Ny Fanahy izany no tena mandray anjara be @ fiainantsika?
1. niryna
(
18/01/2008 07:51)
Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.
6 Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa fiainana, (sy fiadanana)
7 satria fandrafiana an'Andriamanitra ny fihevitry ny nofo; fa tsy manaiky ny lalàn'Andriamanitra izy, sady tsy hainy akory izany.
8 Ary izay ao amin'ny nofo dia tsy mahay manao ny sitrapon'Andriamanitra.
14 Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra.
1-ny nofo :arrow: mihevitra ny nofo ihany
2-ny fanahy :arrow: mihevitra ny fanahy
3-ny hevitry ny nofo dia fahafatesana
4-ny an'ny fanahy kosa fiainana ,fiadanana
5-raha ara-nofo ihany dia tsy mahay na mahalala ny anao ny sitrapon'Atra
Raha araka ny teny voasoratra ao amin'ny Romana 8 io dia ny Fanahin'Atra no tena mandray anjara betsaka amin'ny fiainantsika.
Midika ve izany fa ireo manda ny tenin'Atra dia tsy ho tarihin'ny fanahin'Atra mihitsy?
Tsia angamba no valiny,tongava maro ato amin'ny sehatry ny fivavahana fa arakaraky ny andraisanao anjara sy hamakinao ny tenin'ny namana no hianaranao sy hieritreretanao ny fahamarinana hatrany ,mety tsy mino aloha amin'izao fotoana izao fa rehefa tonga ao aminao ny Fanahy masina dia hiova ihany hianao.
16-Fa raha ny Fanahy kosa no mitarika dia lasa zanak'Atra.
Koa aza kivy na manana ahiahy fa miantso anao i kristy,efa nomeny ho antsika izay rehetra mino Azy ny Fanahy Masina hiaraka amintsika isan'andro ary ho mandrakizay.
Andramo ka zahao fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindrampony
(l) niryna

novalian'i niryna ny 19/01/2008 11:53
2. ikaretsaka
(
18/01/2008 13:17)
zay ve niryna vao kopy an zany hatramin'izay eeeeeeeeeeeeeeeelabe izay?
izay izany izay "akotry" izay vao voatsimpona???
he bin:roll::-D:-D:-D

3. soanja
(
18/01/2008 14:26)
niryna:

=D=D=D=D=D
Tongasoa eo amin'ny fahafantarana izany. Ela ny ela tokoa!
Isaorako Jehovah nanome anao fanilo nampiseho ity hevitra ity!
Deraina Jesosy!
5. rijadolly
(
18/01/2008 15:29)
Mankasitra koa aho Niryna a!efa manakaiky ilay tanjona tianao ho tratrarina eto amin'ty serasera ity na dia oh hafahafa ihany aza ny teninay indraindray.=D=D=D=D=D
6. niryna
(
18/01/2008 20:15)
ikaretsaka:
zay ve niryna vao kopy an zany hatramin'izay eeeeeeeeeeeeeeeelabe izay?
izay izany izay "akotry" izay vao voatsimpona???
he bin:roll::-D:-D:-D
Efa ato amiko izy tompoko ary no manome ahy ny sujet raha tianao ho fantatra,angataho izy dia hanome anao ny fahamarinana sy hanampy anao ahalala fa miady mafy amin'ny satana isan'andro Izy satria tiany ho voavonjy daholo isika
7. niryna
(
18/01/2008 20:18)
soanja:=D=D

Izany tokoa ,marina ny teninao ,nanome ahy fanilo izy satria ato amiko,angataho tokoa izy mba hiala ny siogan'ny herin'i satana ny namana izy tsy mino azy,fa izay no tanjon'ilay satana hoe tsy misy izy
8. niryna
(
18/01/2008 20:19)
rijadolly:
Mankasitra koa aho Niryna a!efa manakaiky ilay tanjona tianao ho tratrarina eto amin'ty serasera ity na dia oh hafahafa ihany aza ny teninay indraindray.=D=D=D=D=D
^:^^:^ :-*:-* "Izay araky ny fanahy dia mihevitra ny fanahy" :-*
9. niryna
(
18/01/2008 20:32)
Ny olona izay araky ny nofy dia tsy mba mandray ary tsy fantany izany raha tsy manetri-tena izy,raha tsy ao aminy ny fanahy masina.
Ahoana koa aza izany hoe fanahy masina ao amin-dry niryna kanefa izahay tsy mba mahazo?
Tsotra ny valiny:
-Raha mino sy manaiky hianao fa Kristy dia maty noho ny fahotanao ary nitsangana t@ maty(naharesy ilay fahafatesana,io ilay tsy tian'i satana ho fantatra)
-Raha mino Azy hianao fa any aminy irery no lalana mankany amin'ny Ray(misy olon-kafa ? tsy ho tonga ao aminao ilay fm izay miaraka amiko raha tsy mino an'i Kristy irery ihany.
Andramo ary fa ho avy aminao tsy ho ela Izy(l)(l)(l)

10. ikaretsaka
(
18/01/2008 20:38)
niryna:
zay ve niryna vao kopy an zany hatramin'izay eeeeeeeeeeeeeeeelabe izay?
izay izany izay "akotry" izay vao voatsimpona???
he bin:roll::-D:-D:-D
Efa ato amiko izy tompoko ary no manome ahy ny sujet raha tianao ho fantatra,angataho izy dia hanome anao ny fahamarinana sy hanampy anao ahalala fa miady mafy amin'ny satana isan'andro Izy satria tiany ho voavonjy daholo isika
ko naninona no izay vao napoitra, naninona no izay vao novoizina..
naninona no efa izay no novoizinay sy i soanja taona maromaro izay nefa nanoherana anay8O:wink:
11. niryna
(
19/01/2008 04:21)

:D:D
12. soanja
(
19/01/2008 04:46)
niryna:
Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.
6 Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa fiainana, (sy fiadanana)
7 satria fandrafiana an'Andriamanitra ny fihevitry ny nofo; fa tsy manaiky ny lalàn'Andriamanitra izy, sady tsy hainy akory izany.
8 Ary izay ao amin'ny nofo dia tsy mahay manao ny sitrapon'Andriamanitra.
14 Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra.
1-ny nofo :arrow: mihevitra ny nofo ihany
2-ny fanahy :arrow: mihevitra ny fanahy
3-ny hevitry ny nofo dia fahafatesana
4-ny an'ny fanahy kosa fiainana ,fiadanana
5-raha ara-nofo ihany dia tsy mahay na mahalala ny anao ny sitrapon'Atra
Raha araka ny teny voasoratra ao amin'ny Romana 8 io dia ny Fanahin'Atra no tena mandray anjara betsaka amin'ny fiainantsika.
Midika ve izany fa ireo manda ny tenin'Atra dia tsy ho tarihin'ny fanahin'Atra mihitsy?
Tsia angamba no valiny,tongava maro ato amin'ny sehatry ny fivavahana fa arakaraky ny andraisanao anjara sy hamakinao ny tenin'ny namana no hianaranao sy hieritreretanao ny fahamarinana hatrany ,mety tsy mino aloha amin'izao fotoana izao fa rehefa tonga ao aminao ny Fanahy masina dia hiova ihany hianao.
16-Fa raha ny Fanahy kosa no mitarika dia lasa zanak'Atra.
Koa aza kivy na manana ahiahy fa miantso anao i kristy,efa nomeny ho antsika izay rehetra mino Azy ny Fanahy Masina hiaraka amintsika isan'andro ary ho mandrakizay.
Andramo ka zahao fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindrampony
(l) niryna
Hitanao mazava tsara mihitsy ny fanazavana eo.
Ny fihevitry ny Nofo dia tsy midika velively hoe Fihevitry ny Satana sns- izay voalaza matetika ao anaty fitoriana omenareo.
Fa ny fihevitry ny nofo ihany zany hoe ny filana sns isan-karazany azo tanisaina eto: fijangajangana sy ny fanaovan-dratsy sns .... dia mitarika fahafatesana avokoa.
Fahafatesana karazany roa no tiany lazaina eo: ny fahafatesan'ny fanahy sy ny vatana.
Koa aiza ho aiza eo i Satana zany? Ny nofonao ve zany no Satana sa ahoana????? Ianao manana nofo ve zany Satana sa ahoana?
Tsia hoy aho mandinika, tsy Satana ny nofo fa saingy kosa afaka hitondra anao hanome fakam-panahy tokoa, zany hoe manalavitra an'Andriamanitra ary hanadino ireo hatsarana rehetra ananan'ny fanahy izay mifanohitra amin'ny takin'ny nofo matetika.
Ny nofo dia ao amin'ny vatantsika, iainantsika ary ilaintsika tokoa. Ny fanomezana ny fifandanjana amin'ireo no hamelona antsika sy mampitohy antsika hanana faharetana sy fikirizana handray ny Fanahy Masina izay farany ambony indrindra amin'ny zavatra tian'ny olombelona takarina.
13. rijadolly
(
19/01/2008 05:25)
Soanja>>> Misaotra amin'fanazavana:-*:-*.
Misy tsy azoko kely fotsiny.Eo @ satana aiza ho aiza zany ny hamaritana izy io sa tsy misy mihintsy?

14. niryna
(
19/01/2008 05:56)
rijadolly::roll:
Soanja>>> Misaotra amin'fanazavana:-*:-*.
Misy tsy azoko kely fotsiny.Eo @ satana aiza ho aiza zany ny hamaritana izy io sa tsy misy mihintsy?
Fampianarana azony
15. niryna
(
19/01/2008 05:59)
soanja:
Hitanao mazava tsara mihitsy ny fanazavana eo.
Ny fihevitry ny Nofo dia tsy midika velively hoe Fihevitry ny Satana sns- izay voalaza matetika ao anaty fitoriana omenareo.
Inona aminao no atao hoe fihevitry ny nofo raha izany ?Ny mifanohitra ny fihevitry ny nofo mantsy ny fihevitry ny fanahy ,marina izany sa tsia?
Io no nampianarin'i Paoly ary tokony ho fantatra tsara izany :arrow: ny iray sinful nature na io ilay hevitry ny nofo :arrow: 19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,
20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra. Gal 5:19-21
Iza no nahatonga ny olona anao an'ireo? Herin'Atra ?
Raha tsy herin'Atra dia herin'iza?
Ary ny iray dia ny fihevitry ny fanahy izay ny fanahy masina no manome azy an'ireo izay mino an'i kristy (gift of spirit)
16. niryna
(
19/01/2008 06:13)
Roa ihany no hery manasaraka ny olona ary hinoan'ny mpino an'i kristy.
Na isika hoy i kristy miaraka aminy ,momba azy izany na isika tsy miaraka aminy ,dia homba an'iza izany?
I kristy no famonjena ka raha tsy mila famonjena dia tsy tokony anaraka azy koa izany fa manaraka ny fiainan'izao tontolo izao.
Ny fahafatesana no tambin'ny ota :arrow: avy aiza ny ota,hery avy aiza no nahatonga ilay ota? kristy ve ?
Tsia? Izaho na hianao no nomena safidy na dia ny fanirian'Atra aza ny hibebaka sy hanaraka an'i kristy(fiainan'ny kristiana eo amin'izao tontolo izao)
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GALATIANA&toko=5&andininy=19-23&dika=
Inona no manasaraka antsika an'Atra tsy ny ota?
Ireo tsy voavelana ny helony dia mandeha aiza,ho any an-danitra? sa ho any amin'ny afobe ? Fa maninona no mandeha any amin'ny afobe ? Satria any no misy ireo narahiny.Iza izany dia satana sy ny devoliny ary ny anjeliny.
Izay no hidiran'i satana eto ,hianareo mianadahy moa tsy mino dia araho izay arahanareo ka.
Raha ny Gal 5:19-21 no ataoko ka tsy mila famonjena sy tsy mila fibebahana dia mijanona eo ka,miandry ahy ny fitsarana ary dia tsy ho afa bela amin'izany aho,ary dia hiverina ny ao amin'ny hanatra ao @ Gal 5:19-21 tsy mandova ny fanjakan'ny lanitra,matoa aho tsy manaiky ilay tenin'Atra dia tiako ilay izy,tsy tiako ilay fananarana nomeny ahy satria "ny nofo no malemy tsy mahazaka izany hoy ny hira",ary "tsy mahatohitra ny fakampanahy aho" na koa" tsy mila famonjena fotsiny izao e" fa manao izay tiako atao ihany,tsy mila vonjy aho dia mijanona eo.Tsy mino ny tenin'Atra aho fa mbola mitady any an-kafa fa hoe tsy ampy ilay izy araka ny teninareo dahy dia izay,tsy ampy izany ilay izy fa amiko dia feno ny baiboly,na inona olana amin'ny fiainana dia ao daholo ny valiny.Izaho fotsiny no tsy te hanaraka angaha dia zavatra hafa indray izay.
Raha ny fanahy tokoa mantsy no hitarika aho dia hiova ny saiko ary hiaiky ny fahotako aho ary dia hibebaka sy anaraka ny tenin'Atra izay sarotra amiko ny hino azy raha tsy tena mino aho fa Izy irery no Mpamonjiko,Mpanelanelana ahy amin'Atra sy Mpanavotra ahy.Raha tsy izany dia e ,e, alina eo ny andro fa tsy ho tonga ato amiko ny Fanahy Masina na dia miseho manampahaizana aza aho.
"Ny adalan'izao tontolo izao no nofidian'Atra mba hampahamenatra ny endrin'izao tontolo izao."
Ny fanoherana ny tenin'Atra koa dia :Mety hihainana ilay izy,na mety misy olona tiana ka harovako sy tsy tiana ho kitikitihana ilay ataony dia toheriko daholo ny tenin'ATra.
Voasoratra daholo anie io ry soanja .Eny e,sitrapo io ,safidy io mino moa hianao, anao ,tsy mino moa hianao dia anao.

eny mitarika fahafatesa ara-panahy fa ny nofo izay manaraka sy manaiky ampiasan'ny herin'ny maizina dia ho very ka tsy andray anjara any an-danitra.

17. niryna
(
19/01/2008 06:40)
soanja:
Fahafatesana karazany roa no tiany lazaina eo: ny fahafatesan'ny fanahy sy ny vatana.
Ny nofo dia ny vatana izay namboarin'Atra ary nomeny fofon'aina ka lasa velona.(God's breath)
Ny maha olona antsika izany dia vatana sy fanahy na ny nofo sy ny fanahy.(tafiditra ao any saina sy ny fo)
Ny biby manana nofo,mitempo ny fo, fa tsy manana fanahy,tsy mbola naheno aho hoe andana mibebaka fa nokakerinao ilay olona,na hoe hibebaka ho an'ilay alikako aho fa nokaikeriny ilay olona.
Ny dikany ,ny olona dia voatokana ary nataon'Atra nitovy Azy,nomeny fofon'aina.
Io no miverina rehefa maty ,io no vovoka no nihaviana ka hiverina vovoka indray.Izany no antony tsy hivavahana eny am-pasana satria ny vatana mangatsiaka no ao sisa,eny fa na mamin'ny tena azy ny havana dia tsy ao intsony ny fanahiny.(io indray dia mbola lesona iray lehibe manaraka ny arabe :D)
Ny fanahy izay ilazana fa io no maha olona ,io no ao anatintsika (tafiditra amin'izany ny emotion ),ary io dia samy tsy misy mahalala isika hoe aiza no mandeha izy rehefa maty,ny fantatra fotsiny dia hoe hitsangana daholo ny maty rehetra tonga i kristy ka ny matin'i kristy no mitsangana voalohany dia avy eo izay kristiana(ireo tena mpanara-dia Azy)no hitsena azy eny amin'ny habakabaka.:roll:
Ilay akanjoko eny ankoditro izany no hanaovako?
Tsia hiova ao anaty iray sengodra ny vatan-tsika(transformation of the body).
18. niryna
(
19/01/2008 06:49)
Tohiny
Ny fanahy izay ilazana fa io no maha olona ,io no ao anatintsika (tafiditra amin'izany ny emotion ),ary io dia samy tsy misy mahalala isika hoe aiza no mandeha izy rehefa maty,ny fantatra fotsiny dia hoe hitsangana daholo ny maty rehetra tonga i kristy ka ny matin'i kristy no mitsangana voalohany dia avy eo izay kristiana(ireo tena mpanara-dia Azy)no hitsena azy eny amin'ny habakabaka.
Ilay akanjoko eny ankoditro izany no hanaovako?
Tsia hiova ao anaty iray sengodra ny vatan-tsika(transformation of the body).
Toerana eo anelanelan'ny lanitra sy ny tany.Voasoratra ao anaty baiboly daholo izany fa tsy ampy moa ilay baiboly aminareo dia manaova recherche any amin'izay ampy.
Io fanahy io no velona ho mandrakizay:na velona hijaly any amin'ny afo be ,na veloha hiaraka hifaly amin'i kristy ho mandrakizay.
Izay no antony hidiran'i satana eto satria ho an'izay manizingizina miteny fa tsy misy izy,ary manao ny asan'izao tontolo izao dia tokony tsara ho fantany fa tsy i kristy mihitsy no miaraka aminy.Kristy mbola tsy namitaka ary Atra tsy miteny antsika hoe manaova ratsy,efa nomeny ny didy folo,miezaka isika ny hanohitra izany ?Dia asakasak'izay te-hanohitra,mahatsampa fa meloka tsy mendrika ny hiantso ny anarany?Vonona izy ary mandray izay mangetaheta sy manana fo torotoro Izy ary izay mitady dia omeny ary raha mamoa ny varavaran'ny fonao hianao ka manaiky ho tantanany manomboko androany ny fiainana na dia izao dia izao aza dia voavonjy hianao.
Hifonako raha lava ny hafatra satria aleo hazava tsara toy izay hinohino foana ,voasoratra ao anaty baiboly daholo izany.
Omeo references hoe aiza daholo izany ?
Dia ho avy aho amin'ny angady sy ny harona sady vonona aho ny hitsimpona izay mitady.
:-*:-*

19. fahamarinana
(
19/01/2008 07:09)
Hifonako raha lava ny hafatra satria aleo hazava tsara toy izay hinohino foana ,voasoratra ao anaty baiboly daholo izany.
Omeo references hoe aiza daholo izany ?
Dia ho avy aho amin'ny angady sy ny harona sady vonona aho ny hitsimpona izay mitady.
:-*:-*
:arrow:tsy misy tsiny e,nahazo fampianarana ndray aho androany.(l)
20. niryna
(
19/01/2008 11:53)
fahamarinana::D(l):-*