Inona indray no ataoko ankoatr'izay?
1. LazaDaddy
(
17/01/2008 23:16)
Midera an'Andriamanitra ny foko sy fanahiko fa tsy takatra heverina ny fitiavany ahy sy ny famindram-pony...Hihira ho an'i Jehova aho raha mbola velona koa.
Misaora an'i Jehova ry fanahiko, ary izay rehetra ato anatiko misaora ny Anarany Masina.
Misaora an'i Jehova ry fanahiko, ary izay rehetra ato anatiko misaora ny Anarany Masina.
novalian'i cutie ny 20/01/2008 15:22
3. ikaretsaka
(
18/01/2008 00:08)
ny tokony ataonao ankoatran'izay?
ny tsy mitabataba manao toy kipantson'ny mpiatsaravelatsihy manao izay ha hitan'ny olona izany ..
fa aleo manao azy hol anareo sy andriamanitra (jehovah) manokana...
fijeriko aloha io an...
nanontany ianao dia novaliako:wink:

4. soanja
(
18/01/2008 00:32)
LazaDaddy:
Midera an'Andriamanitra ny foko sy fanahiko fa tsy takatra heverina ny fitiavany ahy sy ny famindram-pony...Hihira ho an'i Jehova aho raha mbola velona koa.
Misaora an'i Jehova ry fanahiko, ary izay rehetra ato anatiko misaora ny Anarany Masina.
Tsara tokoa izany.
Ny ankoatr'izay dia manao ezaka hanasoa ara-piarahamonina sy ny tontolo iainana izay amin'ny manodidina anao araka izay azo atao, mba hisy voka-tsoa ny fandalovanao teto ary holovan'ny taranaka ny hafatra napetrakao nohon'ny Voninahiny.
5. LazaDaddy
(
18/01/2008 00:37)
soanja:Soanja> Anisan'ny fiderana an'Andriamanitra tokoa io fa dia deraina mandrakariva ny Anarany.
Ny ankoatr'izay dia manao ezaka hanasoa ara-piarahamonina
Misaotra
7. soanja
(
18/01/2008 00:42)
LazaDaddy:
soanja:Soanja> Anisan'ny fiderana an'Andriamanitra tokoa io fa dia deraina mandrakariva ny Anarany.
Ny ankoatr'izay dia manao ezaka hanasoa ara-piarahamonina
Misaotra
Homba anao lalandava anie ny Tompo!
8. cutie
(
18/01/2008 00:44)
somary HS fa hanontany ihany za :)
Ny dance biblique ve tafiditra ao @ le fiderana :)
Ny dance biblique ve tafiditra ao @ le fiderana :)
14. LazaDaddy
(
18/01/2008 01:27)
cutie> hay ve izay no tianao ahatongavana e :) Misy endrika maro ilay fiderana, misaotra anao :-*
15. cutie
(
18/01/2008 01:29)
de in @ reo fiderana reo no tena malaza @ zao fotoana zao .
Misy an'zany atao we lithurgical dance zany koa aza :)
Misy an'zany atao we lithurgical dance zany koa aza :)
16. ikaretsaka
(
18/01/2008 02:10)
ouf: matahotra an'i cutie aho hoe hanao zavatra hafahafa hoe satria ohatra ny zana-badin''i heroda nanao dance exotique dia hanapa doha an'i Razambadista..satria voasoratra ao anaty baiboly
inay aho aba!
soa fa......
inay aho aba!
soa fa......
19. rakapy
(
18/01/2008 03:08)
Laza> Manaraka izany,ny tokony ataonao ankoatr'izay dia tongava mividy piesy ato amiko raha misy fahasimbana ny fiaranao.Atao mora be ny vidiny.Misy mercedes 1932 semi remorque koa ato raha tianao annee 92. @zay ianao afaka ny hifaninana @ tranporteur karana, mianatsimo na makany Morondava iny tsara ? Omeko kado solomaso ray ban ianao @zay tara daholo ny ajaha iny Ataritariaka sy iny Ejeda iny?:-D:-D:-D
20. LazaDaddy
(
18/01/2008 03:11)
Mivoaka ny adihevitra:
i fijo hono ry kapiteny mila piesy vorika mba hivarotany ilay fiarakodiany a. Jereo ao @ dinika fiarakodia ao.
i fijo hono ry kapiteny mila piesy vorika mba hivarotany ilay fiarakodiany a. Jereo ao @ dinika fiarakodia ao.