Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Rakotofaly ( 08/01/2008 14:12)
fanafody OMEGA 3
Manahoana daholo ny mpiserasera rehetra, dia arahabaina tratry ny taona vaovao 2008 daholo isika rehetra. Ka izao ary e! Mba te ahafantatra ny hevitr'izay olona efa nihinana an'ity OMEGA 3 ity aho, n... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 06:18
nikah ( 08/01/2008 12:33)
Io no Didy
Slt!Mba mangataka ny tonon'ilay hira "Io no didy"an'ny Les Adelines azafady... tohiny
tontavao ( 08/01/2008 11:14)
RAHA NY FIVAVAHANA NO MAMPANDROSO
Raha ny fivavahana na ny fandehanana ampiangonana tokoa mantsy no mampandroso ara-toekarena dia angamba ao anatin'ny dimy voalohany matanjaka indrindra ara-toekarena erantany i Madagasikara, nefa indr... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2008 11:44
LazaDaddy ( 08/01/2008 10:42)
"Dance club" ho an'ny silamo mpanelaka
Ho anareo ao Berlin: tandremo ny lehilahy mpanelaka misandoka ho vehivavy na dia tsy misarakotra lamba mainty be aza! http://inventorspot.com/articles/dance_club_gay_muslims_9662 ao Berlin!... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2008 23:40
fafa75 ( 08/01/2008 10:21)
mba efa sahy koa ny gasy miseho an-tsary ankehitriny
Dia tena gaga aho fa hay ny gasy dia efa tena sahisahy toy ireny ankehitriny! Nisy namana nitantara tamiko fa misy blogy gasy, misy sary mitanjaka isan-karazany. Dia nijery aho fa nivanàka fotsiny. A... tohiny
ari.malala ( 08/01/2008 05:45)
energie negative?
Manahoana daolo, misy olona ve ry reto hoe tonga de mahatsiravina anao tsotra fotsiny izao ny miresaka aminy? tsy haiko fa misy olona izay, vao sambany niresaka izahay de tonga d nahatsiravina ana zan... tohiny
novalian'i tashaa ny 19/01/2008 12:57
Jeankely ( 08/01/2008 03:48)
Tsy misy mahazo tombontsoa @'ny fanapahana JIRO
Izaho manokana dia manaiky ary manafy fa ilaina ny HERIN'ARATRA ary tsy misy amiko mahazo tombotsoa amin'ny famapahana JIRO. Ny orin'asa na Indostria, na Hopitaly na ny Fianarana na ny tokatrano dia m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:53
ratonga ( 07/01/2008 21:22)
ho an'izay mankafy LOLO SY NY TARINY
http://www.lolosynytariny-lacigale.com/lolo%20mozika/mp3/lolo%20mozika.htm... tohiny
pissoa ( 07/01/2008 18:02)
Vohizo Manafo
Sali Mitady ilay hira hoe Mpangalana (na Vohizo Manafo) raha misy mahay azafady o. Madio manganohano mba tazano Ilay [...] ao Mpangalana [url=http://araman.free.fr/musique/raman_03.mp3]Eto[/... tohiny
novalian'i pissoa ny 09/01/2008 16:57
farachka ( 07/01/2008 17:22)
safia
:D... tohiny
novalian'i farachka ny 07/01/2008 17:24
princesseN ( 07/01/2008 14:13)
bonne année ô!
angamba mbola tsy tara za ô!de" mirary soa indrindra antsika rehetra eto @ serasera na dago na any am-pita hitondra ny soa sy ny tsara anie ny taona vaovao fa ho lasan'iny taona 2007 iny avokoa ny ra... tohiny
salopard ( 07/01/2008 12:47)
zavavy gasy, carla bruni, sarkozy
de lasan'ny carla bruni hono ra-sarkozy, @ fevrier ny mariazy, le sipa gasy oa tena matory e! bandy tokony zakanareo tsara raha ra sarkozy, saingy nilaozan_dry ranabavy manenjika solde, sy promotion... tohiny
hery ( 07/01/2008 09:35)
Tetikasa Telomiova (Internet, Malagasy mivelatra)
[b]Ny niandohan'ny tetikasa[/b] Teraka taorian'ny fahitana ny zava-mitranga ao Antananarivo ny tetikasa Telomiova: ny fahitana ireo fitaovana fifandraisana amin'ny aterineto izay natao hampiasaina ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 16/02/2008 16:50
Aino ( 07/01/2008 08:50)
mila information kely aza fady raha mety!!
Mila fanazavana mombamomba ny fandehany ny any @ RNS hoa izaho ry zareo, fa mbola tsy tany mihintsy manko sady ande hirery ka tsy mbola mahalala ninoninona ka sendra very any:? efa nijery ny web ny R... tohiny
novalian'i cute ny 02/02/2008 02:57
olite ( 07/01/2008 08:14)
zaridaina kely
mba mila torohevitra kely hoa za fa mba te hanamboatra zaridaina kely eo @ balcon, de tsy hitako ny voninkazo atao eo, marihiko fa somary tery malalaka zay ihany le balcon-ko e ka ze mba manana soso-k... tohiny
novalian'i KEMBA12 ny 12/08/2009 09:02
niryna ( 07/01/2008 07:44)
Raha tsy izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao,
Tamin'ny voalohany [color=blue]ny Teny[/color], ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary [color=blue]ny Teny dia Andriamanitra.[/color] [u]Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.[/u] ... tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2008 20:35
fetrakens ( 07/01/2008 06:32)
Fitsapana ve sa hetraketraka tsotra izao!
Tapaka ny jiro atsy, tapaka ny rano aroa, dia inona ihany koa zany no mbola hotapahina e!?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:50
huc ( 07/01/2008 06:15)
asa ianao, black jaks
atolotra ho an'ny mpikambana rehetra... tohiny
fetrakens ( 07/01/2008 06:14)
Tratry ny taona daholo e!
@ ty taona vaovao 'ty de hisy indray ny zava-baovao maro e! mba ilazao, de mba izarao zé mahasoa e!... tohiny
ari.malala ( 07/01/2008 05:16)
Heroda sy ny majy
Manahoana daolo, misy zavatra tsy azoko hoa t@ majy nitady an'i Jesoa e, tonga tao @ Heroda ry zareo de hoe aiza ny mpanjakan'ny jody vao teraka, de namory ny lohandohan'ny mpisorona i Heroda de tonga... tohiny
novalian'i fijo ny 09/01/2008 22:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3009