Tsy misy mahazo tombontsoa @'ny fanapahana JIRO
1. Jeankely
(
08/01/2008 03:48)
Izaho manokana dia manaiky ary manafy fa ilaina ny HERIN'ARATRA ary tsy misy amiko mahazo tombotsoa amin'ny famapahana JIRO. Ny orin'asa na Indostria, na Hopitaly na ny Fianarana na ny tokatrano dia mila HERIN'ARATRA. Ny fitaritana mpampiasa vola ivelany MILA HAERIN'ARATRA. Koa tsy mino mihintsy aho fa hisy fanjakana hanapaka an'io. Famonoana tena izany raha misy. Mila mahalala tsara ny rehetra amin'ny fihetsiky ny fony sy ny zava-misy tsy hainy hialana. Ny mpanao politika dia sahala ny lehilahy mpanome toky ny zavatra tsy ho vitany rehefa tia ahazo izay ilainy izy. Na ny Gara aza lazainy ho vidiany rehefa mitady Machine Fanjairana ny vehivavy. Rehefa tia ahazo toerana koa ny mpanao politika dia milaza mahavaha ny olana rehetra. TANDREMO FATRATRA.
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:53
2. rahiratra
(
08/01/2008 06:19)
Ny adva-nao sahala ndry Tezitra, Bazylou sy ny fianakaviany no mahazo tombontsoa amin'izany satria izay no ahitany hirika hitenenana avy any andafy.
3. Jeankely
(
08/01/2008 06:23)
Izay indrindra, rehefa fanina tsy mahita vahaolana ny Mpitondra dia mazava fa manomboka eo koa ny fiafarany. Aleo ho potika hiverenan'ny tarikay hoy ry zalahy. Aleo hianahana eo ihany.
4. LazaDaddy
(
09/01/2008 03:15)
jeankely:tena misy ao ka!
Tsy misy mahazo tombontsoa @'ny fanapahana JIRO
5. Jeankely
(
09/01/2008 06:09)
Lazao izay mahazo tombontsoa e. Ianao moa Laza dadany ihany. Ny firenena sy ny vahoaka ao aminy no resahiko hoe tsy misy mahazo tombontsoa amin'ny tapaka Jiro. Koa raha misy mahazo tombontsoa inoa moa no hitarainana indray fa efa tombontsoa ho an'ny ho avin'ny firenena izany araka ny fijerinareo MI-LAZADADDY sa MILAZADADANY.
6. rabingogilabanga
(
09/01/2008 12:25)
jeankely
Tsy resaka tombotsoa fa resaka competence,
ny entraîneur ny ekipa national gasy ohatra, ny tombotsoany dia ny hahatafita ny gasy @ mondial sy Can, saingy rehefa tsy tafitany izany t@ 2006, dia nosoloina izy, torak'izany t@ Can teo
satria maika ny asa:
jiro tapaka :-samy tsy misy mahazo tombotsoa
angamba
-saingy, misy ny mahazaka mividy groupe
sy mankany @ hopital la reunion na sud
africa,fa ao ny lany mividy
labozia,jiro kapoaka, na maty any @
hopitaly gasy miaritra delestazy
Tsy misy mahazo tombontsoa @ny fanapahana JIRO
Tsy resaka tombotsoa fa resaka competence,
ny entraîneur ny ekipa national gasy ohatra, ny tombotsoany dia ny hahatafita ny gasy @ mondial sy Can, saingy rehefa tsy tafitany izany t@ 2006, dia nosoloina izy, torak'izany t@ Can teo
satria maika ny asa:
jiro tapaka :-samy tsy misy mahazo tombotsoa
angamba
-saingy, misy ny mahazaka mividy groupe
sy mankany @ hopital la reunion na sud
africa,fa ao ny lany mividy
labozia,jiro kapoaka, na maty any @
hopitaly gasy miaritra delestazy
7. pitchou
(
10/01/2008 18:02)
misy d misy tokoa mahazo tombon-tsoa: ny mpamaky trano eny @ kartie-nay, ny mpanakana olona rah vô harivariva ny andro ...
8. Jeankely
(
11/01/2008 02:53)
Isiaka anie miresaka ny olona miasa sy ny tia hiasa ary ireo mitady ny hampandroso e. Ny tombontsoan'ny panendaka, mpamaky trano sy ny mpivarotena ary ny sain-demony rehetra ve no haroso eto amin'ny resaka politika e? sa izany no himasoan'ny mpitondra Malagasy?
