Inona indray no ataoko ankoatr'izay?

21. rakapy ( 18/01/2008 04:19)
raha piesy vorika no tadiavin'i lery dia aleo mandeha any @ brokatera::°):°):°)
22. LazaDaddy ( 18/01/2008 04:20)
ny any mbola tsara ko! =))
23. cutie ( 18/01/2008 04:26)
IKa
za tsy mahay an;zany danced exotika zany :-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 18/01/2008 04:30)
ny lithurgical dance ndray hono le dance mamporisika sy hahasarika ny oul ho vonona refa mivavaka refa ao am-pengonana e :)
Za alou mbola tsy nanatrika :)
25. rakapy ( 18/01/2008 04:31)
ny anay ato mantsy plus que vorika ka tsy mety le mifamitaka.Fa ahoana hoaho le 1932? asianao ihany ve?
26. cutie ( 18/01/2008 04:53)
rakapy
aiza no misy ny garage-nareo :-d
27. LazaDaddy ( 18/01/2008 04:57)
rakapy> ka ny vidiny aza tsy lazain'ingahy akory...dia inona ny mety ho "probleme kely" aminy? Ento ao am tanana jerena e!
28. rakapy ( 18/01/2008 05:02)
free le izy Ralaza a tsy misy blem ! ka ianao no tokony handalo ko!
Cutie> ny garazinay ve? aiza kay ny state misy anareo de holazaiko anao ny represantant-nay any?
29. LazaDaddy ( 18/01/2008 05:48)
Vao maika midera an'i Jehova aho fa omen-drakapiteny fanomezana!
30. ikaretsaka ( 18/01/2008 13:19)
fa brokatera sy ambodin'isotry indray nga ny fiangonan-dry laza fa lasa mpi deal piesy @ ndry fijo sy rty rakapy?:roll:
31. cutie ( 18/01/2008 16:44)
rakapy
aty wellington za :)
32. rakapy ( 18/01/2008 19:55)
Cutie> Tsy misy an'izany wellington state izay letsy a! :-D
33. ikaretsaka ( 18/01/2008 19:57)
Rakapy> any DE izany:°), de za koa eo avaratrany eo:-P
34. rakapy ( 18/01/2008 20:22)
Toa any Nouvelle Zeland le tananareo ry Cutie ko! tsy any DE io ry Ika ?raha tsy hoe mipetraka any ambanivohitra angaha ry cutie?Iza no tanana lehibe akaikinareo fa ao no misy ny represantant-ny garazinay:-D:-D:-D
Ry Ika izany NJ sa PA? mahafinaritra be zany e! Izaho dia eto @ tanana ihany ,avaratsa anjefan'Anjanomanaliana!:-D:-D:-D
35. rakapy ( 18/01/2008 20:34)
RaLaza> efa navelako eny @ fasan'ny karana ilay cams. Efa ao ny lakile.Mora ny ahalalanao azy satria misy parasolei ngeda be eo @ parabrizy hoe MIDERA AN"I JEHOVAH AHO. Nisy soratra masina tao anatiny taloha nanao hoe" Tompo o! arovy ny dianay" fa nosoloiko tsaratsara kokoa manao hoe " Tompo o! izay lalany any lalany" ataoko fa ho revinao ilay izy.=))=))=))
36. ikaretsaka ( 18/01/2008 20:40)
rakapy> za aty bekiraro akaikin'ambalavao letsy e.

njasako ao tomadinika ram's rehefa hanao laval fa andeha hiandrya laharana any @ fasamkarana ao aloha, na tonga de andrasondraso eny 'Taosy
37. ikaretsaka ( 18/01/2008 20:44)
ary sipa bandin'i tananan'i Lemizo daholo kay ireto "mpitory teny" sady mpivarotra piesy ireto!:wink:
38. cutie ( 19/01/2008 15:51)
rakapy
wellington New Zealand e :)
39. rakapy ( 19/01/2008 19:49)
Cutie> Kay lavitsa be nareo ko!Firy andro amin'ny lakana avy eo Nosy varika zany?de miteny in nareo any?:-D:-D:-D
40. cutie ( 20/01/2008 01:59)
rakapy
jereo ny map e :)
za miteny gasy koa lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078