fiara mora indrindra!

1. sipagasy ( 10/01/2008 20:07)
Miarahaba ny rehetra!

Indro misy rohy mety hahaliana ny maro fa dia ho mora tokoa moa izany e!!!! sady ny marque TATA efa tsy zoviana @ malagasy intsony @ ireo camion be mpitatitra entana ireo!


http://www.rfi.fr/actufr/articles/097/article_61267.asp


Tata : la voiture la moins chère du monde


Voici la "Nano", la voiture la moins chère du monde. Son prix : 100 000 roupies, environ 1700 euros ( soit 4 fois moins cher qu'une Dacia Logan). Dévoilée à New Delhi, par le constructeur indien Tata Motors, cette 4 places aux dimensions réduites*, sera commercialisée courant 2008. Elle sera propulsée par un minuscule moteur de 624 cm3, soit la cylindrée d'une moto. Enfin dans sa version de base, ni climatisation, ni fenêtres électriques ne pourront être installées.

Pour Ratan Tata, 70 ans, le patron du conglomérat indien, ce lancement est un événement dans l'histoire des transports, au même titre que le premier vol vers la Lune. Il espère vendre à terme, par an, un million de modèles de sa "voiture du peuple", non seulement en Inde mais aussi sur les autres marchés émergents. La "Nano" devra alors affronter sa principale concurrente, la Maruti 800 (Maruti-Suzuki) vendue 3200 euros.

2. rabingogilabanga ( 10/01/2008 21:58)
Tsara alefantsika any @ filoham-pirenena ny hafatra toy itony, raha mba ny deputé-ntsika mantsy no nomena an'ireo fiara ireo, dia mba miaina kely ny budget-tsika, satria le 4x4 toa lafo ihany,
sa ahoana hoy nareo?

sady marika inona moa le 4x4 ny deputé?

3. LazaDaddy ( 10/01/2008 23:36)
Tata-bitrana
:-D

fiara vaovao mora kanefa mateza: Honda Getz = CAD 14000
4. cutie ( 11/01/2008 00:14)
zany nga ny fiaran'i Laza ao :-D
5. LazaDaddy ( 11/01/2008 00:45)
za tsy manana an'izany ka
6. cutie ( 11/01/2008 00:58)
fa in le ananana:)
7. cutie ( 11/01/2008 09:55)
ny fiara mora indrindra koa sady mateza:
honda civic na mazda protege :)
8. ikaretsaka ( 16/01/2008 17:50)
biskloeta ihany hoa.. sady sport no afaka migorisa be rehefa fidinana (mahatifitra 110 km/h) no tonga foana na tana toliary aza (fa izany hoe tsy mety ilay tsy miroro fa miroro in 4 eo de tonga:wink:
ataovy @ le fibre de carbone rehefa tsy mahavoy metaly sy aliminium:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3937