fialonana sy fiatsarahabelatsihy
181. ari.malala
(
04/02/2008 07:12)
andry08:
ari.malala:
:-D
Hanontanio an'i melody fa izy no nahita anay 2
gné??? nisy est ce que je t'ai sonné:-D:-D:-D:-D:-Dnisy niantso an tatamo40 nga teo?:-D:-D:-Dmilazà ndray fa olona samy hafa kou andry08 sy tatamo40 hoe!manana porofo aho fa olona 1 iany reo sy le olona ray zay, olona beurkkk be ny toetsainy fa mpihatsaravelatsihy tsy fatao namana! nampanenina eky ny naha namana azy fahizany:evil::evil:
185. xxx
(
04/02/2008 12:45)
kiiiiiiii! mba miomehy hono ny ampalibe michelin any ho any:-D:-D:-D:-D:-D aza donendrina be ihany mba kozy ry leity e!:-D:-D:-D:-D:-D
186. tamberina
(
04/02/2008 13:25)
fotaka leisy ireto vehivavy eto @ serasera ireto e!menarana koa!ratsy fisainana,mbola aiza ny hiainanan ireo?miatakataka aho fa tsy mamely e!ary dia ireo foana no mitafa sy mamorona tsanga aman'orana, tsy diso raha miteny hoe tsy efa niady teto ve ireo?
187. xxx
(
04/02/2008 14:38)
raha tena ts voakasika marina le tamberina ts miditra fa mijery ftsn fa matoa mahatsiaro voatsindrona d iray amreo pseudo reo iany koa... ambarako anao fa ts mbola nisy niady teto, fa le olona ambadik'io pseudo nao io no mpampiady olona sy mpanompa olona ary mpialona sy mpihatsaravelatsihy eto... mailaka ery mama pouah pouah olona nefa mba manakory mou enao io! aton'ny ol fimehezana ftsn ra za mandinitena s mihatakataka raha mba mahatsapa tena fa olondehibe!
188. heidi
(
04/02/2008 15:04)
Marina leitsy izany ry xxx a!
ps tsy maty voalavo ankipo mpanompa olona any no entina mitamberimberina etio:evil:
izao miova bandy jeune indray klé=))=))=))tandremo ary ry sipa isany voafandrika n'io indray fa mbola i rabôfy ihany io a!
efa azonay anie ny info e!8-) io be mpandaingalainga io ihany no mahavoa anao a! fa ianao anie tonga tsy natsoina fa manaraka toy ny tsipolitra antitra marina e! vaofandrika ato ireo ps tsy lmaty voalavo ankibo ireo a! misy fandrim-boalavo anie ao e!=))=))=))
manina eto ravorotsiloza???
mialokaloka eto aho tompoko ô!
maninona eto ravorotsiloza..??.
mialokaloka eto aho tompoko ô!
:-D:-D:-D:-D:-D

189. heidi
(
04/02/2008 15:12)
fa tsy azoko e! fa inona no idiran'i tamberina amin'ny fanalàna be ataon'ny ankizy ato????
leo hono izy klé!=))=)) fa angaha marina nisy niantso fone anao sy ny ps ampiasainao any eto...:-D
tonga tsy nantsoinasy mitono tenao tran'ny lolo fotsy....kôzy fanalàna azy sisa ny anay ato koa ianao no mikorapaka sy mahatsiaro voatsindrona marina....azafady raha voatsindrona e=))=))=))=))=))=))=))=))

190. heidi
(
04/02/2008 15:24)
andry08:
ari.malala:
:-D
Hanontanio an'i melody fa izy no nahita anay 2
dia maninona marina ono no nipoitra tampoka tsy natsoina akory koa itony ps itony e! sady tsy nisy niresaka an'io ps io mihintsy
manamarin-tena ve?????tssssssss efa kobo fa rabôfy daholo ihany ireo e! efa mazava hatry ny ela, inona no maha korapaka an'ireo ps maro ato ireo aza fa tsy olona iray ihany ny ambadika houhouhouhou!
192. ari.malala
(
05/02/2008 05:57)
za mbo gaga ry heidi... amzay ol ts niresahako ts nantsoko tonga d aty amko aty no mitonatonana... manangatra ny maty le =))=))ipitsiho fa lolo =))=))=))=))=))
193. xxx
(
05/02/2008 08:17)
:-Din ary ty matotra lolo ty ry ari.malala, dry ngé hono to namany bé mihintsy hatramin'izay nahafantarany fa mifankahazo tsara @lé ranamana iray izay henjehina lava eto é :-D
194. ari.malala
(
05/02/2008 08:49)
xxx, matahotra lolo ah ko! manangatra ny maty hoa! ts mila sady ts mitady ny ho namany aho hoa fa za aza nanenina nandray azy! ol nanandevo ana nge io e!, in mou no tokony hiavanany amko tsony!!! sad amzay mi pouah pouah ery any am hafatra, aleo iz sy ny hamanjany sy ny mampa andrina anazy hilam any fa ts mila ah k! vodikininina amoronkady ka sady tsy mila ah no tsy mitady e!:D
195. heidi
(
05/02/2008 09:37)
marina leitsy izany ry ari.malala a!
manalokaloka otran'ny razana tsy hitahy eo!:x
raha mahita vorotsiloza mihantona na michelin elàh dia toy ireny ilay ra bôfy=))=))=))=)), aza mivaky loha amin'izay ompany any e! tsy hampiova na làh izany....

196. xxx
(
05/02/2008 09:51)
ary azoko an-tsaina ity ravoritsiloza resahinareo ity izany an!=)) to efa élaéla ihany izy i no tsy nitranga intsony tamin'ny ps nampalaza azy hoe tian'ny bobaka nefa indrisy kay ny atidoha tsy misy:-D:-D=))
197. ratonga
(
05/02/2008 10:02)
ari.mlala::-D:-D:-D, zao izy zany mikorapaka etsy sy ero mitady namana fa ty misy manao kombi1 tsony=))=))
198. ari.malala
(
05/02/2008 10:26)
ratonga, ko matahotra ny hommpainy ny kil fa efa malaza ratsy lotra ko! sady andrina b tena tsisy toa azy ireny e! mandrorona kou iz raha hiaraka @ ampombo sy y andevo toa anay, fa saingy za az ambola mab sahy miseho vatana ho itambahoaka fa tsmiafina otranazy! ra tena manja mivoaha tao hoitan'ny be sy ny maro e!=))=))
199. xxx
(
05/02/2008 10:50)
ka toa mba efa niaona tamin'ny olona nokotiny ihany izy fa zay nahita hono kivy sy tsy te ahita tsony, raha azo natao ny nitsoaka dia nitsoka=))=))=))io laingalainga io ho aho tsy mamely e!
200. ratonga
(
05/02/2008 10:52)
ari.malala: marina ny an-toi, mety andrin-dreraka ko aza ko, andrina na andrina je doute à 99% ary ny 1% ambony aza zah inseritain, fa ny marina alou dé mety nifangaro ny atidohany sy ny tainy dé lasa miteniteny fôna ny farany=))=))
ary to wé nitady andronky tany ngé hono fa indry no tsy hafaka é!:-D:-D:-D
ary to wé nitady andronky tany ngé hono fa indry no tsy hafaka é!:-D:-D:-D