Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i makezaka, milahatra araka ny daty
makezaka ( 10/04/2008 13:58)
radio
salut daholo ahona efa nisy nihaino radio tana ve ianareo to tsy mande le adiresy nomen'i Francis turbo iny. Raha misy mafantatra le adiresy de mba omeo eo na fika fa mba tehiaino radio ny tenanay e... tohiny
makezaka ( 24/01/2008 12:12)
mila fanazavana haingana
Salut! Ny vehivavy v ry zala ra mbola virjiny tsy tokony hisy hanakana kely farafaharatsiny rehefa miditra ny filahina (misy mantsy tsisy hymen hoy ny docteur), sa hoe tena excité be izy de malalaka... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078