fialonana sy fiatsarahabelatsihy
121. tsim67
(
26/01/2008 21:13)
fanantenana2003:
inona marina no atao hoe fialonana eo amin-tsika olombelona, inona koa no mahatonga ny olona ihatsara velatsihy!
72. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 22-01-2008 21:59:37
Lohateny : Re : fialonana sy fiatsarahabelatsihy
fnantenana2003:aza asiana olana reitsy ny fialonana anjy fa de zao ihany a; matoa mialona de misy tsy hananany any aminjy
aga mo ianao milaza fa nialonan'ny ol ry fanantenana? etaeta tsy aritra io fanotaniana io e
122. heidi
(
26/01/2008 23:01)
Vao rabôfy aza no tononiko fa tsy NY ps(nao) dia efa malaky mikorapaka i ra-tatamo sy ry tamberina ps vaovao sy ry ikala isany .....izay olona iray ihany anefa:lol:
raha tsy mahatsiaro ho votsindrona dia tsy mikorapaka...:!:
Io no ataonao ihany no aveina aminao....la mechancetée gratuite ça se paye un jour
raha tsy mahatsiaro ho votsindrona dia tsy mikorapaka...:!:
Io no ataonao ihany no aveina aminao....la mechancetée gratuite ça se paye un jour
123. fanantenana2003
(
27/01/2008 20:21)
tantara efa nivalona izany ry tsi67 o!ny fahaizana miaina no mahaotga ny olona be fialonana koa angambany koa!
124. diamondra27
(
28/01/2008 06:27)
tsim67:
fanantenana2003:
inona marina no atao hoe fialonana eo amin-tsika olombelona, inona koa no mahatonga ny olona ihatsara velatsihy!
72. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 22-01-2008 21:59:37
Lohateny : Re : fialonana sy fiatsarahabelatsihy
fnantenana2003:aza asiana olana reitsy ny fialonana anjy fa de zao ihany a; matoa mialona de misy tsy hananany any aminjy
aga mo ianao milaza fa nialonan'ny ol ry fanantenana? etaeta tsy aritra io fanotaniana io e
------------------------
na de tsy fanantenana aza za de hamaly ihany fa mba manana fanantenana kosa fa mba tokony hajanona am zay le felonana ;-)
ye nisy,
matoa za miteny an i fanantenana dia mahalala zavatra ary masoko izao nahita ny antony ialonan ny olona azy. sa ahoana akia.misy ol mamorina ny tsy misy ,sy mandainga eto fa avelao any le ol akia a
fanantenana2003 ; tsy tatindrabefa ny mahita we arakaraka ny mahatafita andry no mampialona bebe kokoa azy
125. tamberina
(
28/01/2008 10:34)
miala tsiny aminareo aho fa zà no tamberina ary ahy irery io ps io fa tsy zaraiko @ hafa,ianareo anie ratsy saina loatra e!raha manana fahaizana ianareo dia tadiavo fa ahy io ps io,ary izaho mbola tanora,ianareo zatra manaratsy olona,henjehin'ny ratsy atao ka rehefa mivoaka ny ratsy dia tsy mahazaka ny tenenina, ianareo zatra mifosa ka izay no mahavariana, ny serasera tsy hanaovana izany fa hifaneraserana tompoko!mampalahelo ahy ianareo!inona moa ny hialonako anareo? izaho tsy mahafantatra anareo ary aty lavitra aty ve ny misy ahy?ary mb iza io lazainareo "bofy" io??:-D:-D:-D, mampalahelo ahy io olona resahinareo io, raha izaho izy mamaly aho,mba tiako fantatra reto io olona io a!
126. xxx
(
28/01/2008 12:32)
aza milaza tsy antanina fa enao kou ve mitapy e!
resaka tsy hidiranao kory ko eo ianao no mitroatra avy any! kou tsy votsindrona ve ianao na hiova ps aza rarahian'izy inona ?????atovy izay tiana hatao fa rehefa valian'ny oul ny valikitsaka dia aza mora mikorapa...olona iray ihany nareo koa wawawawa angaha?
raha zavatra tsy mikasika anao tsy hidiranao otran'izao ilay resaka fa matoa miditra dia ianao mihitsny fa vao namorona ps vaovao vao tam erin'andro angaha amin'ity tamberina.....

127. xxx
(
28/01/2008 12:34)
tsy misy hampiharanao ny fahaizanao manao cimema be hoatra ny taloha intsony eto fa tonga dia kobo enao raha vao miala any.....
koa raha tsy doma be ny olona tsy hahatakatra ny fihetsika rehetra miseho.....adaboy any koa izany fa efa disika taloha tsy hivakina loha
koa raha tsy doma be ny olona tsy hahatakatra ny fihetsika rehetra miseho.....adaboy any koa izany fa efa disika taloha tsy hivakina loha
128. tsim67
(
28/01/2008 12:53)
tantara efa nivalona izany ry tsi67
hay v e itako i diamondra nanazava oe ambony oe nisy nialona ianao ,maereza e
129. tsim67
(
28/01/2008 12:53)
tantara efa nivalona izany ry tsi67
hay v e itako i diamondra nanazava oe ambony oe nisy nialona ianao ,maereza e
130. tsim67
(
28/01/2008 12:53)
tantara efa nivalona izany ry tsi67
hay v e itako i diamondra nanazava oe ambony oe nisy nialona ianao ,maereza e
131. tamberina
(
28/01/2008 16:06)
fa inona ary ty fialonana foana ty e?isika ange tsy mifakahalala e!diso toerana ny anreo, ary inona moa no hisentoko @ izany baofy nareo zany?ato izany dia ny vehivavy no tena tsy mahay miara-monina re!amboary ry reto fa mahamenatra izao ataonareo izao e!aiza ry ramose HERY no tsy ampiana kely ny kala-tsika fa mahonena e!:roll::roll::roll::roll::-/:-/:-/
132. ikaretsaka
(
28/01/2008 16:58)
gravy ihany ity.. fa bofy 1 tsy mahay mipetraka ve de 10 volana mitohy eny foana le resaka kle
:-D
:-D
134. tsim67
(
28/01/2008 18:52)
za v zany resahan'i tamberina zany klé ,miresaka am fanantenana za fa tsy any an :-D:-D:-D:-D
135. diamondra27
(
29/01/2008 07:16)
ikaretsaka:
gravy ihany ity.. fa bofy 1 tsy mahay mipetraka ve de 10 volana mitohy eny foana le resaka kle
:-D
-----------------------
:-D:-D
tena mahagaga mihintsy wa
fa lasa nisy nandimby indray aza le izy koa
aleo hazavaiko any ambadika e
137. diamondra27
(
29/01/2008 08:33)
kelly13; ao amin ny momba ny serasera jereo de dinika
Momba ny serasera
Hevitra mandeha : Avia mamaly ato izay mahay sy mahalala kokoa ny mombamomba..
NUMERO 52
Momba ny serasera
Hevitra mandeha : Avia mamaly ato izay mahay sy mahalala kokoa ny mombamomba..
NUMERO 52
140. mitia04
(
29/01/2008 11:22)
namaky a, namaky , namaky, tena tsy misy idiran'ny fialonana sy fiatsarambelatsihy mintsy lé resaka:-@