fampirafesana ps

61. sakaizakely ( 30/01/2008 10:33)
efa nisy carte jaune aloha izao fa asa raha bola hiverina eo koa, raha tsy hanova maillot idnray hahahaha


ka efa miala any mits le maillot menamena kou
62. ikaretsaka ( 30/01/2008 14:07)
Samoana> any Afrika any Lery.. manambady peace corps
63. bobone ( 31/01/2008 06:37)
Fanantenana2003 :-/ka izay mamadika maillot izay no tena raharaha kohhhh !hmmm de tsy lany vandy olombelo kalé:(:(omaly tsy miova izany hihiiii
marina moa!!!
64. xxx ( 18/04/2008 10:56)
diamondra27:

ahoana ny hevitrareo aminy fampirafesana ps, tato ato tena misimisy le izy an, zany we le olona iray ihany no mitondra ps maromaro :-D:-D

tsara ve sa ratsy:-P:-P

ny sasany moa dia mampirafy ny ps-ny amin ny xxx



diso misahirana be lotra nareo ato@ty forum ty
izy iany anie notratra@ataony eo e,
ratsy le izy fa zay ary no mba reviny ka atao akory
resaka hafa @reashana ry sipa :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074