fialonana sy fiatsarahabelatsihy
81. fanantenana2003
(
23/01/2008 09:25)
dia tsy maninona fa ataoko indry i olomboavonjy fa mazava be fa mba vehivavy izy rehea miaraka aminy bandy izany! tsy dia hidirako loatra le vie-dry retsy fa le dinika dia lasa mivoana ny resak'idnry no tsy arako mihitsy izay no teneniko hoe hejehana aminy TGV ve fatenatsy azo mihitsy! las hors sujet eh!
za koa aloha dia fay aho fa tsy ampiditra ankizy aty amiko mihitsy aho raha mbola tsy fantatro le ankizy fa tena manahirana ny aty aoriana koa, ny hitsikilo sy ny hitantara ny ao ambilianao no tsikairainy, ny olana koa anie dia izao eh! tena ankizy tsy fantatrao hoe hanaratsy anao anie matetika koa dia hay tena manafi-tay antsalaka hoy ny fitenenana, mody dokafany sy teneniny an'izao ianao fa vo dify dos tourner de tonga de ouah ouha eran'ny tanana koa!
ataovy maro be ny namana fa iray ihany no atokiso!
tsiky hono dia mpy

82. tess
(
23/01/2008 10:45)
olomboavonjy:
fasaly ka zay no hitako miverimberina @ dinika izay hidirako miaraka @ bndy eto koa
bandy angaha vavybe io kou bandy ah bandy!
83. ari.malala
(
23/01/2008 11:16)
kelly13:
ka le oul manana ireo toetra ireo nge tsy tonga saina akory oe manimba tena izy e, ny tena loza d tedaviny ho iray tsikombakomba aminy ny oul sasany.
oupsssss! loza aky zany! adalàn'izay manaiky hiaraka aminy amzany alou e, aretina i od areti-mifindra fa ialao lavitra mints raha mis tratrany ka mila anao ho namana
84. penina
(
23/01/2008 12:40)
[center]fialonana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0001.gif[/IMG][/center]
[center]fiatsarahabelatsihy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0055.gif[/IMG][/center]
Ny mahatonga ny ol hihatsara ivelatsihy
Dia satria ry zareo misotro zy
Dia ny mahatonga ny olona hialona
Dia satria voky amalona
zavatra tsy sarotra ah
Za zany tena mialona be an'ilay mpanamboatra barbapapa iny mihitsy.
87. tess
(
23/01/2008 16:34)
zà kou vao nieritreritra anzany fa tena resa-bavy:lol:
fa anisan'ny fiarahamonim-behivavy ihany ka aleo ho ato e!
fa anisan'ny fiarahamonim-behivavy ihany ka aleo ho ato e!
88. ratonga
(
23/01/2008 16:49)
tess:
[quote=olomboavonjy]
fasaly ka zay no hitako miverimberina @ dinika izay hidirako miaraka @ bndy eto koa
bandy angaha vavybe io kou bandy ah bandy!
=))=)):-D=))=))
89. tess
(
23/01/2008 16:52)
ratonga::-D:-D:-D:-D kita kou! kou raha tsy vomanga ny oul kou tsy hahakobo anzany hihihih
fa io kou nge ry reto tsy fantatrao mitsy hoe mialona anao izy na mihatsara ivelatsihy aminao raha tsy efa voany enao e! efa misy zavatra mitranga foana vao hoe hay tena tsy fanao enao iny kala iny na iny sarimbavy iny...sarimbavy ilay bandy satria tsy meva ny bandy ny hanana toetra mialona izany:-P

90. diamondra27
(
23/01/2008 17:25)
aza sodokan ny hita ety ivelany fa toa karapasy doly no ampiasain ny mpetsaravelatsihy, mody manao endrika victime foana nefa izy ndrindra no tena mpamely
ny mahagaga am le izy koa de le ol tsy mety miaiky ny hadisoany e
ka mody manao bandy de a zay tsy fantatra we vevavy kou :-D:-D
ny mahagaga am le izy koa de le ol tsy mety miaiky ny hadisoany e
ka mody manao bandy de a zay tsy fantatra we vevavy kou :-D:-D
92. tess
(
23/01/2008 18:05)
ka tsaramaso ve hannenjika dimaondra27 tamzany fotoana izanuy e! donky vevavy beuhhhh:wink::-D:-D:-D
ikaretsaka: tena tsy mahakobo ka! raha tena mahay mi jouer izy izaho anie victime be anlay ramatoa 100facettes izay e!:{:{:{:{:{:{:{:{:{ aleo ilam
ikaretsaka: tena tsy mahakobo ka! raha tena mahay mi jouer izy izaho anie victime be anlay ramatoa 100facettes izay e!:{:{:{:{:{:{:{:{:{ aleo ilam
93. ikaretsaka
(
23/01/2008 18:50)
izany no ilaina ny fampiasana ilay engrenages kely bedebe :idea: fa tsy tratran'ny :-* de :^) br fotsiny
94. tess
(
23/01/2008 19:45)
:^):^):^):^)kou zay somary naive ihany njainjay ny fahatsorana anie ndraindray mampandondrona e!:^)
95. tess
(
23/01/2008 19:47)
kanefa refa bonne hono tsy conne fa odiany tsy taitra de manararao-paty ilay iray hoe azoko io!!!!!!!gôlemains amzay fa ipitsio! aleo tsy misy toy izay polisy otrazy:^)
98. tatamo40
(
24/01/2008 00:31)
=))
tess:
kanefa refa bonne hono tsy conne fa odiany tsy taitra de manararao-paty ilay iray hoe azoko io!!!!!!!gôlemains amzay fa ipitsio! aleo tsy misy toy izay polisy otrazy:^)