Mba mangataka tononkira ô !!

1. jaona77 ( 17/01/2008 14:38)
Salama daholo sady miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao fa izao vao mba tafiditra eto !! :lol:

Mba mangataka ny tonon'ilay hiran'ny Voninavoko hoe "Tsiriry roa" iny amin'izay mba manana ô !!

Misaotra mialoha e !!
2. achrafhanna ( 03/02/2008 09:33)
jaona77:

Salama daholo sady miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao fa izao vao mba tafiditra eto !! :lol:

Mba mangataka ny tonon'ilay hiran'ny Voninavoko hoe "Tsiriry roa" iny amin'izay mba manana ô !!

Misaotra mialoha e !!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.083