Toy ny andron'i Noah

1. LazaDaddy ( 07/01/2008 05:04)
Nanambara i Jesosy fa toy ny tamin'ny andron'i Noah ny fiverenany, ary nanome famantarana be dia be Izy hiomanana sy hiambenan'izay mino Azy.


Raha dinihina tsara dia misy sokajin'olona roa tamin'ny andron'i Noah:

1) I Noah sy ny fianakaviany izay nampahafantarin'Andriamanitra mialoha ny fihavian'ny tondra-drano: - nasainy namboatra sambo fiara - nilazany ny tondradrano ho avy afaka 7 andro - noteneniny hoe midira ao amin'izay :)

2) Ny mpiara-monina tamin'i Noah kosa dia variana t@ zotram-piainana andavan'andro, ary tampoka tamin'izy ireo ilay tondra-drano ka tsy nisy tafavoaka velona na iray aza.

novalian'i prime ny 16/01/2008 15:36
2. cutie ( 07/01/2008 05:06)
de.............
3. LazaDaddy ( 07/01/2008 05:07)
de tratry ny taona aloha i cutie :)
4. cutie ( 07/01/2008 05:08)
samy ho tratran'ny ho avy :)
5. cutie ( 07/01/2008 05:14)
de tohizo @ zay ny fanazavana :)
6. niryna ( 07/01/2008 06:45)
de ...ho tratry ny taona daholo aloha izay mbola tsy voarahaba e :D
ho antsika rehetra dia mila mihomana isan'andro ,mila mivavaka mba ho voavela ny heloka fa ho tonga tampoka toy ny fihavin'ny mpangalatra ,sy toy ny fihavin'ny tondran-dranon'i Noah i kristy ka raha tsy nahabebaka sy namela heloka olona isika dia tsy hiaraka Aminy fa hivarimbarina any amin'ny afo-be.Izay ve no tian'i laza tenenina ? :roll:

7. prime ( 07/01/2008 12:56)
LD> Dia inona no tokony hatao mba tsy ho tampoka ry Laza?
8. Veloo ( 07/01/2008 14:36)
cutie [ Valio ] 07-01-2008 06:06:03
Lohateny : Re : Toy ny andron'i Noah
de.............


dia toy izany ko aky ny andro hihainan-tsika ankehitriny a..:-*

Mitovy @ an'ny andron;i Noah.
9. pissoa ( 07/01/2008 17:02)
LazaDaddy:

Nanambara i Jesosy fa toy ny tamin'ny andron'i Noah ny fiverenany, ary nanome famantarana be dia be Izy hiomanana sy hiambenan'izay mino Azy.


Raha dinihina tsara dia misy sokajin'olona roa tamin'ny andron'i Noah:

1) I Noah sy ny fianakaviany izay nampahafantarin'Andriamanitra mialoha ny fihavian'ny tondra-drano: - nasainy namboatra sambo fiara - nilazany ny tondradrano ho avy afaka 7 andro - noteneniny hoe midira ao amin'izay :)

2) Ny mpiara-monina tamin'i Noah kosa dia variana t@ zotram-piainana andavan'andro, ary tampoka tamin'izy ireo ilay tondra-drano ka tsy nisy tafavoaka velona na iray aza.


Angaha tsy lasa andavan'andron-dry Noah ny fanamboarana ilay sambo fiara sns ... izany hoe samy niaina ny andavan'androny ny olona, fa ny andavan'androny fotsiny no tsy mitovy :lol::lol::lol:
10. xxx ( 07/01/2008 17:08)
Ka raha atao zany fampitahana t@ izany sy izao ohatra izao ny fipetrany e ! t@ andron'i Noa ny ol de nilaza hoe ty rangabe ty koa mirediredy andro tsara be io koa hisy tondradrano aiza izay rano ahatondrakantsika eo efa mirediredy mitsy io , ataovy eo ny sambofiaranao fa zay nde hiaza lambo . De raha ampitahaina @ izao indray de hoe aza mirediredy letsy ralaza a! fa adala daholo izany ireo ol rehetra ireo de ny anla rery zany no marina , ny anlahy baiboly foana ol nge no nanoratra an'io e ! fampitahorana ol foana fa zay refa mino de zay , zay ny anay . Ka asa na marina ihany ny faminanian'iJesosy na ahoana :lol:
11. cutie ( 07/01/2008 17:41)
eny wa ry prime :)
12. cutie ( 07/01/2008 17:43)
veloo
tsy azoko manin no ampitoviana @ andron'i Noah ny androntsika @ zao :)
13. cutie ( 07/01/2008 17:44)
manin tsara ndray le afo be ry Nyrina a
:-d
14. Veloo ( 07/01/2008 18:49)
cutie [ Valio ] 07-01-2008 18:43:02
Lohateny : Re : Toy ny andron'i Noah
veloo
tsy azoko manin no ampitoviana @ andron'i Noah ny androntsika @ zao


fantatr'indry ve alou ilay tatara e?

prime [ Valio ] 07-01-2008 13:56:30
Lohateny : Re : Toy ny andron'i Noah
LD> Dia inona no tokony hatao mba tsy ho tampoka ry Laza?

prime - ny miomana - fantatro tsara ny tiko lazaina hihihiih
15. cutie ( 07/01/2008 18:51)
veloo
fantatro fa t@ zany andro zany nga efa nisy jesoa :)
16. Veloo ( 07/01/2008 21:10)
cutie [ Valio ] 07-01-2008 19:51:20
Lohateny : Re : Toy ny andron'i Noah
veloo
fantatro fa t@ zany andro zany nga efa nisy jesoa


I jesosy efa nisy foana (infiny) aky izy a,
mystere ho antsika ny fisiany voalohany tsy azo eritreretina akory... rehefa tonga any an-danitra dia ho fanta-ntsika daholo ny mystera rehetra...:wink:
17. rabilabila ( 07/01/2008 21:24)
:-D:-D:-D
18. cutie ( 08/01/2008 02:42)
rabilabila koa tsssssssss
veloo
tsy mazava mitsy :?
19. Veloo ( 08/01/2008 02:51)
cutie a hihihihi

I Jesosy aky efa nisy taloha beuuuuu mihitsy a tsy fanta-ntsika ny nanombohany izay ilay atao oe mystere.
mazava ve zay? njy angamba tokony efa ho atory ka ...
lazao ihany raha mbola tsy mazava ary e hihihi

20. cutie ( 08/01/2008 02:55)
ka Noah nga moa tsy mpaminany???
Manin no ampitoviana @ jesosy Noah raha zany???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1446