fampirafesana ps
21. tess
(
24/01/2008 18:12)
ari.malala:
fanantenana sy tess, mananiany ky za fa haiko zany aaaaa:-*:-*
ari.malala: nonnnni zan nge tsy manin am lay hevitry indry fa lay xxx tsy miaina afa tsy ny hanao bordel eto am forum no ataoko hoe marina e!:-*:-*:-*
22. tess

23. tess
(
24/01/2008 18:14)
diamondra: sady izaho anie aky tsy miafina mitsy hoe i fasaly ihany no tess e! afaka mamaly am tess na fasaly am hevitr'oul iray ihany aho! ny sary sary iray iany tsy misy miafina donko averiko indray fa fasaly=tess zay hidirako dia hamaliko hevitra dool....sao mbola tsy mahazo mantsy i lemenakely:lol::wink:
24. ikaretsaka
(
24/01/2008 18:19)
tokana ihany hoa..
style sambo de gera nentin'i dada niady tany an-dafy
style sambo de gera nentin'i dada niady tany an-dafy
26. milaibe
(
24/01/2008 18:35)
Marina kosa aloha fa i fasaly no tess ary nolazainy t@ dieny tany ambohalohany zany ary mitovy ihany ny fomba fijeriny sy ny resany na @ alalan'i fasaly io na tess ,fa ny sasany tia ny anarana fasaly ny sasany mety tess ! Sa ahoana ry fasaly? Sa ahoana ry tess?
28. penina
(
24/01/2008 18:51)
[center]ps io koa
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/danse-du-ventre.gif[/IMG][/center]
.
29. ikaretsaka
(
24/01/2008 18:57)
kelly13>tsary..
atao inona? hanadalana olona hoe mody manao sipa sns ve?
atao inona? hanadalana olona hoe mody manao sipa sns ve?
31. ikaretsaka
(
24/01/2008 20:23)
tsy mety izany fa za efa ela no misokatra fa tsy mihidy intsony:^)
34. niry2007
(
25/01/2008 08:09)
iarahamalala alou fa tena ratsy le izy nefa refa tafiditra ao tsy tafavoaka tsony fa mahita tsirony! na d efa itanao zao aza oe ratsy le izy e!
refa tsy tafiditra dia aza miditra mihitsy!
refa tsy tafiditra dia aza miditra mihitsy!
38. diamondra27
(
25/01/2008 16:27)
xxx:
KA Apetraho @ tenanao aloha lé fanotaniana, fa ianao namorona ity dinika ity koa manana PS maromaro e!
_______________________
tsy mila apetraka ny kestion fa efa mazava
mampirafy ps amin ny xxx ny tiako lazaina eto de aveo manaratsy ol le xxx nefa kobo ihany nge le ps e!
39. diamondra27
(
25/01/2008 16:32)
tess fasaly: efa hay iny e! fa samy tiko doly nareo 2, tsy mbola nanaratsy olona teto fa le sasany wa masosotra fa miditra ps hafa de manaratsy raha tsy zany de manao xxx
40. sakaizakely
(
25/01/2008 16:57)
tess = fasaly 8O8O8O8O8O
nataoko hoe kambana na kouzina :-D:-D:-D:-D:-D:-D
nataoko hoe kambana na kouzina :-D:-D:-D:-D:-D:-D