fialonana sy fiatsarahabelatsihy

21. tatamo40 ( 21/01/2008 17:02)
:lol::lol:
22. tatamo40 ( 21/01/2008 17:02)
antitra be @ izany !! hoy ny ankizy tany dago!!=))=))=))=))=))=))=))=))=))
23. heidi ( 21/01/2008 17:05)
tena miala any i bôfy mpandrava klé!
24. xxx ( 21/01/2008 17:11)
bôfy ve ilay namoaka sary efa t@ mbola kely sa izaho no ???
Mamoaka psedo 100????Matahotra n ho antitra sa mpanjono????
25. heidi ( 21/01/2008 17:19)
toa niafina sahady klé!=))=))=))=))=))
ny bôfy no tsy sahy mametraka sary! ary manjono bandy kely:-D ataoni'izy inona! izaho tsy mila ô!
rehefa manao rendez vous vao mitsoaka daholo ny mecs jiaby sady mandainga no mpamitaka mpiahatsara ivelan-tsihy no be fialonana=))=))=))=))=))=))=))=))=))
26. heidi ( 21/01/2008 17:21)
kivy aho klé!
27. olomboavonjy ( 21/01/2008 17:30)
8O
tena tsisy azoko intsony ilay resaka
:miam:
28. fanantenana2003 ( 21/01/2008 17:32)
toa lasa nivoana le resaka k'le
29. heidi ( 21/01/2008 17:46)
Ka lisany ve tsy mahalala hoe io tonga io ilay tena mpihatsara ivelatsihy e!=))=))=))=))=))=))io ilay hoe namako namako anefa io voalazan'i fanantenana2003 io mihity ny toetrany.
Io no mpanompa olona, mpanala-baraka olona sy manoso-potaka olona ato kalé mba mailo e!
tonga tsy nantsoina fa nasesiky ny razana hitono-tena=))=))=))=))=))=))
30. heidi ( 21/01/2008 17:49)
tsy sahy mampiasa ny ps-ny amin'ny hoe maha be fitiavana azy izy io fa amin'ny ps ny tena maha izy azy lehireitsy
31. olomboavonjy ( 21/01/2008 18:14)
32. fanantenana2003 ( 21/01/2008 18:24)
ka misy mpialona izany isika mpidinika ato amin'ity , aleo izy handray anjara eh, mba ahafatarana hoe inona no mahatoga azy mialona ny namany sy miantsaravelatsihy ny namana! ary efa mba tany aminy dr ve izy nitsabo tena satria aretina le izy hoy sakaizakely izay, donc mba teneno hoe inona no nataony mba ihalany an'izay satria manjary mampidi-doza ny mpiaraha-monina,ary matetika anie io resaka fialonana io miteraka mamono olona mihitsy koa eh!
33. tess ( 21/01/2008 18:41)
fanantenana2003: ny tena gravy amireny olona ireny tsy tsapany mitsy ilay toetra ratsiny fa vao maika aza izy mamorona atsanga sy angano, hiarovana ny tenany no mahatonga izany amiko! io ilay ataoko hoe lasa mythomane tampoka lay olona!

olomboavonjy: aza gaga enao fa efa ps navoaka nanopa olona teto io ambony io :-P
34. olomboavonjy ( 21/01/2008 19:18)
tess aiza izany :lol:
35. tess ( 21/01/2008 19:33)
efa tam 2007 aleo hivalona any fa efa 2008 trika zao! :wink:
36. kelly13 ( 21/01/2008 19:36)
za kou ry olomboavonjy (lava kou zany ra ps an :wink: ) tsy naharaka firy ilay tatara teto a, nefa za mba mahafatrapo maketo :-D
37. tess ( 21/01/2008 19:49)
kelly13: juste tam moment njy niasa be tampoka alohan'ny zà hande dago sy avy dago no nampietsika trombany ! tam hery nanao vac tany madà iny de i lanto no namoaka azy tamzay anséééééééé.....aleo ho any fa efa nivalona ny taona:-P
38. fanantenana2003 ( 21/01/2008 20:07)
tatamo40 dit:
Na tsy mialona aza ianao dia lazainy hoe mialona ! Nefa inona no hialonana? Akanjo sa maso sa endrika sa sipa sa vady sa fanaka sa sary sa saka sa alika sa namana sa laza sa fahaizana sa faharanin-tantsaina sa ny hakelin'ny ati-doha ko mety ho ao ve????sa ny halebehin'ny ati-doha????

tena le hoe inona no mahatoga ny fialonana ny fiatsarabelatsihy no tenenina dia lasa mivoana be le resak'indry , ka tena tsy azoko, ka matetika anie dia izay koa no mahatoga ireo fialonana fa tsy inona anie, ianao miteny izany fa tena ireo mihitsy no mahatoga ny olona ihalona
efa nisy niteny anao an'izany hoe mpialona angah dia mba tantarao ary eh
39. tess ( 21/01/2008 20:13)
ireo rehetra voalazany rehetra ireo dia tafiditra amin'ilay antony hialonany oul dool:wink:
ohatra ny laza hoe nahazo bizoroka be indrindry zao de hialonana:-D
40. ratonga ( 21/01/2008 22:44)
tatamo40:

antitra be @ izany !! hoy ny ankizy tany dago!!=))=))=))=))=))=))=))=))=))

vô avy tany dago angà i tatamo40:roll::-w:-w

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3899