Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 07/01/2008 05:04)
Toy ny andron'i Noah
Nanambara i Jesosy fa toy ny tamin'ny andron'i Noah ny fiverenany, ary nanome famantarana be dia be Izy hiomanana sy hiambenan'izay mino Azy. Raha dinihina tsara dia misy sokajin'olona roa tamin'... tohiny
novalian'i prime ny 16/01/2008 15:36
yah ( 07/01/2008 04:20)
NAHATRATRA NY TAONA 2008 DAHOLO E
de arabaina isika rehetra namana serasera fa nahatratra ny taona 2008 eanga anie hitondra soa sy fanambinana ity taona ity de hitondra namana bedebe kou de mba hanjakan'ny firaisankina eo @tsika rehef... tohiny
novalian'i degree ny 25/01/2008 21:52
bonbongasy ( 06/01/2008 21:24)
mitady $30 000
Mitady maika olona afaka hampindrana vola mitentina $30 000 (trente milles dollars US)na ny équivalent, hividianana fitaovana "SOKKIA GSR2700ISX" hanatanterahana asa efa en cours. Ny vola dia averin... tohiny
ikalamako ( 06/01/2008 19:13)
Bonnanif Radotiana
Rado o : arahabaina fa tratra ny soa ny fitsingerenan'ny andro nahaterahana. Dia miandry gateau virtuel izahay an !:-*:-*:-*:-*... tohiny
karinah ( 06/01/2008 16:23)
Nankaiza i Salmo,mhhh!!!
Miarahaba,ny rehetra. Elaela i Salmo1 tsy nandalondalo teto amin'ny serasera. Mba lasa ihany ny saina satria izy namana anisan'ny Tiko ihany koa. salmo1, tutto bene?(mba mi s'inquiéter reh ah!!!),bi... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2008 10:32
endrika01 ( 06/01/2008 15:30)
TENA TSY MAHITA LALANA
MAnao ahoana dôlidôly ee, mila fanampiana mafy dia mafy i endrika01,efa hitako tato ity hevitra ity nefa dia notadiaviko fa tena tsy hitako hoe aiza. Tamin'ny volana DECEmbre lasa teo i... tohiny
azenika ( 06/01/2008 14:30)
mangataka hira
saika mba hangataka ilay hiran'i r'zalà mitondra ny lohateny hoe feno. misaotra betsaka mialoha... tohiny
popolita ( 06/01/2008 11:48)
ela vao tonga
salut daolo e.inona oa no atao mba haha ela vao tonga ny an'ny lehilahy e?... tohiny
novalian'i accpt1 ny 02/02/2008 19:52
bozinangatra ( 06/01/2008 08:57)
NY ANGEZANA
inona kay ny mampatavy?... tohiny
novalian'i tess ny 27/01/2008 08:57
penina ( 05/01/2008 22:50)
lalao fa tsy hatsikana (fanorona)
Vita gasy, http://rapidshare.com/files/39278754/Fanorona_PC_2007__b_ta_.zip.html mazotoa :wink:... tohiny
novalian'i kelly13 ny 07/01/2008 15:16
isabel ( 05/01/2008 21:29)
vali-baby
miarahaba anao tratry ny taona.. mba mitady ny tononkira vali-baby " Kilema" tompoko. Misaotra anao Isabel... tohiny
tsiambaratelo ( 05/01/2008 18:28)
DIA SAMY HO TRATRIN\'NY FETIN\'NY EPIFANIE DAOLY NDRAY ARY Ô
Hoan\'ireo namana tsy mba afaka manamboatra mofomamy,ny @io fety rahapitso io,na tsy mba afaka nanao voeux hoan\'ity taona vaovao ity.Dia occasion kely ity nefa tena mba nahomby,efa nanao aho t@taona ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:09
tlay ( 05/01/2008 18:16)
tsy tafiditra ny sariko
:cry: nampiditra sary zahako kanefany tsy tafiditra fa misy soratra ao hoe erreur 356. de aona zany ranamana. mba ampio any alo ranga ha!!! ... tohiny
novalian'i lilinivo ny 16/01/2008 09:41
kelly13 ( 05/01/2008 15:12)
je suis une legende
tsy d ratsy :)... tohiny
novalian'i penina ny 23/01/2008 13:03
ipiso ( 05/01/2008 10:22)
miaou!!!!
http://www.dailymotion.com/video/x2uoq3_130-chats-dans-un-appartement_animals... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 13:29
cetoi ( 05/01/2008 10:17)
namana
Miarahaba antsika rehetra, mahagaga ihany raha ny toe-javatra hoe namana no tadiavina ka fahavalo no hita... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 13:25
glou ( 05/01/2008 08:11)
fiarabana tratry nytaona ny namana Dago 2008
Dia faly miarahaba antsika rehetra eto @ namana serasera ny tenako, enga anie ity taona vaovao ity hitondra soa sy fanambinana ho antsika tsirairay avy ary hitombo hatrany ny fifankatiavana sy ny fira... tohiny
novalian'i Mimifali ny 09/02/2008 17:41
hery ( 05/01/2008 07:21)
Gasy any Kenya
Mafanafana ny ao Kenya ao andro vitsivitsy izay. Omaly maraina aloha mba heno hoe nilamindamina. Asa manao ahoana daholo nareo Malagasy ao? Misy fantatro vitsivitsy fa dia mitondra anareo am-bavaka e.... tohiny
novalian'i dadasy ny 01/03/2008 16:47
niryna ( 05/01/2008 04:20)
Mamely tahamaina ny takolakao ?Omeo azy koa ny iray!
38 Efa renareo fa voalaza hoe: " Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify" (Eks.21.24). 39 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anao; fa na zovy na zovy no mamely ta... tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2008 05:49
rakapy ( 05/01/2008 03:21)
Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite
Nahoana wa ny fiangonana sy ny fanjakana no mandrara sy manejika ny gay sy lesbien amin'ny lafiny rehetra?... tohiny
novalian'i cutie ny 18/01/2008 01:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6837