Mety tateraka ny fiainan'ny gasy, ny mpitondra tsisy kianina
1. badboy
(
21/01/2008 08:47)
Mety tanteraka hono ny fianan'ny malagasy, ary ny mpitondra tsisy kianina!!
Matoa hono ireo eo dia olona sady tsy vitan'ny hoe manampahaizana (ny gasy tsy mifidifidy foana), fa olondehibe (manan'ny rariny lalandava) mahalala ny ataony, ka tsy ianareo tanora (manana diploma na eo andalana)na mpanakiana tsy nahavita ny vitan'ireo mpitondra @ zao (mampiadana ny malagasy) no tokony hanitsy azireo na hampiseho ny tokony hovaina .
Ho ela velona anie hono madagasikara tsy mila ny fiarahamiasa @ frantsa (européana ao anatiny) fa mahavita tena!!! (Dia ozy aho hoe de ahoana zany le 700 millions d'euros avy @ FED, averina zany fa tsy ilaina?)

novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 05:03
2. xxx
(
21/01/2008 09:02)
(européana ao anatiny)
Europa angaha no ao anatin'i Frantsa sa i Frantsa no singa kely iray ao anatin'i Eoropa ?!
4. Jeankely
(
21/01/2008 10:29)
Tsara ny fiainan'ny Malagasy rehefa manaraka ny hevitr'i badboy. Tafita ny Malagasy rehefa tafavoaka mahavita fianarana ny Juriste badboy. Miandry ny vizana fa aza ela ooo=))=))=))
5. tsaramaso
(
22/01/2008 12:17)
O ry lety ry badboy a !!!!! Vendrana lety elahy a !!!!!! hahahahahhh
6. badboy
(
22/01/2008 12:31)
:lol::lol::lol: Union européenne no dikanle europe ry nama!!! Tsss, inona ary ty saina marivo tsy lalina tahakin'ny ranomaimbon'i behoririka ty:^):^):^):^):^)
7. Jeankely
(
24/01/2008 05:03)
Efa hoe hiadana izahay rehefa mahavita fianarana i badboy=))=))=)). Mbola miandry aloha satria izy ihany no mahay ary ny ankoantr'izay donto=))=))=))