mba mitady tononkira

1. rafangotsohana ( 11/01/2008 13:17)
Sao dia mba misy mahay ilay hiran'iLudger, Ossy,Romule, tsy dia tadidiko loatra ilay izy fa ny refrain misy hoe " nyloha efa sola, tsy afa-midola, toy ny zaza vao miana-mandeha". Misaotra mialoha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.053