fialonana sy fiatsarahabelatsihy
141. tamberina
(
29/01/2008 14:40)
mahagaga fa nalàna ny dinika ry diam nefa mazava ho azy fa "fasaly" ihany kay no nanao ny rehetra a!izy ihany no voan'ny nataony,tohizo ihany ny hafahafa ataonareo eto @ serasera fa ilaozan'ny rehetra ity seraserantsika vao ho b voamaso ianao ry HERY!
142. fanantenana2003
(
29/01/2008 15:02)
ka tsy hainao ry tamberina de be loatra le olona mpisadoka sy mpialona de izy no henjehan'ny hafa koa, de mety ianao koa ao antin'izany angabany satria lasa tonga de mitsara an'ilay ranamana io, raha olona iray na roa ve no manao ny antaony de ny mpiserasra iray manontlo no voaloto:twisted:
143. sakaizakely
(
29/01/2008 15:54)
diams sy fanantenana>
matoa miditra eto tamberina dia mahatsiaro ho voakasika amin'ilay resaka : :roll::roll::roll::roll:
ary tsy mba hita am resaka hafa izy fa izay mikasika an'ilay ps voafafa iry ihany ;-)
ao raha :-D

144. diamondra27
(
29/01/2008 18:12)
sakaizakely: :lol:
tamberina: za aloha de tsy te hahalala hoe iza no maninona sy maninona fa ny nidirako dia nilaza fa ilay fanalambaraka dia tsy mitombina ary efa nolazaiko iny fa sambatra ny namako fa tsy mijaly.
raha resaka we fasaly ny nanoratra indray de samia mandinika we firy taona teto foana i fasaly, iza no efa nahita azy nanopa nareo , atsangano ny tanana hahaha:-D, dia mba anjaranareo no mandinika

146. tamberina
(
30/01/2008 11:09)
ataovy izay tianareo atao eto fa diniho ihany ny toetranareo" e!zà nahazo namana betsaka teto fa fifanjana sy fifankatiavana no manjaka,ny nahatonga ahy nilaza sy nanazava kely mantsy dia ny mba ahitanareo fihavanana tena izy e!aza mitsikera ny fiainan'ny hafa, samy manana ny tandrifiny omen'ny Tompo isika tsirairay avy, :-*:-*:-*:-*:-*daholo e!
147. tamberina
(
30/01/2008 12:25)
miala tsiny aminao aho ry sakaizakely fa tsy misy idirako @ izay olona resahinareo na @ izay toetra asehonareo eto, samy olondehibe ka samy mizaka ny onjany eny isika rehetra, tsy voakasika aho ka,malahelo aho mahita ny resaka ataon'ny vehivavy eto @ serasera,voahozona ho mapnimba ve ny vehivavy?tokony disoan-tsika io , izay no tanjona fa raha hoy ianareo hoe tsy misy idirako dia manaja tena aho,samia ary mifampitsikera, mifanao ratsy ianareo dia ataovy rivotra hiainanareo ny fialonana!:°):°):°):°)
149. tess
(
30/01/2008 17:23)
tamberina:
ataovy izay tianareo atao eto fa diniho ihany ny toetranareo" e!zà nahazo namana betsaka teto fa fifanjana sy fifankatiavana no manjaka,ny nahatonga ahy nilaza sy nanazava kely mantsy dia ny mba ahitanareo fihavanana tena izy e!aza mitsikera ny fiainan'ny hafa, samy manana ny tandrifiny omen'ny Tompo isika tsirairay avy, :-*:-*:-*:-*:-*daholo e!
tsy mpitsekera ve ianao kou! ianao nisoratra anarana vao haingana no tonga dia hitsikera hay hoe oyé oyéè! mahagaga:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
150. tess
(
30/01/2008 17:27)
tamberina:
mahagaga fa nalàna ny dinika ry diam nefa mazava ho azy fa "fasaly" ihany kay no nanao ny rehetra a!izy ihany no voan'ny nataony,tohizo ihany ny hafahafa ataonareo eto @ serasera fa ilaozan'ny rehetra ity seraserantsika vao ho b voamaso ianao ry HERY!
nanao ny rehetra inona izany! raha resaka momba ilay namana iraka voalaza tamin'i dinika voafafa dia efa vita! fa raha tsy hitanao tsony ny dinika dia ny porofo rehetra tary am sarin'oul tary dool ! ny profo manamarina fa izy no nanao ny rehetra :°) izy manao fiadin'ny be vava fotsiny ho fiarovana fa ny porofo manamarina fa tsy izy tsy misy aotra.......
aleo hidaboka any fa efa vita! izao aho vao mamaly satria izao vao hitako ny dinika
151. heidi
(
30/01/2008 20:02)
tamberina:
mahagaga fa nalàna ny dinika ry diam nefa mazava ho azy fa "fasaly" ihany kay no nanao ny rehetra a!izy ihany no voan'ny nataony,tohizo ihany ny hafahafa ataonareo eto @ serasera fa ilaozan'ny rehetra ity seraserantsika vao ho b voamaso ianao ry HERY!
fa rabôfy ary ve mialona an'i fasaly e!
fantatra foana anie ianao rabôfy vao miala any fa io sipa iray io foana no tofitofirina eto....sy harakarahanao ato amin'ny forum ato e!
fa inona no tsy haritry rabôfy aminy e!
na hiova ps impiry aza rabôfy fantatra foana fa tsy donendrina ny pokona!:evil:
152. heidi
(
30/01/2008 20:04)
tsy sahy miseho maoandro intsony amin'ny ps maha bôfy anao enao a! =))=))=))=))
153. tess
(
31/01/2008 06:20)
ilay rabôfy izay ihany no tsy manaiky mitsy ny ratsy ataony ka mitady hanaraka ahy eto foana hono! kobo foana marina na miova ps injato aza! kou raha donenjina ny oul kou ! oul mirovy foana no viséna:°):-D
tamberina http://serasera.org/namana/?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s47a145676b96b

154. xxx
(
31/01/2008 21:15)
tamberina:
ataovy izay tianareo atao eto fa diniho ihany ny toetranareo" e!zà nahazo namana betsaka teto fa fifanjana sy fifankatiavana no manjaka,ny nahatonga ahy nilaza sy nanazava kely mantsy dia ny mba ahitanareo fihavanana tena izy e!aza mitsikera ny fiainan'ny hafa, samy manana ny tandrifiny omen'ny Tompo isika tsirairay avy, :-*:-*:-*:-*:-*daholo e!
he he he he ! otran'ny dia mba hoe olom-baovao mendrika ery anefa ny ps no vaovao fa ny toetra mitamberimberina eo ihany
156. tess
(
01/02/2008 06:21)
:-D:-D:-D mampatiaro ahy anlay ampalibe reny less ity resaka zen sy soir ity ry ikaretsaka :-D
tonga de kobonao hoe rabofy raha vao misy resaka mitamberimberina hoe izaho tanora e!:-D

159. xxx
(
01/02/2008 14:03)
tess:
ilay rabôfy izay ihany no tsy manaiky mitsy ny ratsy ataony ka mitady hanaraka ahy eto foana hono! kobo foana marina na miova ps injato aza! kou raha donenjina ny oul kou ! oul mirovy foana no viséna:°):-D
tamberina http://serasera.org/namana/?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s47a145676b96b
160. xxx
(
01/02/2008 15:46)
ouiiiiiiiiiiinnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn
oul efa be fikafika ve tsy ho vonona amzany e!
mody mi presenté oul de oé io i ramatoa izao anefa tsy namoaka mots na ny pitiny aza ountsssssssssssss:{ rabôfy zay anie ka be fikafika mitsy e! koa raha ty voalohany nanao an'izany fikafika izany! hatrany ain'ny msn sary hafa no haseho, misy an'izany sarin'i namana ato ihany no alefa any am msn ndayyyyyyy e! aiza mou no ty hitsoahan'ny olona rehefa tena reel .....michelin ôsékourrrrrrr!