Toy ny andron'i Noah
21. cutie
(
08/01/2008 02:56)
mbola tsy te hatory akia
mbola mijery six feet under ( mety tsy ho tian'jy io series io :))
mbola mijery six feet under ( mety tsy ho tian'jy io series io :))
22. Veloo
(
08/01/2008 03:11)
otran'ny t@ andron'i Noah ny fiainan-tsika ankehitriny...
Gen. 6: 5-7
Ary hitan'i Jehovah fa be ny faharatsian'ny olona tambonin'ny tany, ka izay fisainana rehetra avy amin'ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro.
6 Ary Jehovah nanenina noho ny nanaovany ny olona tambonin'ny tany, ka nalahelo ny fony.
7 Dia hoy Jehovah: Haringako tsy hisy ambonin'ny tany ny olona izay noforoniko, hatramin'ny olona ka hatramin'ny biby fiompy sy ny biby mandady na mikisaka mbamin'ny voro-manidina; fa manenina Aho noho ny nanaovako azy.
io aky a

24. rakapy
(
08/01/2008 03:14)
Veloo> koa naninoa no notazoniny i Noah? fa nanina raha nanao olona vaovao tanteraka izy de am zay tsy hanenina intsony?
25. cutie
(
08/01/2008 03:15)
eny e
Zay ny fisainany taloha ( testamenta taloha )
Fa niova nge nony natolony jesoa zazakely e :)
ka nahoana ndray no hisy fandringanana :)
Zay ny fisainany taloha ( testamenta taloha )
Fa niova nge nony natolony jesoa zazakely e :)
ka nahoana ndray no hisy fandringanana :)
26. Veloo
(
08/01/2008 03:21)
rakapy [ Valio ] 08-01-2008 04:14:46
Lohateny : Re : Toy ny andron'i Noah
Veloo> koa naninoa no notazoniny i Noah? fa nanina raha nanao olona vaovao tanteraka izy de am zay tsy hanenina intsony
rakapy a io ndray dia tsy aiko ny hamaly azy... rehefa tonga any an-danitra isika dia afaka manontany an'i Jesosy momban'izany - sorry .... hihihih
ka nahoana ndray no hisy fandringanana
matoa Jesosy tonga taty an-tany niova ho zazakely dia ny hamonjy antsika par voie humaine zany raha izay no azo lazaina azy e...ary naharesy izy io izao ny faresena faharoa azon'i Jesosy.
ary hisy ny faresana fahatelo izay rehefa mijanona eto an-tany pendant 1000 ans ilay devoly
Tchao tchao aky a:-*
28. Veloo
(
08/01/2008 03:26)
rakapy a an3 tsy manana za ka... olona otranao tsy dia nande fianarana firy hihihihih:-*
la sa vavy aloha rakapy e...
radem ndray miresaka an:-*
la sa vavy aloha rakapy e...
radem ndray miresaka an:-*
31. Veloo
(
08/01/2008 03:34)
cutie [ Valio ] 08-01-2008 04:26:44
Lohateny : Re : Toy ny andron'i Noah
veloo
misy gay ao anatin'le series mety tsy ho tian-jy hihihihihi
anky vare re hihihihi mazoto mijery ary e
cutie [ Valio ] 08-01-2008 04:27:48
Lohateny : Re : Toy ny andron'i Noah
faharesena fahatelo hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm
ie ny fihaviany fanindroany hihihihi:-*
33. nandrianina1
(
08/01/2008 03:47)
rakapy:
Veloo> koa naninoa no notazoniny i Noah? fa nanina raha nanao olona vaovao tanteraka izy de am zay tsy hanenina intsony?
VELOO:
rakapy a io ndray dia tsy aiko ny hamaly azy... rehefa tonga any an-danitra isika dia afaka manontany an'i Jesosy momban'izany - sorry .... hihihih
satria noah le voafidy rakapy a izy le marina tao anatin'ny maro e!
34. rakapy
(
08/01/2008 03:48)
Veloo> nanotany ianao hoe lahy aho sa vavy? Ny valiny dia .Izaho dia metisy vehivavy. Ny mamako dia vehivavy ary ny dadako kosa dia lehilahy.
35. LazaDaddy
(
08/01/2008 03:52)
prime:Tsara angamba raha fantarintsika aloha hoe inona ny hitranga rehefa miverina i Jesosy.
Dia inona no tokony hatao mba tsy ho tampoka ry Laza?
cutie:Angaha misy mampitovy an'i Jesosy sy Noah? I Noah sy ny fiarahamonina nisy azy no ampitahaina amin'ny fiarahamonina misy antsika amin'ny ankatoky ny fiverenan'i Jesosy.
ka Noah nga moa tsy mpaminany??? Manin no ampitoviana @ jesosy Noah raha zany???
cutie:Andriamanitra dia tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay: marina Izy, masina Izy, ary fitiavana Izy.
eny e Zay ny fisainany taloha ( testamenta taloha )Fa niova nge nony natolony jesoa zazakely e
rakapy:Satria marina Andriamanitra :)
koa naninoa no notazoniny i Noah?
36. rakapy
(
08/01/2008 04:01)
Raha izany voalazanareo izany dia isika mianakavy eto ambonin'ny tany izany dia taranaka tsara ? satria taranak'olom-boafidin'A/tra? ka maninoa no haringana indray?
37. LazaDaddy
(
08/01/2008 04:06)
rakapy> Ary hatrany am-boalohany mihitsy (Adama sy Eva) dia efa nataon'Andriamanitra tsara tokoa isika. Saingy isika no nisafidy ny mifanohitra amin'izay. Ary tsy "isika mianakavy" no "haringana indray" araka ny teninao.
38. nandrianina1
(
08/01/2008 04:11)
rakapy:
Raha izany voalazanareo izany dia isika mianakavy eto ambonin'ny tany izany dia taranaka tsara ? satria taranak'olom-boafidin'A/tra? ka maninoa no haringana indray?
soanjo iray lohasa rakapy tsyilaozan'izay hamarara a!
tsy maintsy misy foana ny voafidy de misy ko ny tsy ho nofidiny satria misy ny taranaka tsra de misy ny tanaraka ratsy
39. rakapy
(
08/01/2008 04:12)
Ka nahoana no isika foana no aringana fa tsy ilay satana voalaza fa fohiben'ny ratsy???
40. LazaDaddy
(
08/01/2008 04:15)
rakapy:io no nahatonga ilay nosoratako etsy ambony rakapy a. Fantatrao ve hoe inona ny mety hitranga amin'i Satana amin'ny fiverenan'i Jesoa?
Ka nahoana no isika foana no aringana fa tsy ilay satana voalaza fa fohiben'ny ratsy???
LazaDaddy:
Tsara angamba raha fantarintsika aloha hoe inona ny hitranga rehefa miverina i Jesosy.