fialonana sy fiatsarahabelatsihy
101. diamondra27
(
24/01/2008 11:10)
refa nanontany olona za de we zao we ny mahatonga ny olona hialona; tsy manakatao de mitady olana de lany andro manaratsy olona fotsiny le be fialonana
ahoana ny hevitrareo amin io
za otrany manaiky an io aloha
ahoana ny hevitrareo amin io
za otrany manaiky an io aloha
102. fanantenana2003
(
24/01/2008 14:27)
hay ve aloha le tsaramaso vehivavy eh tena tara idnray aho tamin'iny k'tia!
rehefa tsy misy atao anky ny olona ry diams dia lany mitanisa an'izao sy izao ny namany an! io koa angambany ny fiala-boliny koa!
rehefa tsy misy atao anky ny olona ry diams dia lany mitanisa an'izao sy izao ny namany an! io koa angambany ny fiala-boliny koa!
103. xxx
(
24/01/2008 14:39)
tatamo40:
=))tess:
kanefa refa bonne hono tsy conne fa odiany tsy taitra de manararao-paty ilay iray hoe azoko io!!!!!!!gôlemains amzay fa ipitsio! aleo tsy misy toy izay polisy otrazy:^)
dia tsy mahatsapa-tena hoe ho diso mihitsy itony olona itony! mba mivanitika ny olona dia mba lasa koa ny adala:-D
ianao anie no resahina eto e!
adinona sahady angaha ianao n'invitén'ilay namanao akaiky ka raha poulet no narosony dia nataonao maty fosa eraky ny namana ao paris, dradradradraina etsy sy eroa hoe mba anarany aty andafy fa poulet ve ky no nataony sakafo! ny couvert amin'io sotro sy fourchette fa tsy mba antsy sy fourchette....
tena tsy fatao namana mihitsy itony olona itony....
miaiky fa hanananao ny teotra ratsy rehetra e!
dia rehefa mba manampy olona aza dradradradraina koa hoe izaho nanampy an'i anina fa tsy manana akanjo mitsy izy maheno daholo ny pokona rehetra....
aleo tsy manampy olona toy izay latsaina ilay namana avy eo! namana akaiky ihany io fa tsy izaho akory....
104. fanantenana2003
(
24/01/2008 14:51)
oaray hay ve izany ity tatamo40 ity, nefa anky raha izaho no naroso tamin'izany poulet izany dia tena tiako be an! tsy ampadrosiko an-trano idnry ry tatamo40! sao koa dia ho tantrain-dry eo n yvei-ko koa, sady izaho aza tsy manana sotro sy fourchette izany fa mbola homa-tanana izahay ao an-trano dia mihinana dabo-tany koa, tsy ho voantataran-dry eo n yvie-ko ! :twisted:
105. kelly13
(
24/01/2008 16:00)
hum, nga ono refa aty d tsy tokony hihina @ sotro? d nga kou ono refa aty d tsy afaka mi inviter namana d poulet no atao sakafo? oudryyy, tsy mba hampidiriko antrano kou zany oul zany fa ngamba d maty fosa aho sy ny viliako plastika sy ny sotro sy ny fourchetty alu-ko :-D:-D
106. tslem
(
24/01/2008 16:58)
kelly >>> lé kôpy vy misy kimaramara kely reny adinonjy :-D:-D:-D dia lé kapôka avadika zinga ohatry lé fisotroana ron'akoho ery ambodimita :-D
108. ari.malala
(
25/01/2008 13:29)
:-D:-D:-Dtslem sy kelly13:-D:-D:-D:-D ary ny lambandatabatra plastika adinonareo roa:-D:-D:-D
109. xxx
(
25/01/2008 14:33)
8O8O8O8O8O
inn ary tony gasy misnoby itony ?8O8O8O8O
miandry rosoana kovera volamena anga ? odoie !!!
zaranareo aza mahita henakoho fa raha taty amiko nofahanako pate sy fromazy rapé am vilia baoritra sy kovera plastika :-D:-D:-D

112. diamondra27
(
25/01/2008 16:23)
asio jus kely aloha fa mangateta e
aleo asiana memory kely fa mitady hifangaro izy zany
lasa histoire 2 le izy:resaka felonana ny iray de ny 1 resaka akoho tsy misy kovera ny hihinana azy
aleo asiana memory kely fa mitady hifangaro izy zany
lasa histoire 2 le izy:resaka felonana ny iray de ny 1 resaka akoho tsy misy kovera ny hihinana azy
113. tamberina
(
26/01/2008 12:31)
gaga aho mamaky ny voasoratra rehetra, dia ianareo ve tsy mahalala fa "tess" sy "fasaly" ihany ty "heidi" e?ary manaratsy olona tsy misy idirany @ fialonana ty olona resahin'i "tatamo 40", ny fahafantarako azy t@ resaka rehetra tetsy sy teroa dia "andry 08" io "tatamo 40" io,ary rehefa te hamely ry fasaly dia manova ps aloha, ianareo tena mahavariana daholo eto @ serasera!mahereza daholo e!
114. xxx
(
26/01/2008 12:56)
fa inona ihany aza ty famoahana ps ty e?:roll::roll::roll: fa maninona no avadiko foana ny dinika e?:roll::roll::roll::roll:
116. tess
(
26/01/2008 17:18)
tamberina:8O:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:arrow:
gaga aho mamaky ny voasoratra rehetra, dia ianareo ve tsy mahalala fa "tess" sy "fasaly" ihany ty "heidi" e?ary manaratsy olona tsy misy idirany @ fialonana ty olona resahin'i "tatamo 40", ny fahafantarako azy t@ resaka rehetra tetsy sy teroa dia "andry 08" io "tatamo 40" io,ary rehefa te hamely ry fasaly dia manova ps aloha, ianareo tena mahavariana daholo eto @ serasera!mahereza daholo e!
117. heidi
(
26/01/2008 17:30)
:evil:Na fasaly na tsy fasaly! mahatatesa ny valikitsaka ry rabôfy a! te hanao aminy eo klé! mbola aiza raha hambara eto daholo ny nataonao.....efa tamberina indray mantsy izao! hajao ny hafa mba hanajan'ny hafa anao!
ny hataonao no handotoana ny hafa .....mahaiza mifanaja fotsiny dia ampy izay!
:-@
ny hataonao no handotoana ny hafa .....mahaiza mifanaja fotsiny dia ampy izay!
:-@
119. xxx
(
26/01/2008 18:06)
xxx:mbola tsy niova v e? efa we taona mbo vao2 ity e!!!!!!!!!!!!!:roll::roll::roll::roll::roll:
za leisy mbo gaga!lasa ataonzalahy fanenjehana lé dinika f ts ady hevitra no atao:evil:mbo mivoà f efa taona vao2 ty e!
TOHIZO NY ADI-HEVITRA e!