Liste des messages
Liste des messages, inserés par chouket, par ordre de date
chouket
(
22/01/2008 10:18)
mitady psychiatre ho ana zaza autiste
salut daholo!
sao dia mba misy mahafantatra psychiatre mahay sy indindra indrindra manana traik'efa amin'ny fanarahana zaza autiste ianareo?
na koa mahafantra ny fomba fitsaboana ny autisme?
2 ans ...
suite
répondu par chouket le 23/01/2008 10:02
chouket
(
08/05/2007 13:11)
Mitady tononkira Mahaleo
Manahoana,
Mba mitady ireto tononkiran'i Mahaleo ireto aho raha manana ianareo :
Embona sy anina
Ilay nosiko
Bozy
Ise kely
Misaotra betsaka
...
suite
répondu par McFy le 08/05/2007 23:31
