Toy ny andron'i Noah
63. LazaDaddy
(
10/01/2008 09:35)
Tohizo fa mahaliana ra-Laza a... inona avy ilay hitranga rehefa ho avy Jesosy?prime> nandrianina1> ka atombo-tsika amin'ny Testamenta taloha ary sa amin'ny Testamenta Vaovao?
64. prime
(
10/01/2008 10:28)
LD> Mety daholo... :)
fijo:Tsy fanambanian-tena ny fiainan'ny mpino kristiana fa fanetren-tena... samy hafa izany...
lasa atao resaka fanambaniantena ilay finoan ale.isika dia olona mpaota e,isika no nisafidy ny ratsy e,isika no tsy mahay mifidy sns e.rah ato aizany wa ny hiafaran'io finoan aio hialao fa ratsy be
ianao koa:... misy mampitombina azy izany satria Kristy no velona ao anatiny, ary ny momba azy rehetra efa niaranohomboana tamin'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana...
ko takona tanteraka ny maha olona azy ko
65. prime
(
10/01/2008 10:31)

66. LazaDaddy
(
10/01/2008 14:11)
Andao aza atomboka amin'ny teny fankaherezana mikasika ny ho avy :)
"Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia Azy" Isaia 64:3

67. LazaDaddy
(
10/01/2008 14:17)
...namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia AzyAhoana moa izany hoe "tia an'Andriamanitra"? "Tia Azy" tokoa ve isika, izaho sy ianao?
68. fijo
(
10/01/2008 23:43)
Tsy fanambanian-tena ny fiainan'ny mpino kristiana fa fanetren-tena"
ny zavatra ahetry tsy ambony ngamba.ny asandratra no ambony
. misy mampitombina azy izany satria Kristy no velona ao anatiny, ary ny momba azy rehetra efa niaranohomboana tamin'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana.."
dia tena very tanteraka izany ko
laza,za klo tsy mila azy e

74. prime
(
11/01/2008 10:38)
LD> Moa tia Azy tokoa va? fanontaniana goavana...
Tsy mila Azy ianao hoy ianao nefa Azy avokoa ny eo am-pelatananao, na ny ainao aza...
fijo:zavatra tsy ho azon'ise mihitsy izany raha tsy hazavain'ny fanahy... Kristy feno ny voninahiny tany an-danitra nanaiky hidina tety an-tany hamonjy ny mpanota... fanetren-tena izany, nefa tsy milaza ho fahambaniana velively fa mbola vao maika aza Izy nasandratra ho Mpanjaka rehefa tonga tany an-danitra avy natsangana tamin'ny maty...
ny zavatra ahetry tsy ambony ngamba.ny asandratra no ambony
fijo:...very amin'ny inon ry fijo?
dia tena very tanteraka izany ko
fijo:... (tsy i Laza aho nefa valiako ihany)
laza,za klo tsy mila azy e
Tsy mila Azy ianao hoy ianao nefa Azy avokoa ny eo am-pelatananao, na ny ainao aza...
75. fijo
(
11/01/2008 21:47)
ka le kristy ani etsy mety manazava rah amisy fanazavana e.aiza ary lery?????
very amin'ny fiarahamonina ko
asio foana hoe aminareo mpino di aazy ny fiainanareo.hoanareo io fa tsy hoanay

76. nandrianina1
(
12/01/2008 02:50)
LazaDaddy:
...namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia AzyAhoana moa izany hoe "tia an'Andriamanitra"? "Tia Azy" tokoa ve isika, izaho sy ianao?
laza> tena tsy sahiko ny hilaza we tena tia Azy ve za na de satriko aza satria tsy tanterako ny we "zay tia Ahy de mitandrina ny didiko":(
prime> dakaoro 100% @le goavana
77. prime
(
16/01/2008 07:19)
fijo:... Mpaminany, Mpitory teny, Iraka maro no manerana izao tontolo izao, nirahan'i Kristy hanambara ny vaovao mahafaly...
ka le kristy ani etsy mety manazava rah amisy fanazavana e.aiza ary lery?????
Na hiseho aminao mivantana aza Kristy rehefa tsy hino ianao dia tsy hino mihitsy... tsy misy tsara afatsy ny miverina ao Aminy, sy manaiky ny handray Azy dia ho hitanao Izy...
Aleo very amin'ny fiarahamonina nefa voavonjy ka hiaina mandrakizay eo anilan'Andriamanitra toa izay mahazo ny fiarahamonina nefa ho very mandrakizay...
Ny fiainanay, ny ahy aloha tokoa, mpino kristiana dia Azy ny fiainako, marina izany ary ny aiko koa dia Azy... fa tsy ny ahy ihany, fa ny an'ny olombelona rehetra dia an'Andriamanitra avokoa ny ainy, tsy ny fiainany tokoa angamba fa ny ainy kosa dia an'Andriamanitra... mifandrohy akaiky amin'ny fanahy ny aina mba tsy itenenana hoe iray ihany... ka io aina io mihitsy no mahasaropiaro an'Andriamanitra satria Azy io nefa hiara-ho very any amin'ny helo miaraka amin'ny tsy tia izany aina izany, any amin'ny Satàna...
78. LazaDaddy
(
16/01/2008 11:42)
fijo:Ny fihevitr'ise no mety mahatonga an'ise miteny izany. Fa ny marina dia mila Azy "en permanence" ise, eny fa na ny fofon'ain'ise aza dia eo am-pelatanany.
laza,za klo tsy mila azy e
Isaorana ny Anarany fa manam-paharetana Izy!
79. tontavao
(
16/01/2008 12:35)
Na ho avy i Kristy na tsy ho avy tsy olana aminay izany fa efa miavaka anie isika manomboka ety ambony tany é. Ianareo mpiangona fa izahay tsy mpandeha any. Ka inona no olana raha ho avy izy ; Izahay tsy nanaraka azy hatramin'izay tsy miaraka aminy( antapitrisany maro io fa tsy vitsy akory).Ianareo mpiaraka taminy hatramin'izay miaraka aminy any dia vita.
Izaho aloha tsy ho any satria tsy inoako izany fa ianareo mpiangona ireo mba firy moa no ho any é.
Efa ela koa ny nahenoako hoe: MIBEBAHA FA EFA AKAIKY NY FANJAKAN'NY LANITRA- HISY FAMBARA MIALOHA RAHA HO TONGA AHO......
Tantara marina ity:
-nisy olona nadairan'ny fampianaranareo diso tafahoatra dia nino tokoa: Nisy nilaza taminy fa amin'ny 2000 no fara andro, toy izao sy toy izao ny fambara, dia niseho tokoa ary ity lazaina fa hoe fambara ity. Vokany: namidin'ilay olona ny fananay rehetra dia avy eo nomeny ny olontiany dia namono tena izy. Betsaka koa no tsy niasa namboly tamin'io fotoana io fa hoe ho avy ny fara andro. MAMPALAHELO;
Ka mba ataovy amin'ny antonony ny fampianaranareo fa misy tsy mahatakatra ny ataonareo . Misaotra

80. prime
(
16/01/2008 15:36)
tontavao> ho vitsy tokoa no ho any, na ny tenin'Andriamanitra aza manamarina izany ambaranao izany araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Kristy :
"Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina." Matio 22:14
Io tantara nambaranao io dia efa mpitranga, ary ny toa ireny indrindra no antony amerenana mandrakariva fa mila miambina ny mpino...
Fa ny resaka tian'i LD ahatongavana eto (ahitsio aho raha diso) dia ilay fiainana mandrakizay miandry... mandrakizay fa tsy 70 taona na 80 taona na 100 na 1000 fa mandrakizay, tsy hisy ierehana intsony, tsy hisy ibebahana intsony, tsy hisy fiantsoana intsony ka sao dia mba androany ry tontavao no mba tsara itodihana fa mbola misy ny fotoana... averiko indray, fiainana sy fiadanana anie no iantsoana anao fa tsy hoe manatona an'i Kristy dia hijaly ianao e...