beowulf

1. penina ( 18/01/2008 08:26)
Tsy dia tsara.
novalian'i penina ny 23/01/2008 13:02
2. penina ( 18/01/2008 08:35)
Ilay boky hono no tsaratsara kokoa.

[center][/center]
3. sakaizakely ( 18/01/2008 08:51)
tsy mahazo resaka indray kala penina de lazainy fa tsy tsara

4. kiadi ( 18/01/2008 11:58)
sakaiza> maditsa
5. kelly13 ( 18/01/2008 12:39)
hananako fa tsy mbola nojerevako! ra genre seigneur des anneaux na harry potter klou tonga d tsy tiko e :°)
6. ikaretsaka ( 18/01/2008 20:45)
ny ahy rehefa ireny dia ny pop corn no ataoko bobaka
7. kelly13 ( 21/01/2008 10:45)
efa nahita ilay sweeney todd v oa nareo? ny efa hitako mantsy tsy ity miaraka @ johnny depp ity, sady tsy misy mikihirahira fa rangà solaloha b zay no mi jouer azy, sady matavitavy, hihihi! ho jerevako iany ilay sweeney todd avec johnny depp refa azoko fa ilay 1 klou d tiko b e, hé hé hé
8. penina ( 23/01/2008 13:02)
comedie musucale ve? Ireny ny ahy no tena tsy tiako. Ireny no tonga min'ilay fitenenana hoe "tsy ampy fialam-boly"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6528