hira mavesatra

21. rabilabila ( 26/01/2008 20:16)
Nga Ika tia kilasika koa ? sa Bach ihany ?
Mialona foana aho rehefa mandeha misery kaoseritra any am-piangonana amin'ny orgu'i rizalahy :)
22. ikaretsaka ( 26/01/2008 20:19)
ny ahy tsy le hoe amin'ny maha kilasika na ny maha jazz azy no ikotiako azy fa ilay hoe ahoana ny nataon'ilay olona namoaka ilay feo nirindra ohatran'izay
23. ikaretsaka ( 26/01/2008 20:26)
ohatra
http://www.dailymotion.com/relevance/search/wooten/video/x31y27_victor-wooten-the-vision
24. rabilabila ( 26/01/2008 20:45)
Ka Ika angamba mpitendry na koa mahay mitendry fa amin'ny toa ahy izy manisa ny volo mitsangana isaky ny maheno rindran-kira na hira na mozika dia ireo roa ireo indrindra no manome ahy izay fanisana volo izay . Ny tiako lazaina dia miaiky ny "genie"n'ireo olona ireo aho dia mijanona eo .
Misaotra amin' i Victor Wooten.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344