fialonana sy fiatsarahabelatsihy

161. ikaretsaka ( 01/02/2008 15:48)
soloy good year rechappe tao @ comacat hoa io pne io
162. heidi ( 01/02/2008 16:05)
:-D:-D:-D
163. tamberina ( 01/02/2008 16:11)
mahagaga ahy dia izaho"tamberina" no lazainareo fa io bofy io,tsy mbola nisy nahita ahy ianareo ireo!tsy ampoizinareo akory aho hoe ohatr'iza,lehilahy sa vehivavy,hoy andry08 hoe anontanio an'i melody,tsy mbola nifankahita t@ melody aho,ary ho n'i XXX, tandremo fa sao lazain'ny olona ianao ny momba ahy fa tsy mifankahalala isika,mpisandoka aho ary nisy olona nahafinaritra ahy teto dia niditra moramora aho kinanjo diso fanantenana fa zavatra hafa ny "réalité" hitako !
164. xxx ( 01/02/2008 16:41)
ahoana ary izany milaza tsy antanina izany e!
fa angah isy niteny teo i i bôfy anie no izao fa samy matahotra ny o bôfy ihany na i tamberina na i andry08:-D ki s'ekskiz s'akizzzz a!:-w
165. heidi ( 01/02/2008 16:47)
oadray klé! mampatsiaharo ahy tamin'izaho niaraka tamin'ilay rabôfy iray izay ity rabôfy rabôfy nareo ity.
Rehefa mietsika lty ny kriz de mônôpoziny fa kizim-be tsy misy otran'izany , ilàny vanona daolo ny sipa indrindra izay halany indrindra:-D:-D
silaka be ny bandy klé, asiany an'izany manao menace hoe mamono tena izany, korapapa be ve ny bandy miantso pompier ho any amin'ny hopitaly, tonga any amin'ny anotanian'i dokotra hoe firy taona inao, hoy izy 18 an dokototera, silaka be ny bandy klé=))=))=))=))
166. tamberina ( 02/02/2008 08:35)
izaho aolha tsy matahotra ny ho bofy,fa ny mahazendana dia efa nalamin'i "tess" ny resaka fa misy manohy ihany ity masiso ity e!fa dia ianareo ireo izany no mpandrava efa eto, vao miditra @ dinika ianareo ireo dia korontana eto,asio fisainana e!voahozona mihintsy itony vehivavy itony!:evil::evil::evil::evil:
167. XxxX ( 02/02/2008 08:51)
za leisy mba gaga :roll::roll::roll:

http://serasera.org/namana/?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s47a145676b96b
168. tess ( 02/02/2008 12:47)
XxxX : de in kou zao no idiran'ny coms ny sarin'i tess am resaka tamberina?????
afera hafa tsy hiran'i tamberina ny any....8O in aza ity mitady hitono tena ity?????:{
169. XxxX ( 02/02/2008 13:19)
tess:

ilay rabôfy izay ihany no tsy manaiky mitsy ny ratsy ataony ka mitady hanaraka ahy eto foana hono! kobo foana marina na miova ps injato aza! kou raha donenjina ny oul kou ! oul mirovy foana no viséna:°):-D
tamberina http://serasera.org/namana/?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s47a145676b96b
:roll::roll::roll:nga tsy nareo iany no namaly an'io leisy?:roll::roll::roll::roll::roll:


170. melody ( 02/02/2008 21:34)

Hanontanio an'i melody fa izy no nahita anay 2

andry08: kiss ndry akia, elaela tsy hita an
171. xxx ( 03/02/2008 07:53)
zay nama tsy mino an'izany ah! be fikafika sy mpandainga lotra ramatoa aza mba marivo salosana minomino izay lazainy ihany aloha, impiry mamitaka olona amity hoe i an io i an io....i zanako io anefa izy iahny :-D na hanamarina be eo aza izaho tsy mino intsony, ireo ps ireo foana no mitamberimberina nanompa olona teo koa inona indray aleo idaboka any fa tsy hampiova inona....efa ratsy amiko dia ratsy okay!;-)
172. xxx ( 03/02/2008 08:15)
ny tiako lazaina mody hoe mi presenté pim etsy sy ero hoe io ilay ps i an anefa izy ihany no tompon'ny ps fa be fikafika ftsn, aiza ko olona tsy mahay teny gasy akory na ny pitiny aza lazaina fa mpikamabana ato mandray anjara am karajoa sy forum anefa eto mahay teny gasy tsara.....:roll::-w tsy mino izay fikafika any raha izay izaho e! efa be loatra ny vitan'i rmatoa izay.
173. tamberina ( 03/02/2008 12:09)
:roll::roll::roll::roll:tsy azoko tsony ilay resaka bofy!misy mivaha eto fa tokony hijery psy e!efa niteraka angaha izaho sy "xxx"?aleo aloha miandry rehefa vita ny fianarako! izaho aza tsy mbola nangata-panambadiana koa!
174. xxx ( 03/02/2008 12:31)
fa manin aza no matsiaro votsindrona e! tsy nanonona tamberina mitsy aho eto:-D
175. tamberina ( 03/02/2008 12:46)
tsy voatsindrona izany ny bandy fa makaleo be ilay resaka e!izahay nama mitady sipa dia zavatra hafa no resahinareo eto e!izao bofybolita izao foana no olanareo, adaboy any rabofindozanareo fa fihomehezana kely fa alahady e!ohatra: izaho tsy sarimbavy fa tena "frill" be e!xxx koa inoako fa tora'izany e!
176. xxx ( 03/02/2008 13:01)
hehehehe! zen de 18ans bandy, bôfy izy dool ve zany aloha ????? mahaya cinema be mitsy wa zay ramatoa izay tanlentany io annnnnnnnnnnnnnnn!:-D fa kosa tsy misy donendrina be fa wain be avy hatrany vao miala any na miova ps injato aza:roll::roll::roll: vao mi visé ani'lay oul visé ny fotsiny de efa :^)
177. ratonga ( 03/02/2008 21:55)
=))=))=))
178. xxx ( 03/02/2008 22:05)
:-D:-D:-D:-D kou tsy marina ve leiss ratonga:-D:-D misy dia tia manara-body eny foana! raiki-petaka otran'ny tsipolitra antitra:roll:
179. xxx ( 04/02/2008 00:00)
ny ampalibé vé mety miraikitra otran'ny tsipolitra:-D:-D:-D
180. xxx ( 04/02/2008 07:11)
ny ampalibé mikôll, tsy mety esorina ra tsy pétroll :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3687