Mitady transitaire

1. Alpine ( 16/01/2008 15:33)
Manao ahoana e,
Sao dia mba misy afaka hanoro transitaires ao Frantsa azafady? Mba te handefa ny fiarakodia ho any Dago ny tena nefa tsy manan-kevitra mihitsy. Dia inona avy ny taratasy ilaina amin'izany? Misaotra indrindra amin'ny fanampiana.
novalian'i krady ny 10/09/2009 07:03
2. hoobi ( 16/01/2008 16:44)
telefoneo ny douane etsy antaninarenina so nareo de mangan'ny frais eo. Sady raha fiara + de 10 ans no entina any vao maika loza fa ry zareo ihany no manao ny argus tonga de asiandry zareo lafo be
3. hoobi ( 16/01/2008 16:54)
ity le numeros raha tsy diso zah, antsoy io Tél : 22 605 97 (service de douane mikarakara ny taxes etc....), manome infos tsara ry zareo ao.
4. zandrikely ( 03/03/2008 15:58)
wallexport mandefa e ao pierrelaye 95 , antsoy i stephane 01 30 37 73 47 , io mandefa fona isambolana , tamatave sady manana transitaire any mamoka sy manao papier
5. krady ( 10/09/2009 07:03)
slt? sao d mbol mtad transitaire ian fa ny aty ef za-draharaha amin'io resaka fiara io sady aty tamatave ny siège. commission mora nefa rapide ny operation.ty ny num:0341098866 na 0330171253
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.155