Prophet Muhammad ...

21. ikaretsaka ( 21/01/2008 20:58)
rakapy> mbola nasiana ilay "ohatran'ny guide hoditra" ohatran'ny sovalim-botiry" aza ny an'ny sasnay ny masony:P
22. rakapy ( 21/01/2008 23:41)
Ka izay mihintsy anie ilay ady hevitra eto @ fivavahana sy finoana ity ry Ika sa ahoana? Raha vao tsy mitovy hevitra @ kristianina ianao de satana izay no dikany:-D:-D:-D
23. Rasiligaoma ( 22/01/2008 05:30)
mahonena mihitsy izay nivoy io fisainana io tato , asa sectes kristianina aiza angaha no manely izany ?
fa misy kosa ry rakapy ny kristianina mba mivelatra sy mazava saina ihany rehefa ady hevitra ato ka,
24. rakapy ( 22/01/2008 22:22)
Rasily> Marina ny teninao ka! fa kosa mbola mila ezaka goavana tokoa ny sasany mba hivelatra.
25. olomboavonjy ( 22/01/2008 22:32)
aiza ihany ary ny dinika tsisy reglement de compte:-D:-D
"veloma zay manina zay mifosa za vanona arye" :-D:-D
dao ry zalay ary @ hevitra foroniko ary a parasy kongona haombary =))=))
26. fijo ( 22/01/2008 22:53)
izay aloha tsy haiko ry zareo mpino ,fa aleo izy hoanyaminyany,fa izahay efa manana ery ambony ery an.ilay naika hoapoakandry zalahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077