Misy manao propaganden'ny fitondrana bobaka be ato!!
2. xxx
(
20/01/2008 13:03)
badboy:
Mailo ry nama!!!8)8)
oadray ! tsy azo atao angaha izany ? sa ilay "bobaka" no tena mampatahotra ? raha manao propaganden'ny mpanohitra dia inona no tokony holazaina sy hatao indray ? ianareo izany tsy mahatanty demokrasia...
3. lldd
(
20/01/2008 16:01)
iz malala ra propagandy hafa no ataon dry lerony ao! sa aona badboy? ééééééééééééééé
4. xxx
(
20/01/2008 16:21)
miala any sahady ny fanatika!
aleo ampianarina kely ry fanatika fa tsy hainy ny atao hoe propagandy, ny atao hoe propagandy ry fanatika dia ny miteny hoe i ranona tsara i ranona mety i ranona mahavita.
ary ny atao ho kiritika dia miteny hoe tsy mety ny ataondranona, na ratsy no vitandranona,
ny @ fanatika dia rehefa miteny hoe tsy mety ny ataon'i mpitondra dia dikan'izay @ fanatika dia manao propagandy hoan'i mpanohitra no sady panohitra.
diso i fanatika. gasy ilay olona miteny ary mety ho anisan'i nifidy an'i kandidà an'i fanatika mihitsy ary t@ fotoana fifidianana, fa izy misy saina kah mahita ny tsy mety fa kosa tsy fanatika be fahatany.
:-*

6. badboy
(
20/01/2008 19:36)
badboy:
Ka le propagandy mandiso lalana ny mpamaky.
milay be tsisy otr'izany hono ny fiainana ao dago ka tsisy tokony hanakiana ny fitondrana!!!=))=))=))=))=))=))=))
9. badboy
(
20/01/2008 19:45)
sebastien7:
Izay tsy mahazaka ranga mipitsika an democresia zany e
Tsy ratsy le democratie manampimbava sy manohana fitondrana "mampianoka ny gasy ao anaty fiadanana tsy misy otr'izany"!!!=))=))=))=))=))
10. Jeankely
(
21/01/2008 04:21)
Tena mila anareo tokoa ry zalahy ny Malagasy a. Vitao malaky ny fianarana dia ampandrosoy haingana ny tanana rehefa mitavozavoza daholo ny eo amin'ny toerana. =))=))=))Izany no ilainay Malagasy fa tsy fanatika amin'izay tsy ahavita izahay e. Tongava malaky fa miandry ny Malagasy e!!!