy hymen hoy ny docteur), sa hoe tena excité be izy de malalaka?
Ny ahy mantsy ny vadiko nilaza hoe vierge nefa tena tonga ny a de nitsofoka tsy mba teritery akory tsy aiko hoe excitée b izy no natonga izany sa nampiresaka fotsiny hoe vierge.
Nefa nilaza izy fa mbola madio.
Mba mila fanazavana aminareo efa expert @ io.
Marihako fa tiko iany izy na dia zany aza satria vita mariazy ary tsy hisaraka aminy aho.
Rehefa niray izahay gaga a fa tsisy inona fa niditra fotsiny.
Mbola vierge ve izy sa tsia?
Valio tompoko de misaotra mialoha
2. Veloo ( 24/01/2008 13:40)
Marihako fa tiko iany izy na dia zany aza satria vita mariazy ary tsy hisaraka aminy aho


Dia aza tadiavina ny olana.... manjary haniry ao an-tsainao ny ratsy
3. tess ( 24/01/2008 13:42)
marina izany ry veloo!
4. andryrabe ( 24/01/2008 13:53)
slt,
io zany ry frere de misy lafiny roa
1)na izy tsy virijiny intsony fa mety menatra anao
2)na koa tena mbola tsy nanao rapport t@ bandy mihintsy izy saingy efa nanao masturbation matetika izy rehefa nanandrana ka nahita fy de mitovy @ ireny efa tena zatra nanao rapport ireny ihany ny vokany.
N.B: na izany na tsy izany anefa dia tokony mba hisy hanohitra kely ihany na de tena éxité be aza izy satria tsy mitovy ny haben'ny tanana sy le zavatra!
5. makezaka ( 24/01/2008 14:04)
misotra anareo ze namaly aloe
Tsy olana afaka miteny ra mbola misy manana hevitra
OK
6. varisy ( 24/01/2008 14:08)
ra mitady tery ranga de asio ami lavabodiny izy é mily be teritery tsara an
7. makezaka ( 24/01/2008 14:16)
Tsy ny tery sy malalaka nge no olana eto fa ny hoe vierge izy sa tsia e!
merci
8. news2dago ( 24/01/2008 15:39)
makezaka:

Salut!
Ny vehivavy v ry zala ra mbola virjiny tsy tokony hisy hanakana kely farafaharatsiny rehefa miditra ny filahina (misy mantsy tsisy hymen hoy ny docteur), sa hoe tena excité be izy de malalaka?
Ny ahy mantsy ny vadiko nilaza hoe vierge nefa tena tonga ny a de nitsofoka tsy mba teritery akory tsy aiko hoe excitée b izy no natonga izany sa nampiresaka fotsiny hoe vierge.
Nefa nilaza izy fa mbola madio.
Mba mila fanazavana aminareo efa expert @ io.
Marihako fa tiko iany izy na dia zany aza satria vita mariazy ary tsy hisaraka aminy aho.
Rehefa niray izahay gaga a fa tsisy inona fa niditra fotsiny.
Mbola vierge ve izy sa tsia?
Valio tompoko de misaotra mialoha

ny tokatrano ry se tsy ahahaka oh ny ataon'se zao a! marina fa mety manitikitika an'o ny mahalala ny maha vy ny vadinao kanefa amiko tsy eto @ sehatra oh itony no tantaraina ny fianan'ny firaisanao ao antrano ao! satria mety hitarika any @ zavatra hafa io! ra misy hamaly eo zao oe efa tsy izy intsony izy de ahn no ataonao? hitady hafa indray dia lasa any @ tsy izy ny fianareo roa kely!

9. endrika01 ( 24/01/2008 17:45)
Mialatsiny fa kay resa-dehilahy,zah koa efa zatra mamaly dinika dia mitsofotsofoka avy eo avy eo.Tena misy io resaka io,cousineko no tratran\'io,nanao sipa voalohany izy 16ans mbola sipakely de nitantara za mou tsy mahalala zay atsimo sy avaratra @resany/nitomany izy fa hoe refa vitan le kôfa ze nataony de hoy izy hoe\"hay \"ty tsy virijiny akory,ny sipa r\'y anona raha mbola vierge mandé ra be a,sady teritery.De saika namoifo ny zanak\'olona fa izaho no nanambony ny morale ny/tamndr zareo niaraka zany tsisy n inn sady nalalaka angamba matoa izy niresaka teritery,nefa io zazavavy io mbola tsy niaraka tamina bande zany.(dia hoy aho hoe io VELO hoentindry isan\'andro io angamba no mahatonga zany!!!)
10. ikaretsaka ( 24/01/2008 18:17)
une chose est vierge quand elle n'est pas encore penetree par l'hom! (F. Turbo)

mety exploree sy penetree izy fa tsylehilahy fotsiny no ni explore azy...

mety ohatra ny tanany diso niletika lalina teo am-pisasana sy teo am-pikarakarana an'io ho anao ohatra!
za zavatra hafa... io velo io hono, na tampons na ....

aza mainka tonga any @ famintinana fa avelao aloha izy hamelabelatra

11. rabingogilabanga ( 24/01/2008 19:32)
mila fanazavana haingana


Marihako fa tiko iany izy na dia zany aza satria vita mariazy ary tsy hisaraka aminy aho


tsy aiko hoe excitée b izy no natonga izany sa nampiresaka fotsiny hoe vierge.
Nefa nilaza izy fa mbola madio
.





tsy ise mihintsy ve no mbola vierge, matoa manao resaka tsy matotra?

ho valiako ihany ise, na izany aza sao mitomany eo:

ny an'ise ve no kely, sa ny azy no tsy tery?

ary ndana @ izay matory, dia safosafoy i madama
12. tess ( 24/01/2008 19:39)
izany ka tena resa-dehilahy :-P tsy mahita lazaina tsony.....:°)
13. ikaretsaka ( 24/01/2008 20:29)
ka ny bandy tonga de action tess o! mampiasa le teny mi rima @ gesticule misy ps nao iny, de articule.. sns..... dia Eja...........(rhyme)
Tsy tezitra an
14. tess ( 24/01/2008 21:26)
mampiasa majuscule ouéééééé?????:-P cooolllll!:wink:
15. ikaretsaka ( 24/01/2008 23:56)
ohatraaaaaa
sy fasicule
16. xxx ( 25/01/2008 06:25)
mafinaritra ny fanazavana de misaotra e afaka miteny zay mbola manana explication fa tsy olana.

Satri mba t hafantatra ny marina fa tsy hanova ny fitiavana akory io fa efa nekena
17. ni81 ( 25/01/2008 07:36)
Io resaka lazain'i makezaka io dia nihatra t@ namana anakiray koa. Tsy mbola nanao firaisana mihitsy ity vehivavy namana ity fa araka ny voalazan'ny dokotera dia tsy nisy "hymen" intsony izy satria mitaingina bisikileta ary nitaingina soavaly, ka ny fitontototonany teo @ ireo no nahatonga an'io. Koa dia aza be ahiahy ianao fa afaka manontany ny dokotera manadihady, nefa hanova inona moa izany tsy aleo ve mijanona @ zao. Manjary mampiasa saina sy manimba azy ny fisainana lavitra loatra.
18. stephane197 ( 25/01/2008 08:56)
samy virj nareo izany ê! matetika misy rakely ê!
19. Vitsikakely ( 03/02/2008 10:46)
hé,hé,hé,hé resa-dehilahy,resa-behivavy
tsis virja 'zany namah,

=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2055