Prophet Muhammad ...
1. LazaDaddy
(
18/01/2008 11:50)
Susanne Winter:http://www.spiegel.de/international/europe/0,1518,528549,00.html t@ 14 Janoary 2008, Autriche
"in today's system" the Prophet Muhammad would be considered a "child molester,"...it is time for Islam to be "thrown back where it came from, behind the Mediterranean."
novalian'i fijo ny 22/01/2008 22:53
3. ikaretsaka
(
18/01/2008 13:50)
izay ange Ralaza ilay lazaiko anao hoe ohatran'i galileo io e.. samy manana ny vaninandrony...
t@ izany sy t@ izao!:wink:
t@ izany sy t@ izao!:wink:
4. rabingogilabanga
(
18/01/2008 17:49)
i-katsaka
inono no tianao ho lazaina,hazavao tsara
izay ange Ralaza ilay lazaiko anao hoe ohatran'i galileo io e.. samy manana ny vaninandrony...
t@ izany sy t@ izao!
inono no tianao ho lazaina,hazavao tsara
5. ikaretsaka
(
18/01/2008 18:08)
" in today's system" hono ry bingo an, izay ilay izy manan-kery ilay fihevitra
fa t@ andron'i mohamedy na ny system t@ izany... tsy noheverina ho ohatr'izany!
fa t@ andron'i mohamedy na ny system t@ izany... tsy noheverina ho ohatr'izany!
6. rabingogilabanga
(
18/01/2008 18:44)
intelligent loatra i toi i-katsaka: galileo androany, today's system demain, tsy arako intsony, je te suis plus,
sahia maneho ny hevitrao mazava
sahia maneho ny hevitrao mazava
8. rakapy
(
18/01/2008 19:52)
Ny finoana rehetra dia tsy ilay avy @ origine na ilay niheritreretan'ny namorona azy intsony @ zao fotoana izao.I Ra Mohamet sy Ra Jesosy ary ny akamany ary anie dia mety tena malahelo mafy @ zava-miseho fa tsy hitany izay atao. Samy manao ny interepretation avy ny mpino.
9. ikaretsaka
(
18/01/2008 19:56)
tsy hoe ika no intello na i bingho no tsy intello fa ny fahitako azy dia i bingo no mametra ny sainy tsy hikaroka zavatra evident mazava be izany fa mampatahotra ny sainy sy tenany sao sanatria ka... raha vao mandeha mandinika sy mijery akaiky ny momba izany!
ka na manazava sy mamelabelatra be tahaka ny inona aza ika dia rehefa tsy mety ny kokoan'i bingo fa manisy restrictions dia ...
dia aleon'ika tsy manazava fa ny coco an'i bingo no ampahereziny hitady ny valiny ho an'i bingo!

11. LazaDaddy
(
19/01/2008 00:23)
fijo> kanefa i Marseille efa "voazanaka" sy mihisy...v...vazana mihitsy aminy!
13. vale
(
19/01/2008 00:38)
ikaretsaka:
izay ange Ralaza ilay lazaiko anao hoe ohatran'i galileo io e.. samy manana ny vaninandrony...
t@ izany sy t@ izao!:wink:
:lol::-D:-D:-D:-Dtsy mety vita...=):D
17. LazaDaddy
(
19/01/2008 08:37)
vale:Sambatra ny "misy mahatsiaro" hoy i Fijo izay... :)
:lol::-D:-D:-D:-Dtsy mety vita...=):D
19. fatiha
(
21/01/2008 11:56)
manahoana daholo,
ilay titre ça m'interesse beaucoup , dia nosokafako mba hamaky aho nefa tsy misy zavatra azoko na kely aza
ilay titre ça m'interesse beaucoup , dia nosokafako mba hamaky aho nefa tsy misy zavatra azoko na kely aza
20. rakapy
(
21/01/2008 20:38)
Fatiah> Resakin'ny soavaly toka maso ny ato ka tsy afaka ny hahita afatsy ny hitan'ny mason'ny avanana ihany. :-D:-D:-D