Miandry an'i Badboy,Tezitra, Bazylou sy ny manampahaizana ka

1. Jeankely ( 21/01/2008 10:10)
Sahirana ny Malagasy ary na mitady hevitra aza dia ditsoka ka na ny mbola any andakilasy aza efa mahavita manintsy ny mpitondra tsy mahavita zavatra. Tongava dia ampiakaro ny farimpiainan'ny Malagasy fa aza manao toraka alavitra. Tsy misy manda ny hiadana ka miandrandra ny tena milaza mahay ny vahoaka. Raha ny fianarana andafy aloha dia tsy vao ianareo no nandrato izany fa misy maro aza no efa manajafikely sy ny efa maty koa ny vao hivoaka amin'ny manaraka izany no ahasoa koa inona no handavana izany? Tongava soa fa tiavin'ny Malagasy an=))=))=))
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 04:07
2. kanota ( 21/01/2008 10:35)
Niampy badboy indray angaha Bazyl sy tezitra? Sa iray ihany ireo? Samy manampahaizana sa zanaky ny manampahaizana very seza sa samy mitapy?
3. xxx ( 21/01/2008 10:51)
ka na ny mbola any andakilasy aza efa mahavita manintsy ny mpitondra tsy mahavita zavatra.
mazava be zany fa tsy nandia sekoly le mpitondra. merci jeankely
4. Jeankely ( 21/01/2008 12:35)
Tsy Jeankely no manitsy fa ry zalahy mahay noho ny Mpitondra Raxxx an. Jeankely tsy mahay kano=))=))
5. tsaramaso ( 22/01/2008 12:19)
Jeankely:

Jeankely tsy mahay kano=))=))

Kiiiii !!!!!! dondrimP zany elahy ry Jeankely ???!!!!!!! tssssssssssss

6. Jeankely ( 24/01/2008 04:07)
Io koa fa niteny ratsy indray ilay milaza sekta atsy ambadika. Fa inona loatra no tena marina amin'ireto sasany miseho hanintsy Mitondra ireto e?. Lazaina fa tsy izy ny FFKM fa ny sekta-ny no tsara nefa dia teniratsy no hainy. Tsy aleo ve avy dia tsy mivavaka sahala anay. Izay tsy mivavaka fa hainay ny manaja ny toeran'izany fiangonana izany ary fantatray tsara ny zavatra tiany hatongavana. Miditra ary mijery ny fampandrosoana izy satria mahasoa ny vahoaka izany fa tsy mifanohitra amin'ny vavaka akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1569