fampirafesana ps

41. tess ( 25/01/2008 18:04)
diamondra27: ok mazava e! zà nge ty manin e!:-P kopy be mitsy aho am lay manaratsy !!!!
42. ikaretsaka ( 25/01/2008 21:35)
rehefa milaza fa victime an'ilay izy na ratsy ilay izy.. manimba honesty sns..
dia aza manao fotsiny..
fa raha miteny ianao hoe tsy honette ny manao PS 2 na maromaro fa ....
dia atombohy aminao...

raha te hiteny ianao hoe masika ny sakay sy tsy zakanao.. aza mihinana!
43. exdadabe ( 26/01/2008 17:42)
veloo :-* salut toii
44. fasaly ( 26/01/2008 22:52)
ikaretsaka:

rehefa milaza fa victime an'ilay izy na ratsy ilay izy.. manimba honesty sns..
dia aza manao fotsiny..
fa raha miteny ianao hoe tsy honette ny manao PS 2 na maromaro fa ....
dia atombohy aminao...

raha te hiteny ianao hoe masika ny sakay sy tsy zakanao.. aza mihinana!


izany anie ry ikaretsaka e!
misy mampiasa ps maro be hanaovandratsy fotsiny dia rehefa ataon'i oul malaky i an no i an ! i rakoto no rabe:-D:-D:-D:-D:-D iza atao hoe ampianaro ny olona dia samia mahatanty ny vokany e!:-P


45. ari.malala ( 28/01/2008 08:11)
za manao xxx fa ts manaratsy oul nefany hihihi
46. ikaretsaka ( 28/01/2008 14:56)
ilay afangaron'ny olona koa mampihomehy mampalahelo an! zay aza tsy manao xxx miseho miharihary.. mbola misy manafangaro ihany:-D
47. tess ( 28/01/2008 16:36)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmisy manafangaro mitsy e! itako any am sary any tena mitambatra ao ny lahy sy ny vavy:-D
48. kelly13 ( 28/01/2008 19:35)
d lasa resak'olondehibe v? :°):°):°) (le we mitambatra ny lahy sy ny vavy)
49. ikaretsaka ( 28/01/2008 20:03)
ratsy toetraaaaa:roll:
50. tess ( 28/01/2008 20:25)
:-D:-D:-D:-D:-D
51. ikaretsaka ( 28/01/2008 20:38)
zay de faly ery
52. fasaly ( 28/01/2008 20:41)
:-P:°):wink::^) kou tsy aleo ve faly toy izay hivindavinda na kizitina na hiady e!;-)
53. xxx ( 28/01/2008 20:48)
ary ahoana indray ilay miala pà be atsy ambadika atsy ity ? hoe tsy za fa i ann nindrana ny ps-ko no nanao an'iny de blablabla :-D:-D:-D:-D

resaka toa efa malaza :idea:
54. ikaretsaka ( 28/01/2008 20:55)
izy aby izany ..
55. bobone ( 29/01/2008 08:05)
fa maninona anefa raha manao zavatra tsara ry reto an! tsy mety kosa ilay manaratsy e!izay le mahavoa antsika ! zavatra tsara no katsahana mandrakariva fa tsy ratsy e! Misaotra an\'i Diam\'s nanao yt dinika ity fa mba ovao le famindra e!vaovao ny taona
56. fanantenana2003 ( 29/01/2008 08:19)
justement vo manomboka mihitsy ny taona ry bobone de efa raikitra le kitra koa, tonga de daka be any an-tampo-doha! rock be tsy misy ohatr'izany ary aminy com ny sarin'olona ary, famoahana ps an'olona !!!
de ho toy izao foana ve madnritra ny taona zany kloa, enga anie ka tsia;;;;
57. diamondra27 ( 29/01/2008 08:27)
ikaretsaka: afangaron ny ol ami iza koa ika?
xxx 52; efa nazavaiko any ho any le izy fa jereo

bobone: kiss akia njy de mbola fidele foana za amindry a, za koa miombonkevitra amindry fa tokony ho teny fampandrosoana , teny feno fahasoavana , teny mamy no avoakan ny vava fa tsy teny fampiadiana mahatonga romoromo sns (vakio ohabolana):-*:-*

aleo tsy atao eto ny toriteny fa ty resapitiavana
58. bobone ( 30/01/2008 07:29)
fanantenana2003: :(:(ka tsy be ve ny vaky vava raha izany! sady hahazo carte rouge ny mpilalao ka hisy mpilalao intsony ve eny @ kianja ??? tokony hatao am-pahendrena kosa le lalao e!

Diam's::wink:kiss koa akia ndry a!zaho koa hoatr'izay amin-dry!!
tena marina anie zany diam's e! sady ny manahirana ange hoe namanao izao de haratsianao! nefa mba samy nifampitafa soa tato !!!mampanahelo :(
59. Samoana ( 30/01/2008 08:29)
ikaretsaka:

ny ahy aloha 8 taona nanaovana serasera fa ity ihany e...


Ary efa maty angaha letsy i masvotok Pisoutwisky:-D? Namana artista nilay koa nedala iny an:wink:


60. fanantenana2003 ( 30/01/2008 10:05)
bobone efa nisy carte jaune aloha izao fa asa raha bola hiverina eo koa, raha tsy hanova maillot idnray hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081