hira mavesatra
1. penina
(
25/01/2008 00:02)
Ianareo kay sao dia mahafantatra hira malagasy mavesatra ohatra an'ito?
http://www.dailymotion.com/video/xmx3a_les-wampas_music
:wink:
http://www.dailymotion.com/video/xmx3a_les-wampas_music
:wink:
répondu par rabilabila le 26/01/2008 20:45
4. rakapy
(
25/01/2008 02:05)
mandehana ao @ youtube.com de tapeo eo hoe "Kazar Madagascar" de misy mitovy @ io ao:wink:
8. rakapy
(
25/01/2008 02:37)
hita @ eterneto ve io? ahoana no fomba ahenona azy raha tsy misy radio?^^
14. ikaretsaka
(
25/01/2008 04:01)
ary azo atao hoe hira mavezatra ve ry ornette coleman sy try charlie parker sy ry coltrane..
ny sax manko mavesatra nohon'ny gitara raha lanjaina
ny sax manko mavesatra nohon'ny gitara raha lanjaina
17. Papoose
(
26/01/2008 03:51)
ika, system ihany wa!!!:-P:^)
pizza pie pizza pie pizza piiiiiiiiiieee!!
pizza pie pizza pie pizza piiiiiiiiiieee!!
19. ikaretsaka
(
26/01/2008 14:07)
rehefa misokatra aby ny kipantsona mbola mavesatra koa izy an
http://www.youtube.com/watch?v=lsCxIqGhIog&feature=related
http://www.youtube.com/watch?v=lsCxIqGhIog&feature=related
