fialonana sy fiatsarahabelatsihy

61. tiazaza ( 22/01/2008 14:58)
:o:o:o:o:o:o:o:o:o
62. xxx ( 22/01/2008 16:11)
aza mba mamaly an'io tsaramaso io fa efa mpanakorontana taloha ihany koa io ry fanantenana2003 a! iray aretina amin'ny ry zareo voatonona ps ireo ihany....
63. fanantenana2003 ( 22/01/2008 16:32)
za aza mba gaga houah efa tsy misy ambara intsony de mila vanony, ho lasa ratsimaso izy koa! le tsaramaso efa lany nohaninay ohhhhhhhhhhhhh
64. xxx ( 22/01/2008 16:44)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D ho lasa pô-maso no atahorana:-D
65. ikaretsaka ( 22/01/2008 16:47)
ary rehefa misy resaka vavakisoa tokoa de mivoaka tampoka ny tsaramaso an... ao raha aruy mety voakasik'ity sobjektra ity ngamba ny tenany:-P:-D
66. tess ( 22/01/2008 16:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D tsaramaso maina mapangetotra izany:-D
67. xxx ( 22/01/2008 19:38)
ao ko tohizana ny fihomehezana =))=))=))=))=))=))=))

http://www.dailymotion.com/playlist/x9ybm_Tokinao_hehy/video/x3aqrm_gasy-mihatsaravelatsihy-francis-tur_fun

=))=))=))=))=))=))=))=))
68. tess ( 22/01/2008 19:42)
efa hananako io! :-P:-Dmisotré!
69. kelly13 ( 22/01/2008 19:51)
tsisy feo ny aty amiko :?
70. tess ( 22/01/2008 20:31)
kelly: zà nkounkou ngah maheno fa jereko am fomba fisokatry ny vavan'i lery de tadidiko ilay hatsikana ato amiko ato hoe efa hananako io:wink::-D
71. fanantenana2003 ( 22/01/2008 20:49)
ry olomboavonjy ohatrany mivoana izany foana ny resakao fa tena tsy azo mihitsy!mila manenjika taxi be indraindray vao azo
za aloha tsy mahalala na lahy ianao na vavy fa tonga dia ataoko hoe vehivavy izany satria ny fomba firesakao dia vehivavy koa! hihihi!!!!!
le reglemetn de compte ahoana no ahafatara-dry hoe reglement de compte! mba fitenenana fotsiny ny an'i tsaramaso koa, mba vonjeo ny olona mba ho voavonjy amin'izao resaka fialonana sy fiantsarabelatsihy izao ry olomboavonjy eo indry afaka hamonjy izany amen!!!!!:lol:
72. diamondra27 ( 22/01/2008 20:54)
na dia saika tsy hamaly aza ny tenako dia voatery niditra ihany.

ny olona be fialonana matetika dia milaza ny zavatra iainany de transfere-ny amin ny hafa iny fanenejehana iny avy eo

ohatra: ilay tao amin ny tokatrano maso iny izao dia nazava tsara fa ilay olona nanaratsy milaza fa mijaly ampanambadiana ilay namana iray noharatsiana dia lazaiko anareo fa tsy misy mahamarina izany fa dia fanalambaraka fotsiny no nataon i xxx fa io namana manao tokatrano maso io dia tena miadana tokoa ary manana ny mahaizy azy

rehefa tafita angah ny olona dia enjehina?
tokony mba ovaina izay toetra izay fa ratsy. Tsy mba mahafinaritra anao ve ny mahita hoe: namanao tafita sa we aleo hivary lavo any io dia hitsahiko sy andihizako.

ny nalehanao tany aminy ve dia hanaratsianao azy aiza moa tsy ataon ny olona we miavona ny gasy ao paris fa raha hiditra ny trano hitsikilo sy hifosa ary hanala baraka olona no tanjona dia tsy ampiditra zany olona an trano mihintsy koa ny tenanay fa tsy te hanana olana






73. diamondra27 ( 22/01/2008 20:59)
fnantenana2003:aza asiana olana reitsy ny fialonana anjy fa de zao ihany a; matoa mialona de misy tsy hananany any aminjy
(vady hendry,zaza, tokatrano milamina, fitiavana eo aminareo sns)
mivovo ihany ny alika fa ny caravane passe

horakoraka ny an ny sahona fa tsiboboka ihany no tompony rano
74. ikaretsaka ( 22/01/2008 21:47)
diams> aza marary fo am zany ramadama an... tsy mampitombo na mampihena ny isany vary eo am-bilia akory izany
75. olomboavonjy ( 22/01/2008 21:52)
fanantenana2003 inona ilay resako hoe mivona tsy manazava ny atao hoe fialonana sy fiatsarambelatsihy ve za fa ina8O
ilay hoe reglement de compte anie ka fomba fiteny eto @ dinika raha vao mivaona ny sujet ny resakae :roll: fiza ve mahalala?miala tsiny raha nanohina anao
de averiko eto indray fa lahy izaho manambady vavy gasy aty ampitandranomasina mifanampy tsra zay roa za nanavotra azy t@ nahamay azy izy nanavotra ahy t@ nahamay ahy fa kosa aho miaraka @ lelahy efa toatra natoraly ato amiko io ary vavy aho refa miaraka @ lelahy :D afapo enao ???

za hono tsy afaka mijery ny mombamomba nareo de hoy aho hoe tsy important amiko ny fahafantarako ny mombamomba nareo hitafa sy hidinika no hahatongavako eto ^:^^:^
76. olomboavonjy ( 22/01/2008 21:54)
fanantenana2003 inona ilay resako hoe mivona tsy manazava ny atao hoe fialonana sy fiatsarambelatsihy ve za fa ina8O
ilay hoe reglement de compte anie ka fomba fiteny eto @ dinika raha vao mivaona ny sujet ny resakae :roll: fiza ve mahalala?miala tsiny raha nanohina anao
de averiko eto indray fa lahy izaho manambady vavy gasy aty ampitandranomasina mifanampy tsra zay roa za nanavotra azy t@ nahamay azy izy nanavotra ahy t@ nahamay ahy fa kosa aho miaraka @ lelahy efa toatra natoraly ato amiko io ary vavy aho refa miaraka @ lelahy :D afapo enao ???

za hono tsy afaka mijery ny mombamomba nareo de hoy aho hoe tsy important amiko ny fahafantarako ny mombamomba nareo hitafa sy hidinika no hahatongavako eto ^:^^:^
77. fasaly ( 22/01/2008 21:58)
ka olomboavoanjy aza vao namana niditra andro vitsy kely fotsiny dia mahalala ny oe reglement de compte????:-w
78. olomboavonjy ( 22/01/2008 22:14)
fasaly ka zay no hitako miverimberina @ dinika izay hidirako miaraka @ bndy eto koa
79. ari.malala ( 23/01/2008 07:50)
fialonana, fiatsarambelatsihy... toetra ratsy tsy tokony hatao na oviana na oviana fa manimba tena ny olona manao izany! sady tsy mampandroso ny manao an'izany. Rehefa itanao fa mandroso ny fiainan'ny namanao d aza ialonana izy fa miezaha iany koa handroso, de refa mba lasa alohany d aza mirehareha. Aza miatsaravelatsihy fa refa tia d tia d refa ts tia kou d ts tia...d aza manaratsy namana fa zany no tena fahambaniantsaina ngeza ndrindra... enao vizana manaratsy anazy fa tsy mampiova ny hatsarany akory zany
80. kelly13 ( 23/01/2008 08:58)
fialonana, fiatsarambelatsihy... toetra ratsy tsy tokony hatao na oviana na oviana fa manimba tena ny olona manao izany!


ka le oul manana ireo toetra ireo nge tsy tonga saina akory oe manimba tena izy e, ny tena loza d tedaviny ho iray tsikombakomba aminy ny oul sasany.

ra mbola 13-14 taona (et encore) nga d ekeko oe misy ny fialonana kely madinidinika (ohatra oe mahay b le anakiray d za ohatra badobado kely d mety oe ialonako kely izy) d lefiko iany fa ra oul efa samy lehibe samy manana ny tokatranony (na maso io na tsy maso) d inn no hanenjehana ny hafa? misy fiteny malagasy izay oe "ny vola samy manana fa ny isany no tsy mitovy" ary io samy manana ny vintany . miverina @ le tenin'i diamondra27 etsy ambony le oe

ny nalehanao tany aminy ve dia hanaratsianao azy aiza moa tsy ataon ny olona we miavona ny gasy ao paris fa raha hiditra ny trano hitsikilo sy hifosa ary hanala baraka olona no tanjona dia tsy ampiditra zany olona an trano mihintsy koa ny tenanay fa tsy te hanana olana


d miombonkevitra tateraka aminjy aho retsy fa tsy mba ampiditra oul sahala @ zany aty amiko mihintsiny ka. mifona aho.

hatreo aloha fa ra mahita tenenina hafa aho d lazaiko indray :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3856