Mihazakazaka amin'ny faharetana ny kristianina.
1. niryna
(
21/01/2008 06:59)
Koa amin'izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin'ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin'ny faharetana amin'izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao,
Toy ny mpihazakana dia mila manao famerimberenana an'ilay azakazaka,marary ny tongotra,mianjera,ketraka ,kivy,tsemboka,satria na dia tsy nitovy ny fihazakazahan'ny hafa aza ireo mpanao fanantanjahantena dia tsy mba kivy fa miezaka sy manao famerenana hatrany ary @ fifaninana farany dia ho fantany tokoa fa ahazo ilay loka izy(medaille).:D
Toy izany koa ny kristiana,mandalo fisedrana mahamay,ketraka indraindray ,toa tsy misy fiafarany ilay ady amin'ny fiainana,potraka kanefa raha miharina ka mamerina indray dia ahazo vokatsoa tokoa amin'ny farany,mety tsy mitovy ny rehetra saingy raha manao famerimberenana,raha mianjera kanefa miarina indray @ farany dia ho tonga sy ho tody soa tokoa
.
Mihazakazaka isika,mizara ny tenin'Atra,misy fahakiviana ao indraindray kanefa dia tohizana hatrany ny fijorona,ny tanjona farany izay ahavonjy ny fanahin'ireo nihaino no tadiavintsika ary ny fitiavan'ilay Kristy nanome antsika hery nanao izany no zava-dehibe.Izy no farany satria izay miaraka Aminy dia ahazo fandresena tokoa,ary Izy no hanome ilay satro-boninahitra ho antsika .

novalian'i niryna ny 24/01/2008 18:27
2. Ylly
(
21/01/2008 07:41)
Mihazakazaka amin'ny faharetana ny kristianina.izay ankia Niryna no maha-kristiana ny kristiana a.
3. xl
(
21/01/2008 07:51)
Izaho tena mahatsapa fa vao manadino mivavaka indray andro fotsiny aho dia misy zava-dratsy mananontanona ny fiainako foana
Mba ento ambavaka aho ry zareo fa mijaly,
manofy ratsy
ny taona anefa vaovao
Misaotra mialoha

4. vale
(
21/01/2008 08:30)
niryna:Misaotra Nyrina.

5. vale
(
21/01/2008 08:32)
xl:@:lol::-D:-D:-D, ianao angah tsy mahay mivavaka Mangingina?lollllllllll
Izaho tena mahatsapa fa vao manadino mivavaka indray andro fotsiny aho dia misy zava-dratsy mananontanona ny fiainako foana
Mba ento ambavaka aho ry zareo fa mijaly,
manofy ratsy
ny taona anefa vaovao
Misaotra mialoha
6. LazaDaddy
(
21/01/2008 09:25)
xl> mahereza r'ise a. Ento eo anatrehan'Andriamanitra koa ny nofy ratsy fa tsy voatery ho ratsy foana ny hevitra fonosiny :)
8. vale
(
21/01/2008 11:20)
xl:Ca ny oul efa manam-bady kah???????:roll:
Izaho tena mahatsapa fa vao manadino mivavaka indray andro fotsiny aho dia misy zava-dratsy mananontanona ny fiainako foana
Mba ento ambavaka aho ry zareo fa mijaly,
manofy ratsy
ny taona anefa vaovao
Misaotra mialoha
9. Rasiligaoma
(
22/01/2008 05:32)
rehefa minomino foan aisika aza no mainka manonofy ratsy ry xl ko
10. niryna
(
22/01/2008 07:06)
Ylly:
Mihazakazaka amin'ny faharetana ny kristianina.izay ankia Niryna no maha-kristiana ny kristiana a.
fa indraindray aky dia kivy sy ketraka .
Kanefa na ny tsianjery aza miteny hoe tsy kivy aho tsy ketraka,mitondra ny molotro petaka a ..
Ny fanatonana an'i kristy izay nampianatra antsika fa tsy andao izy na hanary,ny famelombelomany ny fanahintsika hilazany fa na dia mena toy ny jaky aza ny fahotana dia ho fotsy toy ny oram-panala raha hifandahatra aminy isika,hibebaka,hiresaka amin'ny toetra ratsy,ary ny fanantenana izay nomeny ka hilazany antsika hoe mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana,fa izaho no hanome anareo fitsaharana.Ireo anie dia efa hery lehibe e.
11. niryna
(
22/01/2008 07:14)
xl:
Izaho tena mahatsapa fa vao manadino mivavaka indray andro fotsiny aho dia misy zava-dratsy mananontanona ny fiainako foana
Mba ento ambavaka aho ry zareo fa mijaly,
manofy ratsy
ny taona anefa vaovao
Misaotra mialoha
Misaotra mizara ry xl a.Indraindray tokoa isika dia manadino mivavaka,andramo ny mamaky baiboly na dia teny kely indraimbava fotsiny ihany aza.
Ilay mivavaka anie ry xl e dia mety daholo na aiza no misy anao na rahoviana ny fotoana anaovanao izany e,toy ny miresaka ihany io ka.
Efa nisy fotoana ve nikombona tsy niteny na tsy niresaka mihitsy hianao tao anaty indray andro?
Dia toy izany no mivavaka,tsy ho voatery ho lavabe ary rehefa nifona taminy hianao androany noho izay zavatra tsy nifanaraka ny sitrapony dia tsy mamerina an'iny intsony.Miova ny andro dia miova indray ny pejy.
Ry Tompo Zanahary,isaoranay ny fitiavanao anay andro aman'alina.Ny olona mety mandao fa hianao dia tsy mandao anay.Esory amin'i xl ny tebiteby mahazo azy,ampifantaro aminy fa miaraka aminao foana izy,eny na dia tsy manana fotoana hivavahana aza izy,hianao mahalala ny bitsika mangina ao anatiny.Fenoy hery izy mba hankalaza ny asanao isan'andro,ampio izy mba hanana hery sy tanjaka ary fiadanan-tsaina.Izay olana manakana azy eo amin'ny fiainany ,hianao no mahalala Tompo o,ampio izy ,tariho lalana izy,ary enga anie ho arovanao amin'ny fakampanahy rehetra izy.Amin'ny alalan'ilay Zanako Mahery,Tompo sy Mpanavotra anay no anaovako izany vavaka izany Amena.
12. niryna
(
22/01/2008 07:23)
vale:
niryna:Misaotra Nyrina.
Koa amin'izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin'ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin'ny faharetana amin'izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao,
Toy ny mpihazakana dia mila manao famerimberenana an'ilay azakazaka,marary ny tongotra,mianjera,ketraka ,kivy,tsemboka,satria na dia tsy nitovy ny fihazakazahan'ny hafa aza ireo mpanao fanantanjahantena dia tsy mba kivy fa miezaka sy manao famerenana hatrany ary @ fifaninana farany dia ho fantany tokoa fa ahazo ilay loka izy(medaille).:D
Toy izany koa ny kristiana,mandalo fisedrana mahamay,ketraka indraindray ,toa tsy misy fiafarany ilay ady amin'ny fiainana,potraka kanefa raha miharina ka mamerina indray dia ahazo vokatsoa tokoa amin'ny farany,mety tsy mitovy ny rehetra saingy raha manao famerimberenana,raha mianjera kanefa miarina indray @ farany dia ho tonga sy ho tody soa tokoa
.
Mihazakazaka isika,mizara ny tenin'Atra,misy fahakiviana ao indraindray kanefa dia tohizana hatrany ny fijorona,ny tanjona farany izay ahavonjy ny fanahin'ireo nihaino no tadiavintsika ary ny fitiavan'ilay Kristy nanome antsika hery nanao izany no zava-dehibe.Izy no farany satria izay miaraka Aminy dia ahazo fandresena tokoa,ary Izy no hanome ilay satro-boninahitra ho antsika .
Tsy misy fisaorana e :-*
13. niryna
(
22/01/2008 07:26)
vale:
xl:@:lol::-D:-D:-D, ianao angah tsy mahay mivavaka Mangingina?lollllllllll
Izaho tena mahatsapa fa vao manadino mivavaka indray andro fotsiny aho dia misy zava-dratsy mananontanona ny fiainako foana
Mba ento ambavaka aho ry zareo fa mijaly,
manofy ratsy
ny taona anefa vaovao
Misaotra mialoha
marina izany xl a,ilay noteneniko hoe na aiza toerana na inona andro,dia afaka miresaka mangina amin'ny ray hianao.Tsy mila formal na zavatra fa fanahy izy dia izay zavatra ao am-ponao no resahina aminy (io fanahy ao anatinao io no mibitsika aminy mangina)
Izay mahereza e.Homba anao ,ho antsika mandrakariva anie ny Tompo
14. niryna
(
22/01/2008 07:30)
LazaDaddy:
xl> mahereza r'ise a. Ento eo anatrehan'Andriamanitra koa ny nofy ratsy fa tsy voatery ho ratsy foana ny hevitra fonosiny :)
Marina izany ary mangataha aminy ny ahalalanao ny heviny.
Misy marina indray ny nofy ary misy nofy ririnina,misy koa anefa olona nomen'Atra ny fahalalana ny nofy raha ohatra ka fantatra hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany.
Esory ao antsainy xl ilay hoe raha vao tsy mivavaka aho dia toa misy zavatra manjoa ahy.Hianao ihany dia efa mivavaka amin'izany,zanak'Atra aho ,efa voavidin'ny ran'i Jesosy,miala ny eritreritra ratsy!
15. niryna
(
22/01/2008 07:32)
vale:
xl:Ca ny oul efa manam-bady kah???????:roll:
Izaho tena mahatsapa fa vao manadino mivavaka indray andro fotsiny aho dia misy zava-dratsy mananontanona ny fiainako foana
Mba ento ambavaka aho ry zareo fa mijaly,
manofy ratsy
ny taona anefa vaovao
Misaotra mialoha
ilay hoe manambady aloha dia efa voasoratra tokoa e,tsy mitovy ny fanompoana ataon'ny tsy manambady sy ny manambady noho ny adidy miandry azy.Afaka mihaino toriteny koa anefa isika ohatra raha eo am-pikarakarana sakafo iny na hira masina,izay dia efa mety koa ka.sa ahoana ?
16. niryna
(
22/01/2008 07:35)
Rasiligaoma:
rehefa minomino foan aisika aza no mainka manonofy ratsy ry xl ko
:D:roll: ahoana izany ry rasily?
Ilay manofy ratsy koa anie mety ho vokatry ny havokisana e.Ny tokony ho izy dia tsy tokony hisakafo intsony isika ao anatin'ny adin'ny roa na mihoatra izany alohan'ny hatoriana.Raha noana isika ka misakafo ka tonga dia matory dia miasa ny vavony sy ny saina ao anatin'ny torimaso ary mety hiteraka nofy ratsy.Raha mifoha hipipy koa ka tapaka ilay torimaso dia manofe be dia be mihitsy vao maraina ny andro. :D:D
17. xl
(
22/01/2008 08:53)
Misaotra antsika rehetra aho fa tena mamaly vavaka Andriamanitra,
indrindra i niryna manazava zavatra betsaka amiko
hihezaka mafy tokoa hanompo e!
Ny tompo anie homba antsika rehetra ato
nofo aman-drà moa ny tena ka misy ny fakam-panahy mandindona eny indraindray
Tsy azoko kely ilay hoe efa manam-bady na tsia?
izaho izao efa dia latsaka kokoa ve ny fahasoavam-panahy azoko?
Misaotra mialoha
(l)

18. fahamarinana
(
22/01/2008 08:58)
:arrow:ho tahian'ny Tompo i xl dia mahereza e.Na za aza mandalo amin'izany koa fa tsy kivy e(l)
19. ikaretsaka
(
22/01/2008 15:12)
niry7na> rehefa minomino foana ohatra hoe misy lolo na matoatoa "na herin'ny maizina" dia matetika kosa manonofy ratsy
20. nandrianina1
(
23/01/2008 00:48)
niryna> misaotra fa mbola miazakazaka ihany niryna na de misy mamingana aza ndrayndray!
de mahereza le namana iray ao ambony ao tafita ny hafatra
samy hotahian'ny Tompo daholo