fampirafesana ps

1. diamondra27 ( 24/01/2008 11:15)
ahoana ny hevitrareo aminy fampirafesana ps, tato ato tena misimisy le izy an, zany we le olona iray ihany no mitondra ps maromaro :-D:-D

tsara ve sa ratsy:-P:-P

ny sasany moa dia mampirafy ny ps-ny amin ny xxx
répondu par xxx le 18/04/2008 10:56
2. ari.malala ( 24/01/2008 11:17)
ratsy ky zany a:-D:-D:-D:-D:-D ratsy amiko mou zany...
3. lemenakely ( 24/01/2008 11:51)
ny fanatatro izao dia hay tess ihany no fasaly
4. fahamarinana ( 24/01/2008 12:34)
diamondra27:

ahoana ny hevitrareo aminy fampirafesana ps, tato ato tena misimisy le izy an, zany we le olona iray ihany no mitondra ps maromaro :-D:-D

tsara ve sa ratsy:-P:-P

ny sasany moa dia mampirafy ny ps-ny amin ny xxx



:arrow:diam's azo atao angaha akia zany ? dadany ndray iny! Za manokana aloha mahita fa ratsy e fa samy manana ny tiany moa io.(l)
5. diamondra27 ( 24/01/2008 12:45)
arimalala , fahamarinana: le mampirafy manaratsy no tsy tsara e
mba mampirafy 1 ihany ngamba tsy maninona kosa e

fa le tsy matiko lolo de le mampirafy am ny xxx dia manisy olona, manao tokatrano maso dia avy eo hitambahoaka ay ay ay

6. hery ( 24/01/2008 12:48)
Hay ve izay no tena tian'i diams lazaina e :-)

Gaga mantsy aho hoe mampirafy ps maro kanefa efa samy nandalo teo daholo :-)
7. diamondra27 ( 24/01/2008 12:50)
lemenakely:

ny fanatatro izao dia hay tess ihany no fasaly


-----------------
ye za koa mahalala an iny fa tsy de zay no tiko lazaina fa le we mampirafy de manaratsy

tess na fasaly de mbola tsy nanaratsy olona teto,

fa ny sasany zany moa de mampirafy nefa fanaratsiana olona gratuit zao no atao sady mamorona zavatra tsy marina akory no lazaina,
mba mahagaga ihany latsaka ambany zaza 15 ans le toetra, be fialonana

mba mailo ihany re olona e

8. fahamarinana ( 24/01/2008 12:51)
:arrow:ka za koa nihevitra hoe misy olona iray manana pseudos be dia be ,hay izany ilay manao xxx no atao betsaka kay.Eny e,izay zany diam's no hitany fa mety a.(l)
9. tess ( 24/01/2008 13:33)
lemenakely:

ny fanatatro izao dia hay tess ihany no fasaly
:wink:
zay ve enao vao mahalala anzany?????:-Pefa tam vina no navoaka ofisialy io:-D
fa chutttttt efa koboko koa anie ny ps nao raika e!:-P:-$:-$:-$:-$:^)

diam: marina izany e!:-P


10. ari.malala ( 24/01/2008 13:48)
fa iza no iza alou, atov ny ampamôka:-P
11. fanantenana2003 ( 24/01/2008 14:12)
tsy azo atao kosa angambany le manao ampamaoka anky ry ari-malala sao dia hidiran'izay tsy mahita eto an!
rehefa te hamaly zavatra aminy ratsy ny sasany dia avoakany ny ps fanompana olona koa! de mody le pas andavan'adnro iny fanatsaran olona idnray hi hihi kobo ihany anefa aminy farany!
:-D
12. tess ( 24/01/2008 14:42)
izay mitsy no izy ry fanantenànana ! :wink:
13. fanantenana2003 ( 24/01/2008 14:53)
very izay vola fa dia aza atao tratrany ihany
14. ari.malala ( 24/01/2008 14:55)
fanantenana sy tess, mananiany ky za fa haiko zany aaaaa:-*:-*
15. exdadabe ( 24/01/2008 14:57)
d raha izaho izao no hampirafy @ i diamondra27 dia ahoana ?:-w
16. sipagasy ( 24/01/2008 15:07)
mmhh aleo aloha haka seza tsara sy hanomana pop korna fa hisy tantara injay ato izany

hihih ari.malala :-* ann avia akia eto akaikiko annn, hihihi
17. xxx ( 24/01/2008 15:24)
KA Apetraho @ tenanao aloha lé fanotaniana, fa ianao namorona ity dinika ity koa manana PS maromaro e!
18. ikaretsaka ( 24/01/2008 16:40)
tokana ihany ho'a .. mampiseho personality tsara izay.
mijoro amin'ny maha ianao anao
19. kelly13 ( 24/01/2008 18:02)
za klou mba nanana ps 2 fa tena tsy haiko ny mi jongle azy e! :oops:
20. ikaretsaka ( 24/01/2008 18:10)
ny ahy aloha 8 taona nanaovana serasera fa ity ihany e... tsy hidikizo amin'ny fijonglevana izany aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0505