Ho an'i badboy momba ny fanalanjaza raran'ny fiangonana

1. Jeankely ( 24/01/2008 11:05)
Satria tia hisonanika hilalao Ra-badboy avy eo ny zazavavy no asainy hanalazaza tsisy bedy. Efa ara-tsiantifika ary hain'ny Malagasy rehetra fa aleo votsorana Ra-badboy sy ny mpampanala zaza rehetra fa ahoana no ny vehivavy ihany no hanalanao zaza eo. Afaka mifandilotra tsara araka izay ho afany avy eo. Ny fanjakana tsy sahirana, ny fiangonana tsy mampanala zaza ary badboy afaka manarampo=))=))=)). Hanaiky sa hitsoaka badboy?
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 13:57
2. penguin ( 24/01/2008 11:07)
Mitady hanatsofa fotsiny angaha badboy?
3. Jeankely ( 24/01/2008 13:57)
Mitady ampijaly sipa fotsiny leiry fa heveriny tsara angamba ity manalazaza koa ahoana no sakanana. Olona be toeria fa tsy mbola nahavita inonina akory=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.591