fialonana sy fiatsarahabelatsihy
1. fanantenana2003
(
21/01/2008 13:08)
inona marina no atao hoe fialonana eo amin-tsika olombelona, inona koa no mahatonga ny olona ihatsara velatsihy!
novalian'i ari.malala ny 06/02/2008 12:11
3. ni81
(
21/01/2008 14:04)
Ny fahazoako ny teny hoe fialonana dia sorena raha vao manana zavatra ny hafa ka tsy anananao ilay izy. Ary ny mahatonga ny fihatsaram-belatsihy indray koa araka ny fihevitro dia tsy te-hampiseho ny tena ao anatin'ny fo fa afenina. Oh: misy olona iray tsy tiako, nefa rehefa mahita azy aho dia misariaka tsy misy toy izany ery, ary manao izao fihetsika mahafinaritra rehetra izao eo imasony.
4. sakaizakely
(
21/01/2008 14:11)
ny antony, mitsiriritra mafy te ho eo @ toeranao izy satria mahafinaritra azy ny laharana misy anao, izay mazava hoazy fa tsy laharana misy azy fa aorina lavitra be izy = FIALONANA
Fihatsarambelatsihy = mody minamanamana aminao izy mora hamelezany anao
ny antony = aretintsaina :{:{:{:{
zany hoe misy tsy tomombana sy lesoka goavana be tsy tantiny eo @ fiainany ka maharomotra azy, dia mitady olonkafa izy hanasana vangy analany vokona
Ireny olona ireny dia azo atao hoe tsy mbola lavorary eo am fiainana = frustrés
nefa koa tsy hiova na oviana na oviana raha toa ka ny lehibe tokony hiteny sy hananatra tsy manao ny asany fa vao maika mikobona ny ratsy vitany. Araky ny fitenenana hoe ny adalan'ny tena tafiandamba. Tsy mampianatra azy ho tonga saina velively

5. fanantenana2003
(
21/01/2008 14:55)
raha aazoko izany ny teni-dry ry sakaizakely dia aretina marina ity fialonana sy fihatsarabelatsihy ity!
mahasorena fa manjary miara-miaina aminy olona ohatr'izany isika, tena efa lova amin'ny ratsy tany mihitsy angambany koa !ary matetika ny olona mpialona dia miatsaravelatsihy ihany koa tsy afaka ny hisaraka mihitsy ireo mots anakiroa ireo!

7. kelly13
(
21/01/2008 15:00)
hozy le tantine-ko zay oe "lazaina fa ny toetra ratsy azo ovaina fa ny tarehy ratsy tsy azo ovaina, ms ny mifanohatra @ zay no tena izy, ny tarehy ratsy azo ovaina, manao sirirzy estetika d basta, fa ny toetra ratsy efa gene ao anaty ao d tsy ho afaka mintsy na inon-kidona na inon-kihatra". ary manaranaka io aretina fialonana io.
10. tess
(
21/01/2008 15:16)
jemimah::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
nolovaina t@ dadabe losifera reo toetra ireo koa
tena marina izany! efa toetra raikitra raikityra ka try hita izay hanaovana azy reh olona!:-D
aleo atao hoe aretina8-)
11. olomboavonjy
(
21/01/2008 15:25)
ny fialonana koa amiko de eo @ mpinamana izy io no matetika mitranga satria ny mpinamana moa (indrndra ny vevavy )rehefa mifankahita de resaka lamaody na sipa de tout et de rien e, ny ray zatra ambony foana eo @ lafiny fiainana ohatra ka raha ny namany io no mba tafita mihoatra noho izy de io no niteraka ny fialonana ary de izy moa mpinamana de tsy te hampiseho izany fialonana izany satria io namany mahalala azy na koa ny fiainany na koa olona mba miheno azy refa manana olana izy de manjary teraka teo koa ny fiatsarambelatsihy
12. ikaretsaka
(
21/01/2008 15:31)
ratonga:
:-Dmba bé resaka ko ny tantine-i kelly an!!:-D
resaka tsa ho lany fa nde sasao ny vilany hono eeeee
13. tess
(
21/01/2008 16:28)
matetika koa ny fitambaran'ireo toetra ratsy roa mitambatra ireo dia vao maika manavy lay olona dia lasa mythomane waz zany! lasa tena marary saina mitsy e!:?
14. tatamo40
(
21/01/2008 16:48)
Na tsy mialona aza ianao dia lazainy hoe mialona ! Nefa inona no hialonana? Akanjo sa maso sa endrika sa sipa sa vady sa fanaka sa sary sa saka sa alika sa namana sa laza sa fahaizana sa faharanin-tantsaina sa ny hakelin'ny ati-doha ko mety ho ao ve????sa ny :-D:-D:-D:-Dhalebehin'ny ati-doha????
16. xxx
(
21/01/2008 16:56)
Dia iza ianao sa i ??? Ianao koa mpanompa fa eo no be serimona eo!:b:b:-@
17. xxx
(
21/01/2008 16:56)
Dia iza ianao sa i ??? Ianao koa mpanompa fa eo no be serimona eo!:b:b:-@:lol::twisted::roll:
18. tess
(
21/01/2008 16:57)
misy ny matavy kely ohatra mialona ny lmahiahia! anssééééée! misy ny te ho tiavina fa manao be cinema hoe be mpitia ohatra dia mialona ny namana be mpitia! ohatra koa misy ny mialona bizoroka refa mba dépa kely ilay iray:{:{:{:{:{