fialonana sy fiatsarahabelatsihy
201. xxx
(
05/02/2008 11:03)
:roll: hahahaha! tany madà izy mody milaza am ankizy hafa nasainy hoe hadinoko ny niantso an'i ari.malala, aty ivelany ndray izy mamely ny hoe i ari.malala aky tsy hafaka tamin'ny fotoana a! kanefa izy mitsy no tsy tia an'i ari.malala mpandainga anie rabôfy izay e!:-D:-D:-D
ratonga=))=))=))=))=)) mifandray ny atidoha sy ny tsinaim-b.ve?????=))=))=))=))
ratonga=))=))=))=))=)) mifandray ny atidoha sy ny tsinaim-b.ve?????=))=))=))=))
202. ratonga
(
05/02/2008 11:14)
tsy maty antoka dry zany ry ari.malala, fa tsara vitana aza:-D:-D:-D
xxx: kita eo fa izany mintsy ko =))=))=))=))
xxx: kita eo fa izany mintsy ko =))=))=))=))
203. ari.malala
(
05/02/2008 11:20)
=))=))=))=))soa iany fa tsy nitady ana fa nahazo ny mangidy tsy zakany taty raha nitonatonana ka!! hay v zany no lainga afafy e! aleo d havoakako eto ny marina, nanoratra taty nangataka numero an'ny namana iray tato, de nanontaniako moa ilay namana raha azoko omena ny numero any, d nanaiky izy, d nahazo, fa ity andriambavy ity tsy sahy nangataka ny numero ako, satria notsatohako hoe iza i... (aleo tsy tononina fa manjary voafafa ny dinika iray manontolo) de mody fanina b hoe euhhh tsy haik oan, anontanio izy tsy haiko anky zany an, nefa efa arako f aizy iany... de aveo zany amnely tsaho etsy sy eroa hoe dommage tsy nananako ny numero an'i ar, aveo koa hoe ts afaka hono izy... de toutes façons aleo teneniko eto ry andriambavy fa na nanasa aza ianao ny andevo tsy miray latabatra @andriana...
204. ratonga
(
05/02/2008 11:41)
:-D:roll:ay tsy manan-kambo akory mbola sahy nangataka service tany ihany nefa loza ery ty vava, tsy toi rery ngé no nambanimbaniny tahaka an'io fa to nisy namana iray tato koa ef nataony otr'izay ihany ko, nefa angé tsy makaiza akory é:-D:-D
205. xxx
(
05/02/2008 11:45)
aleo kou tsy nandeha aky ry ari.fa sao nolatsaina amin'ilay hanina kely teo! hanina iray vilia no handatsàny anao eo kou raha tsy kere ndry kou:-D:-D capable izy mifosa any indray toy nanaovany an'ilay namany iray hoe "poulet ve no mba naroso anefa efa aty an-dafy ihany":{:{:{
206. ratonga
(
05/02/2008 11:53)
=))=))=))poulet vé fa tsy mba voritsiloza akory, tsy komplé kosa ra tsy izay ko aiza izy no tsy hifosa, tsy misy aza foronina:-D:-D
207. ari.malala
(
05/02/2008 12:36)
=))=))=))de ny tena manapatsinay d mody nanao sainte ni touche b nandatsadranomaso hono hoe ts rariny ny nanaovan'ny olona ana tao am serasera, za tsy hiditra serasera tsony, nefa in fa io mbola miditra io iany fa ny pseudo ftsn no mody soloina=))=))=))=))=)) mbà menatra!
208. ari.malala
(
06/02/2008 06:15)
ay d adinoko koa fa talohan'io nanoratra nangataka numero io d nitakadresaka nichat tamko d we itandry tsara fa sary hafa ndray ny ao zao fa ts zany sary manao akanjo menamena izany... d we za alou ny serasra d byebye nefa io miditra fa miova pseudo... mbà menatra!
209. xxx
(
06/02/2008 06:36)
efa we aza mino izay lazainy izay fa mpandainga tssss! ny tsy voako aminy ilay manaraka an'ireny olona mpisipa ato am sera ireny izy dia hitsifoany eo ampovoany , antsoiny amin'izay ilay sipa hoe izaho sy i an miaraka dia refa misaraka ireo olona dia kotiny ilay bandy tsssss:-D nefa mampitsoaka rehefa reel!:x
211. xxx
(
06/02/2008 08:29)
ka tsy tantiny mihintsy anie ry xxx208 ny mahita kofa sy mef mifankahazo eto amin'ny dinika é! na pisipa reo na mpinamana, dia izay dia efa ialonany
212. xxx
(
06/02/2008 08:40)
:-D:-Dny mihiditra amin'ny ps iny aloa dé angamba tsy ho sahy intsony fa tsy maintsy efa nanokatra ps hafa izy izay dia navela en sourdine ao aloa dé hafaka volana vitsivitsy vo tena mihiditra manao forum amizay dia hafaka milaza fa hoe tsy vaovao intsony, fa en attendant aloa tsy mahantaty ny tsy hiditra fa tsy misy namana mantsy dia mamorona ps presque iray isan'andro angamba fa kobon'ny pokona ihany:-D
213. tess
(
06/02/2008 10:33)
ka izy anie venjana e! tsy misy namana mi provok afa tsy izy ato tsy misy olona mpanompa afa tsy izy ato, ka raha vao miditra eo izy dia ireo toetrany ireo foana no asehony ary olona mitovy foana no tafihiny ka tonga dia fantatra hoe avy indray i kala marary saina iry....:roll: mba tompon'andraikitra ihany anefa ny tena dia tsy ho menatra mitsy ve amin'ny hatao e! efa ataon'ny olona resaka marina dia tsy mety tonga saina foana tonga am lay fiteny hoe:"seules les imbeciles qui ne changent pas d'avis"8O
214. diamondra27
(
06/02/2008 11:48)
oh le reitsy e! inona doly ty?
arimalala 206: hay ve nisy an'zany e! de nomenjy mosoara ve le zanak'ol?
arimalala 207: vaovao ny taona de vaovao koa akia ny akanjo fa ndry kounkou :-D:-D
lasa njy ndray zao le manao akanjo mena hii, lol io an, fa ny anjy aloha tena maneva anjy sy tena njy mitsy le izy fa tsy fosika zay ny différence, (ny sarinareo sy Aino manao akanjo mena)
arimalala 206: hay ve nisy an'zany e! de nomenjy mosoara ve le zanak'ol?
arimalala 207: vaovao ny taona de vaovao koa akia ny akanjo fa ndry kounkou :-D:-D
lasa njy ndray zao le manao akanjo mena hii, lol io an, fa ny anjy aloha tena maneva anjy sy tena njy mitsy le izy fa tsy fosika zay ny différence, (ny sarinareo sy Aino manao akanjo mena)
215. ari.malala
(
06/02/2008 12:11)
diamondra27, za avy nge ts nanatrika anzany resak zany fa tatitra no reko d entiko eto e:) tpt b za amle resaka akanjo aky marina:-D:-D:-D:-D:-D za ndray ky ts menatra ny maha zà ana a! zao no nanaovan'Andriamanitra ana d zao za ko! tsitako ze interêt andefasana sary fôsika nefa refaveo manome fotoana oul itsoahan'ny oul ftsn, ridicule b zany...