fialonana sy fiatsarahabelatsihy

41. soanja ( 22/01/2008 03:08)
fanantenana2003:

inona marina no atao hoe fialonana eo amin-tsika olombelona, inona koa no mahatonga ny olona ihatsara velatsihy!



Ireo roa ireo dia avy amin'ny zavatra iray tsapan'ny olombelona antsointsika Malagasy hoe TAHOTRA

Io tahotra io dia azo amin'ny alalan'ny tsy fahatokisan-tena sy ny ahiahy. Ny fiainana ao anaty tebiteby ary ny tsy fantatra. Ao anaty atidohantsika dia misy an'io toerana vondrona sela voafaritra manamora ny fisian'io sy ny fiarovan-tena heverin'ny atodoha fa manalefaka azy: dia ny fialonana sy ny fiatsarambelatsihy isany tokoa.

Ny fampiakarana ny self-esteem na ny fanomezan-danja ny mahaolona anao dia hanalefaka tokoa izany fijaliana izany. Satria mijaly ny olona manana ireo toetra ireo sady miferinaina any anaty.

Peace!

42. niryna ( 22/01/2008 05:44)
Ny fialonana dia toetra mety mahazo ny olona ary misy mandalo eny ary misy efa raiki-tapisaka,izy tompony ihany no tokony hanova azy.Mila manontany tena hoe fa maninona aho no tsy tia an'i... na i....Eny hatraiza io.Ny olona izay mihevitra ny tenany ambony kanefa toa tsy ambony no manao an'io.Misy fitsiriritana ao anaty izy.Hafa anefa ny mijery olona ka miteny hoe mahafatifaty na manan-karena na hoe manam-pahaizana !Fa ilay tsy fitiavana ilay fahatsaran-tarehin'ilay olona ,na ny harenan'ilay olona na ny fananan'ilay olona fahaizana kanefa izaho tsy manana an'iny dia mitarika tsy fitiavana azy ary dia lasa fankahalana ilay izy:arrow: fialonana.
Ny fihatsarambelatsihy indray ,ny fahalalako azy dia ireny olona tsy mba tena mitonona na mampiseho ny tena ao anatiny satria tsy secure izy.Hoy ilay vhvvy izay hoe afeniko daholo ny maha izaho aho satria iny ihany no mba fananako :roll: Tsy manana fiadanan-tsaina ary tsy manana fahatokisana na ny tenany na ny hafa izy ary dia lasa manana toetra roa .Io fananana toetra roa io no ampiasainy amin'ny fiainany(misy fandaingana ihany izany ao anatiny ao)ary io no mahatonga azy hiseho hafa na fahatsarana ety ivelany fa ny ao anatiny tsy mitovy:arrow: double faces no anaran'ireny olona ireny,na olona manana toetra roa.
Samy mijaly avy izy roa ireo,ary na ny tenenany aza dia toa tsy hitany izay hitondrana azy(tsy tia ny tenany izy fa mitsiriritra mba toy ny ho olon-kafa)
Ny tena loza dia raha vao mahita an'ilay olona na ny ps fotsiny aza izy dia romotra indraindray ary tonga dia tezitra sy manao fihetsika tsy afaka afenina intsony. :cry:
Olona mila namana azo antoka sy mitady ho tiavina ireny olona ireny ka anjarantsika no manampy azy moramora
43. tess ( 22/01/2008 07:00)
soanja: mba efa nahita olona manana tahotra tsy mahatoky ny tenany aho fa toa tsy manana teotra fialonana sy fiatsaram-belatsihy otran'ilay ranamana ato izay mitsy kosa aloha e!
misy angamba mahay mi controle ny tenany misy dia avelan'ny teotra ratsiny hitotongana ilay atidohany sy ny sainy dia tena lasa manaonao foana mitsy


ratonga::-D:-D:-D:-D:-Dkopy enao an!
44. tess ( 22/01/2008 07:04)
nyrina marina daholo mitsy izany! fa ny olona tafiditra lalina amin'io toetra io dia tsy hahatsapa-tena mitsy ka tsy afaka hanovany toetrany izy ny fahitako azy satria mibahana loatra ao antsainy ireo teotra ireo, misy aza ny tsy misy foronina vao maika pire ilay aretina.
vao mifoha izy dia tonga dia ilay olona hialonany no ao an-tsainy dia tsy mieritreritra hafa tsy ny hanao zvtr ratsy amini'lay olona hialonany izy.
Ny fanafodiny dia mantona psy somary hoe mila mitsabo saina kely mihitsy izy.
45. tamberina ( 22/01/2008 10:20)
ary ty "tatamo 40 "ty anie rey olona ka "FASALY" sy "TESS" ihany e!
46. tamberina ( 22/01/2008 10:25)
miala tsiny , azafady tanteraka ry FASALY fa diso aho fa "ANDRY 08 " kay moa ty "tatamo 40 ",azfady akia ry tess fa mifona , mandohalika a!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
47. tess ( 22/01/2008 10:26)
namorona ps vaovao ndray ve ry tsy misy atao an! aiza koa no hisy olona hanopa sy handoto ny tenany ihany!
rehefa tsy mahita soratana ande matory:-D
48. kelly13 ( 22/01/2008 10:26)
sur @ zany v ianao ry tamberina?
49. tess ( 22/01/2008 10:28)
oupsssss! efa lasa ny soratro vao niala tsiny enao! dsl koa izany !!!!!8O
50. tess ( 22/01/2008 10:30)
tamberina:

miala tsiny , azafady tanteraka ry FASALY fa diso aho fa "ANDRY 08 " kay moa ty "tatamo 40 ",azfady akia ry tess fa mifona , mandohalika a!:-*:-*:-*:-*:-*:-*


ié marina io! efa voamarina tato amin'ny forum ireo ps roa ireo hoe olona iray ihany fa samy tambadiky ny xxx fa kobo ihany ! ary mbola ilay olona iray izay ihany.....:-w


51. kelly13 ( 22/01/2008 10:31)
:-w
52. glady ( 22/01/2008 10:45)
inona ary ity fangalampieri-nareo ity fa tonga rangaha dia tairo ny ampamoaka dia vita eo izany resaka izany, olona iray vé no animbana ny serasera, ireny izao io "ra-namana" io (raha ilay heritreretiko marina io)tsy tato teo aloha kely teo nilamina tsy nisy siosio ny teto, dia voa miverina izy dia rafitra indray ny fanompana tsy misy farany:evil:
53. xxx ( 22/01/2008 10:49)
za leisy mbo gaga!lasa ataonzalahy fanenjehana lé dinika f ts ady hevitra no atao:evil:mbo mivoà f efa taona vao2 ty e!


TOHIZO NY ADI-HEVITRA e!
54. tess ( 22/01/2008 10:56)
ka lay saka be loza loatra raha hanenhika totozy anefa ilay totozy mitsoritika lasa lavitra be :-D:-D:-D:-D taraiky aoriana foana ilay saka de tsy manaiky angamba!!! sao mba saka tsy de mahazàka vatana aza izao manenjika izao;-)
sangisangy izany fa tohizo ny dinika adabohy any ny ps tsy mamely isany fa tssss efa 2008 marina izao!;-)
55. fanantenana2003 ( 22/01/2008 11:29)
za mantsy bo gaga amin'ity resaka ity, le dinika tohizana fa tsssssssss!
raha misy ny namana miteny fa tsy aretina izany le fialonana sy fiatsahabelatsihy dia mba milaza ny heviny!
56. glady ( 22/01/2008 11:48)
tess:
sao mba saka tsy de mahazàka vatana aza izao manenjika izao

tsy izaho izany ry tess na dia gladiglady ihany aza aho:-D:-D:-D anay tsy mahay fanenjika fa mahay midola:lol::-D:-D
57. olomboavonjy ( 22/01/2008 11:50)
araka ny teniko tetsy ambony de izaoe azo atao hoe aretina io fialonana sy fiatsarambelatsihy io eo @ olona mifakafantara oh: mpinamana , mpiara miasa sns fa tsy nisy olona hoe teraka tonga de nanana io toetra io fa avy @ ireo namany sy mpiaramiasa ireo ihany no nahazoany io aretina io :@
58. tsaramaso ( 22/01/2008 12:00)
fanantenana2003:

inona marina no atao hoe fialonana eo amin-tsika olombelona, inona koa no mahatonga ny olona ihatsara velatsihy!


Ny havendranana sy ny hadondrenana ko inona ndray e ???!!!! hahahaahaha !!!!! i fanantenana2003 io zao mihatsaravelatsihy de inona no blema @ zany ????!!! hahahahahahh

59. fanantenana2003 ( 22/01/2008 14:10)
message
tsaramaso
Ny havendranana sy ny hadondrenana ko inona ndray e ???!!!! hahahaahaha !!!!!
:o
60. olomboavonjy ( 22/01/2008 14:50)
tsaramaso
ny tianao tenenina ve de hoe ifanantenana2003 ko zany mihatsaravelatsihy:?::roll:
ho la la reglement de compte indray fa tsy dinika intsony za nefa mba miezaka manazava :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7664